tsaramaso

1. diamondra27 ( 01/09/2007 08:19)
miarahaba sy faly mahita anao eto @ forum ary manaja anao.^:^^:^

Nanao dinika ho anao aho satria mahatsikaritra fa rehefa mamaly ato @ dinika ianao dia toy ny manome fanafitohina izany foana, tsy amiko aloha .
Fomba fijeriko anefa izany mety tsy mitovy @ fijerin'ny hafa. Koa mamelà ahy ianao raha diso aho fa ataoko angamba fa mba tsara ny hisian'ny bonne ambiance rehefa manao dinika fa tsy lany fotoana @ zavatra tsy mampandroso.
Mba fangatahana moa izany ny ahy.
Ianao no tompon-tsafidy @ toetranao sy izay ataonao
Kanefa hoy aho hoe: tsaratsara kokoa raha teny mahasoa ny aloakan'ny vava asa anefa...

Tsy voatery hitovy daholo moa isika rehetra fa samy mamoaka ny heviny avy , izay no maha-forum ny forum nefa na izany aza dia mba asio fieritreretana ihany ho an'ny sasany zay tsy afaka mandeha eto @ internet matetika fa any @ cyber, de tsy afaka manararaotra izy

ny forum amiko dia ifampitadiavana sy ifanakalozan-kevitra @ be sy ny maro.

misaotra anao
novalian'i nihary ny 13/09/2007 17:52
2. boubounezy ( 01/09/2007 13:43)
mba magaga zany fampianaranao oul zany ry tsaramaso! ny teneneo alou jerena vô ny hafa fa ny fanafitoinana ataonao @ oull tsy itanao akory ra tsy ianao v iteny2 fona @ oull tsy maninn anao wé mitapy??? marihiko nefa fa tsara b lé fifonanao @ diamondra27!!! d toizo fona ny otrizany fa tsara!
3. boubounezy ( 01/09/2007 13:46)
azafady diamondra 27 fa tsy enao no lazaiko io an! efa lasa nifamadika lé maso é!:-o(l)(l)(l)(l)(l)(l) diam!
4. patrick2002 ( 01/09/2007 17:42)
Mba mahagaga indray izany dinika izany .mampametraka fanontaniana hoe: Moa ve ireo mpananatranatra no tena mba filamatra:?::roll::roll:
5. tsaramaso ( 01/09/2007 19:36)
endrey e!!! antson'ny fo ?! ontsa ny foko !!!

diamondra27 mba miana-kendry, i boubounezy botrefona mbola tsy misaina loatra ihany ary mahakely fanantenana, ary i patrick2002 no mahita an'izay sahaza an'izy roa ...
6. karinah ( 01/09/2007 23:05)
tsaramaso: aoka izayyyyyyyyyy!!! efa oe mamélà "we!!... ^^
7. dadie ( 02/09/2007 06:31)
:oops:

menatsa b za so mahazo eto koa
8. xxx ( 02/09/2007 19:16)
=))=))
9. boubounezy ( 02/09/2007 19:27)
tsaramaso mba mora2 é! fa d naninn anao lotra za na ny namako? ita b lotra lé felonana fa mba endry ry mpiseo hedry a! za tsy manantena anao akory sanatry! elao lavitra za ra hendry enao fa tsy @ zé dinika na resaka idirako retra d enao eo arina manenjika anah fona. TENA FIALONANA NY ANAO FA MAZAVA HO AZY B ITA B MINTSY!
10. boubounezy ( 02/09/2007 19:29)
karinah maméla azy @ aona kou? zay nga nipovoky anio tsaramaso io? sô d nareo no tokony avela heloka? MISAINA TSARA FA AZA MISOLELAKA OTRANY PELAKA EO TY NJY!!!
11. boubounezy ( 02/09/2007 19:30)
dadie inn ny mamenatra andry eo kay??? omeo sakay aty v? sô d mba tsy enao ary io?:-P:-o
12. boubounezy ( 02/09/2007 19:32)
dadie lazao kely anio tsaramaso io wé! iza raboubounezy d aona tsara ny tena izy @? ra sa kou alou ndry é!:lol:
13. dadie ( 02/09/2007 19:35)
bbnz> so d tsy za v i dadie? lol dry ty an :-P:-*
14. fasaly ( 02/09/2007 20:35)
boubounezy:

karinah maméla azy @ aona kou? zay nga nipovoky anio tsaramaso io? sô d nareo no tokony avela heloka? MISAINA TSARA FA AZA MISOLELAKA OTRANY PELAKA EO TY NJY!!!

:-D:-D:-D:-D:-Dmapmé ahy lay filazandry hoe pelaka ry bbnz:-D.....zao ary lay hoe direkta ah!milay ka!:^)

15. diamondra27 ( 03/09/2007 06:38)
tsaramaso: manao ahoana indray etc...
ny zavatra tsapako aloha raha araka ny famalinao @izao dia hita fa tu en veux le monde entier, asa na naninona ny fiainanao, na nisy zavatra tsy zakanao tany ho any dia aminay sy boubounezy no hanalànao ny mavesatra sy any @ fivavahana sy dinika hafa.
Amiko manokana aloha dia tsy mampaninona ahy sy tsy mampiova ny fiainako izay lazainao fa miteny zay ao anatin'ny saiko aho.
Indraindray manko rehefa misy zava-manjo tsy tanty @ fiainana dia raha mahita zavatra similaire @iny de lasa romotra sy mahateny tsy fiteny sy manao fomba fiteny tahaka anao izao, donc matoa ianao mamoaka izao fomba fiteny izao de mila libéré-nao ny colère-nao ao anatinao, vas- y vide ton sac ...

Tous les faits et gestes sont communicatifs; ao ny mikikika, ao ny mitelina alahelo , ao ny violent ao ny provoc de anjaran'ny olona en face-nao no mi-interpèter ze tianao lazaina =====> de ny ahy zany de io voalazako etsy ambony io

16. diamondra27 ( 03/09/2007 06:44)
maninona ny olona 1 tia mi-provoquer?

Satria te-hohenoina izy,
te-hiteny izy hoe: mba manana zavatra tiana ho lazaina aho fa tsy henoinareo de aleo provoque-na ny manodidina pour attirer anazy hoe j'existe, pour se faire remarquer.




17. Angie ( 03/09/2007 07:41)
tena miombon-kevitra feno @ diams alou zah e.

tsaramaso> dia mirary soa raha misy tsy mamely @ fiainanao dia tsarovy fa mbola misy pire noho izany ny an'ny hafa koa dia mahereza.

18. fasaly ( 03/09/2007 11:55)
zà kou miombokevitra am diams, zay lay fanaondry zareo te ho se faire remarké tokotrany:-D
19. boubounezy ( 03/09/2007 12:03)
fasaly=))=))=))=)) efa itanjy atramizay bbnz refa provôkéna fa mamely direkta satry bbnz tsy ty mpétsaravelatsy reny kia!:-D:-D:-D:-D
20. boubounezy ( 03/09/2007 12:04)
ok diams!:-*:-* miombona @njy dôly zay:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733