MADAGASIKARA TANINDRAZAKO

1. 08051972 ( 09/09/2007 10:45)
Nanadalo teto @ faritra misy anay ny pmilalao rigby malagasy!Nisy eritreritra nandalo tato andohako hoe tena toy izao tokoa ve ny Malagasy? Tsom-pianana,tia fihavanana,sarika!Na dia tsy manana na inona na inon'aza dia mitsiy sy mihira!Nahôn'ary no ilazana fa mahantra izy ireo?
2. fasaly ( 09/09/2007 10:53)
amin'ny ladin'ny toe-karena sy ny fari-piainana angamba no ilazàna kosa an'i madagasikara sy ny malagasy fa mahantra......:-P
3. ikaretsaka ( 09/09/2007 12:23)
Misy Tenin'i Mompera pedro indray mande izay manao hoe

j'ai connu des pauvres, très pauvres, qui se sentaient heureux alors qu'ils
ne mangeaient qu'une fois par jour. Ils avaient atteint un niveau spirituel beaucoup plus élevé que le mien. Ce n'est pas facile de savoir qui est pauvre.
Certains nantis sont pauvres dans leur coeur, dans leur corps, par leurs limites diverses. Certains pauvres ont besoin d'être traités durement afin de s'éveiller. Etre dur, avec amour, comme les mystiques,te permet de répondre
avec sensibilité et en vérité.
4. dadie ( 09/09/2007 13:10)
dia tsy manana na inona na inon'aza dia mitsiky sy mihira

tena marina mihintsy zany ,ra oatra ka avy manao vakansy any dago ka mande metro ao paris avy eo tena grave b fa ny ol mivandravandra sy mifampijery daolo na matory ,oan'ireo zay mipetraka any alo d tsy aiko na mahatsikaritra anizany fa aty aminay tsy misy metro d zay no ita avy miala any am tanindrazana
fasaly> mahantra aona aki tsika am toekarena ,ao amintsika ny harena rehetra ko ,fa aondrana aty ivelany ,zany oe ny tany sy ny tompony no mahazo fa tsika mpijery fotsiny ihihih:-*
5. naritsimba ( 10/09/2007 05:56)
Raha mba misaina kely fotsiny ny mpitondra ny firenentsika malagasy dia tsy toy izao isika, saingy indrisy fa mbola manjaka ny fitiavan-tena sy ny fitiavam-bola ka akory atao.
Manankarena ara-toekarena isika fa saingy mahantra ara-toe-tsaina na dia ireo milaza azy fa mpivavaka aza, na ho ela na ho haingana tsy maintsy hisy ny fiovana, Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andriko ihany.
6. naritsimba ( 10/09/2007 05:58)
Misy mpitondra eto amintsika nahavita niteny mihitsy hoe: Ny fivavahana no mampahantra anareo toy izao. Dia variana ny tena nahare izany, asa aloha izay ao an-tsainy e! fa hoy aho hoe: izany ve no mpitondra????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0783