Glou

1. Fiffi ( 07/09/2007 05:36)


[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/BALLOO%7E1.GIF[/IMG] de ho tahian'Andriamanitra lalandava ! :):-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:37
2. fasaly ( 07/09/2007 05:38)
bonnannif glou zany de manaova fety sambatra e! :-*
3. mamzelkely ( 07/09/2007 05:59)
bonannif glou de aza adino ny gateau anay aaa bizz de mirary soa bdb de araraoty ity andro androay ity fa anao ;) :-*:-*:-*:-*
4. ftma ( 07/09/2007 06:05)
joyeux anniversaire glou, mirary soa sy fahasalamana
aza adino ny anjarako @ le gateau :-*
5. glou ( 07/09/2007 06:52)

dia misaotra betsaka nahatsiaro dia samy ho tahian' Andriamanitra daholo isika rehetra hiriaria ato @ ity serasera ity dia hitohy hatrany ny fifankatiavana efa misy, mankalaza eh,=((=((=((
6. loula ( 07/09/2007 07:01)
Bjr!
Salama e! mino aho fa ohatrizay koa ianao io an!
Maneho fisaorana be dia be tamin'ilay vacances tany M/GA e! ny fikarakaràna rehetra...sns..., sitraka enti_matory e! valiana rah mahatsiahy.
Ny hany ambarako kely dia mba lazao izahay sy Fanja (JAFA no pseudo_ny)rah mba misy hetsika any aoriana any...Misaotra mialoha.
Eny ary e! dia mazoto ianao an! bon week_end ô!
Mandram_pihaona ô!
LOULA.
7. loula ( 07/09/2007 07:08)
Eto zah vao mahita kay moa anniversaire_nao?
BON ANNIVERSAIRE e! dia tongava @ izay irian'ny fonao e! miray ny soa sy ny tsara hoanao, ary hotahian'ny Tompo hatrany.
LOULA.
8. bimanoa ( 07/09/2007 07:12)
bon annif Glou d mirary soa idd e ! :-*
9. sipagasy ( 07/09/2007 07:27)
arahabaina er! ary ho tratra antitss ihany koa hifanantitss @ zanaka sy ny zafy ho avy koa hihih:-*

10. ari.malala ( 07/09/2007 07:45)
bnanif glou d ny gatô ako entina am 22 ;) solonle tsikri hahaha:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. mamzelkely ( 07/09/2007 08:10)
nenahko ento am 22 ny anjara gatô :°)
12. ravatorano ( 07/09/2007 10:12)
arahabaina enao raprezy ah
bonaniverisera e
d mirary soa hatrany e
d rovina no fotoana ?????
:roll:
13. mihanta ( 07/09/2007 10:47)
arahabaina tratry ny fety glou !
ho tanora lalandava arahin tsiky sy fitiavana be dia be.
horoscope vierge glou!:-*
14. ravatorano ( 07/09/2007 10:48)
arahabaina zany nahatratra ny faha roapolo taonanao ianao e dia mirary anao hahtratra ny faha sivy folo taoana ihany koa e
=D=D=D=D=D
^:^^:^^:^^:^
15. tywa68 ( 07/09/2007 11:02)
bon anniv glou ! dia mirary soa bdb e ! :-*
16. lanto ( 07/09/2007 11:39)
Boônaniversera Glou! De glou de glou de glou :-):-*
17. tywa68 ( 07/09/2007 12:55)
Lanto : ary @ ps hiraina no tokony asiana an'io :lol:
18. lanto ( 07/09/2007 12:57)
tywa> eny tokoa :D
19. Samoana ( 07/09/2007 13:31)
tchin tchin glou glou clap clap sera sera:wink:
20. Ralay ( 07/09/2007 14:06)
De arabaina lesy zany ry bandy akama milay dia ataovy milay ny fety e.Mbola hiverina in-80 io e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0971