Glou

21. ravinalah ( 07/09/2007 14:10)
Dia arahabaina tratran'ny tsingerintaona nahaterahana e . Angaha tsy azo naroso alohaloha ilay izy dia natao betsaka ny fety tany Mahajanga e ? Dia ho tratran'ny tsingerintaona mitsingeringerina indray e . Dia misaotra tokoa aloha tamin'ny fikarakarana tamin'ilay fitsangatsanganana tany Mahajanga e .
22. Papoose ( 08/09/2007 02:48)
glou glou glouu!!
aiza ny vorontsiloza anaovana arozazy oooohhhh!!!
bon verser bo verser
23. Fiffi ( 08/09/2007 20:39)
champagne ve zany glou glou glou zany ? :-D:-D
24. dadie ( 09/09/2007 10:17)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]

joueyx anniv glou d ba betsaka
dadie
25. mbaliana ( 10/09/2007 09:01)
glou> bonne annif dia mahazoa zay iriana rehetra sy fahasalamana tanteraka e...:-*:-*
26. dadie ( 10/09/2007 12:10)
27. sasa ( 11/09/2007 04:25)
bon annif i glou na d tara aza za hi hi hi hihi mirary soa foana :-*:-*:-*:-*
28. sarobidy ( 13/09/2007 11:22)

kaii tara b v e a?
Arabaina eee, lavà anjo iainana raprezy aaa!
:-*
29. Fiffi ( 15/09/2007 07:37)
de efa voazara ve le gatô ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3038