fanavaozana taratasy Carte d'identité
1. diamondra27
(
08/09/2007 06:42)
toa hoe : niova hono ny fanavaozana ny CI @zao fotoana fa mila manana ilay certificat de naturalisation vao afaka manavao ny CI indray @zao fotoana. Izay tsy manana an'io zany de tsy mahazo, efa nande t@ TF1 hoe zany t@ lundi fa za tsy nahita.
De inona no tena but an'izany araka ny hevitrareo?
De tena marina tokoa ve 'zany?
De aiza no angatahina an'zany?
Eny fa na ny zanaka raha vao hafa firenena fotsiny ny iray @ RAD fa tsy frantsay daholo de tsy maintsy manaraka io fitsipika io ndray hoe.???

novalian'i diamondra27 ny 16/09/2007 18:41
2. fasaly
(
08/09/2007 07:05)
euh! dia raha tsy mahazo ilay CI dia inona inzany no solony ry diam....hoatran'ny hoe tsy manana CI ve izany????izany hoe tsy manana paps....?
3. Fiffi
(
08/09/2007 07:17)
ny antony de satria efa navadika ho "cartes nationales d'identité sécurisées io.....
Modifié par Décret n°2007-391 du 21 mars 2007 art. 3 (JORF 23 mars 2007).
Le ministre de l'intérieur est autorisé à créer un système permettant la fabrication de cartes nationales d'identité sécurisées et la gestion informatisée desdites cartes. Ce système est conçu et organisé de façon à limiter les risques de falsification ou de contrefaçon des cartes. Il ne peut être utilisé qu'aux fins ci-après io ny but-ny.....sy koa ity.....
3° Permettre aux services de police et de gendarmerie ainsi qu'aux services de renseignement du ministère de la défense d'exercer la faculté qui leur est ouverte à l'article 9 de la loi n° 2006-64 du 23 janvier 2006 relative à la lutte contre les faux papiers et de contrôle de l'identité des personnes, notamment à l'occasion du franchissement des frontières
(miala tsiny fa tsy ho voadika am teny gasy)

4. diamondra27
(
08/09/2007 07:36)
Fasaly: ye de lasa sans paps zany e
fiffi:misy mahatsara azy @zay de tsy afaka manao faux paps nefa koa aiza no angalàna le certificat?
de na ny taranakao koa ange mbola angatahina le certificat nefa we teraka teto france, sady vazah ny 1 @ RAD :roll:
le vevavy 65 ans italiana, nipetraka teto FRANtsa foana hoe, de nangatahina an'io ; de nisy zany lhl zany koa de tsy nahazo CI fa tsy nanana le certificat e!
de ahoana ndray zany le fangatahana atao any nantes reny? mbola valable ihany sa tsia, sa efa niova koa?

5. fasaly
(
08/09/2007 08:03)
diamondra: me enjana izy izany an!:?
ny aty aminay ndray klou mbola tsy amany loatra...fa tsy maitsy ovaina irony carte electronik irony na mbola manankery lavitra be aza ny taona tokony hanoloana azy....

7. fahamarinana
(
08/09/2007 09:14)
diamondra27:
Fasaly: ye de lasa sans paps zany e
fiffi:misy mahatsara azy @zay de tsy afaka manao faux paps nefa koa aiza no angalàna le certificat?
de na ny taranakao koa ange mbola angatahina le certificat nefa we teraka teto france, sady vazah ny 1 @ RAD :roll:
le vevavy 65 ans italiana, nipetraka teto FRANtsa foana hoe, de nangatahina an'io ; de nisy zany lhl zany koa de tsy nahazo CI fa tsy nanana le certificat e!
de ahoana ndray zany le fangatahana atao any nantes reny? mbola valable ihany sa tsia, sa efa niova koa?
:arrow:Ny certificat de nationalité raha efa vazaha hatrizay sy teraka tany dago dia any nantes no angatahana,ny vao vazaha taty aoriana ka nahazo io Natinalité io par voie mariage dia any am tribunal zay nanome azy an'io no alaina ny certificat fa tsy any Nantes,ny zanaka teraka teto ndray dia ao am tribunal am ville nahaterahany no mangataka azy dia miaraka am acte de naissance sy ny livret de famille ,etc... aleo mi-tel momba ny papiers nécessaire sao diso eo aho.Fa ireo aloha no haiko hatreto.Tsara aloha no ananana foana ny certificats de nationalité sy naturalisation an-tanana na dia tsy hanao C.N.I aza satria miova foana ny lalàna dia manahirana (l).
8. diamondra27
(
08/09/2007 17:08)
fasaly: ye, tena henjana be; mila makatsy makeroa
fahamarinana: misaotra anao namaly fa efa be de be ireo voalaza ireo ka
fiffi: misaotra koa akia nilaza ny antony an!

9. karinah
(
09/09/2007 12:43)
mahagaga koa izany vhv lazain'i Diamondra27 izany hoe mila nanana CI frantsay, efa niove efa oviana koa ny lalàna? ny eropeana rht tsy mila mangataka séjour intsony!8O
10. karinah
(
09/09/2007 12:44)
sa carte de résident ny tinao ho tenenina, ..raha izay de hadalàny ny azy!:lol::o
11. diamondra27
(
09/09/2007 13:18)
karinah:nanana CI frantsay le olona de lany daty, de tokony ovaina. Tsy carte de résident akory ka!
de zay ndrindra no anaovako le dinika satria te-hahalala za we fa ahoana , inona ny but @ le izy.
De voalaza zany fa refa tsy afaka manavao ny CI-nao ianao de tsisy paps , tapi-dalan-kaleha satria refa manao démarche de mila CI foana hatraiza hatraiza.
De makany @ tribonaly zany maka le certificat e!
merci ho an'n mpanoro hevitra:-*

12. boubounezy
(
09/09/2007 13:19)
karinah carte d'identité française no tiany diams ho tenenina:roll:
13. boubounezy
(
09/09/2007 13:22)
karinah ra carte résident ny andry dé tsy aiko ny momba aninazay fa aleo alou amaly any diams kely za!:-P
14. boubounezy
(
09/09/2007 13:34)
diams manao demande any @ tribunal d'instance any nante njy na certificay ne nationalité na naturalisation zany.:-*(l)
15. boubounezy
(
09/09/2007 13:46)
diams io ny lien
https://pastel.diplomatie.gouv.fr/dali/default.htm

17. diamondra27
(
09/09/2007 21:10)
karinah: ny ahy zao @ herintaona no ho lany de ho hitako eo ze lazaindry zalahy
18. boubounezy
(
09/09/2007 21:29)
diam karinah ny anah rampitso zao dé lany nefa za tsy mbola nikarakara dé aona ndray ny ataoko @zany?:-P