tsaramaso

21. fahamarinana ( 03/09/2007 12:49)
:arrow:Diam's,laisse tomber aky a,vao maika faly be izy fa atao sujet de conversation manokana e,aleo ignorer-na fontsiny fa mbola betsaka ny olona hafa mahafinaritra sy azo hi-partager-na zvtr be dia be ato e sady mahay mifampizara koa :zay lay tena tadiavina fa tsy fitiavan-tena sy fitsikeràna zay resaka avoakan'olona rehetra toy ny ataony io,very fotoana aminy eto isika e,sa ahoana hoy ndry? (l)
Tsaramaso :aza manam-be e
22. diamondra27 ( 03/09/2007 13:09)
fahamarinana: ny marina tsy mba maty
ekena akia a!
Angie,fasaly, bbnz: misaotra anareo mi-comprendre ny tiako lazaina
de misaotra an'i wooda ihany koa le atsy ambadika

le olona mba te-hi-surf nefa tratran'ny delestage sy connexion lente ary asiana fitsekeràna tsy mamokatra sns no mampalahelo

asa na le tsaramaso tary @ wanadoo aloha io fa toa misy miteny sy mitady azy we tsy hita intsony "tsaramaso" ===> dinika any @ informatika aloha no nahitako azy.
Tsy te-hiditra lalina @ le resaka aho fa mba nijery zavatra hafa no nandehanako tany kanjo sendra zay sujet 'zay aho.

patrick2002: dia faly mahita anao eto indray
23. tsaramaso ( 03/09/2007 14:26)
hahaha !!! misy mikaroka mafy an\'i tsaramaso hatrany amin\'ny faran\'ny tany zany le !!!!! mitady hiforona ny tsaramasologie diamondreienne27 ??!!! tssss!! ôka oa fa tsaramaso mbola tsy te ho vedety e !!!!

Ary le psy fôpla ??!!!! tonga de terena be fotsiny zao ho reaction passive hono ny zavatra retraretra !!!! ko raha tsy otran\'ikala ity daoly ny olona ko !!!!

i boubounezy @zany na de soratra 1/2 andalana aza mbola tsy azony ihany !!!!! tssssssss !! de aona ndray zao ozizy karinah ??!!

Fa iza hoa no noprovoken\'i tsaramaso e ??!
- boubounezy somary brainless ve ????
- diamondra27 tsy mahay ny kilaoty sahaza azy ???
- i dadie renitetaka ???
- i fasaly boubounezy-like ???
- sa i fahamarinana sy angie boloky mpanara-kefa ?????!!
- sa nisy bandy nitady sipa intelligente tany kanjo ny maivan-doha no mibahan-tsehatra ???!!

raha misy provoké eo de miala tsiny fa tsy i tsaramaso zay fa ny zavaboariny ihany !!! hahahaha
24. boubounezy ( 03/09/2007 15:36)
tsaramaso ary maninn no i vale sisa no tsy votanisanao???? vale nefa lé namako aleo alou za ieritreritra kely @zany fa misy tsy mazava.:idea::idea::!:
25. tsaramaso ( 03/09/2007 15:40)
hahahaha!!! loza inona re ity ??!!!! ampio an'izany vale zany ndray hono !!!! hahahahahaaaaa
26. boubounezy ( 03/09/2007 15:49)
fa aona zany ny ma loza anizany ra i vale no lazaiko fa namako? sô d mba tsy enao ary io??:roll:
27. sitlo ( 03/09/2007 18:03)
Io ndray nge ry zareo, hozy ny vazaha izay, stupid is as stupid does.
Arakaraky ny anaovanareo dinika eto no mahafaly azy.
28. xxx ( 03/09/2007 22:17)
yes! ary marina ny nolazainy na dia heverinareo ho stupid aza fa ny marina marina ihany an! ha! han!!!
29. xxx ( 03/09/2007 22:18)
te hanontany azy eo koa! nihinana ny tsy zaka angaha sa???:?::roll::P:-D:-D:-D
30. dadie ( 04/09/2007 18:56)
- i dadie renitetaka

so d rainidedaka no tianao tenenina ,tsy maninona mitsy ka milay beuuuu
31. xxx ( 04/09/2007 19:04)
bbnz> i karinah koa aki tsy ao a ,domazy tokony jeren'ny mpiandraikitra akaiky ny ps i tsaramaso lol
32. xxx ( 04/09/2007 19:05)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 03-09-2007 20:03:32
Lohateny : Re : tsaramaso
Io ndray nge ry zareo, hozy ny vazaha izay, stupid is as stupid does.
Arakaraky ny anaovanareo dinika eto no mahafaly azy.

inona no idiran'i raitay am zany
33. xxx ( 04/09/2007 19:06)
ny tsaramaso koa afaka manao xxx fa so everinareo fa vendrana zaaaaaaaaaaaa,stupida a stupida
34. tsaramaso ( 04/09/2007 21:50)
hahaha!!! tairo ny tsabo sivy e : iza @ ireo xxx ireo no tsaramaso àry ???!!!!!!! tsssssss !!

Fa tsy vendrana ihany elah satria mahatsiaro tena fa tena vendrana marina tokoa !!! haha!!

Ary iza io mitady hiantso mpiandraikitra hanao tsaramasologie io ndray ??!!!! hahaha!!!!!!! nandamoka ny an'i diamondra27 ngah ??!
35. xxx ( 05/09/2007 14:31)
katsaka ,tsaramaso,voanjobory,voa-maina poakaty daholo ireny rehetra ireny.Mampandefa rivotra moa?
36. xxx ( 10/09/2007 07:21)
mahagaga le voanjavatra an ?

vao 1 volana nisoratra anarana de mazoto be mandray anjara @ filana ady tsy misy motif @ ankizy efa ela no teto. Diamondra, boubounezy, karina, dadie de avy eo fasaly... mampatsiahy ahy an'ilay olona izay izay tsy tia ireo ankizy ireo koa :roll::roll::roll: fa izy moa efa nanao veloma hono ;-)

tsaramaso vao tonga de efa manan fahavalo maromaro sahady 8O8O8O8O

marina akia ry diams fa fihetsik'olona frustrée mafy @ fiainana izany a !

37. dadie ( 10/09/2007 12:23)
mampatsiahy ahy an'ilay olona izay izay tsy tia ireo ankizy ireo koa

ihihih ze nataoko teny tsy tsaroana na niadivako tato d aoka iteny zany ato fa tsy itako ze ol tian'i xxx tenenina ka ahiahiako amizany

ahhhhhh ok ol iray vavy mahatsapa tena izy ra maita ti soroatako ty , nalaina namana aho d nosakanany avy eo ,sa mety ao aminio liste voatonona ireo iany izy fa niova ps fotsiny?
38. dadie ( 10/09/2007 12:26)
mampatsiahy ahy an'ilay olona izay izay tsy tia ireo ankizy ireo koa

ihihih ze nataoko teny tsy tsaroana na niadivako tato d aoka iteny zany ato fa tsy itako ze ol tian'i xxx tenenina ka ahiahiako amizany

ahhhhhh ok ol iray vavy mahatsapa tena izy ra maita ti soroatako ty , nalaina namana aho d nosakanany avy eo ny antony izy irery no mahalala zany ,sao d tsy niala ato izy fa niova ps fotsiny?
39. boubounezy ( 10/09/2007 14:04)
marina ny any xxx.^:^
40. boubounezy ( 10/09/2007 14:08)
dadie iza ndray kia zao manadala andry zao a? katsak'é! tsaramaso é!ary ny voanjobory mampatory nga tsisy kou???:-D:-D:-D:-D dadie aza raraina lé nanao anjy anizany zany fa ny teny tsy tsarona tsy maintsy misy @ olombell.z torofou mpamosavy:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1185