mba te hiteraka

1. xxx ( 30/08/2007 14:36)
Tanora otran'ny tanora sasany ihany ny tenako taloha.Voan'ny tsy nampoizina aho dia voatery nanala zaza .In-efatra aho tratran'io cas io.ny voalohany aho dia natao aspiration tany @ hopitaly mihitsy ary ny ambiny moa dia nihinana anilay fanafody citotec iny.
Efa niova tanteraka aho izao.Ny tiako anontaniana dia betsaka ny olona milaza fa refa nanala zaza imbetsaka dia tsy miteraka intsony hono.Marina ve izany?
novalian'i radotax ny 26/01/2008 06:06
2. menalamba ( 30/08/2007 17:39)
Andramo indray aloha dé eo ianao mahita izy....:^)
3. booboo ( 30/08/2007 17:44)
Rehefa manala zaza "matetika" a, dia miha-manify hatrany ny tranon-jaza dia mahatonga FC.
Dia koa "tadidin"'ny utérus koa hoe isaka ny zao SG dia "niala" izay foetus nentiny, dia rehefa bevohoka @ zay lay vhv dia "avoakan'ilay utérus" ilay foetus rehefa manodidina² ny SG mitovy t@ taloha (cf. ny momba ny mémoire du corps)

Ny tena tsara dia manatona gynéco dia manao examen ahitana hoe manakory ny ao anaty ao sns...

Dia ho an'ireo zay mieritreritra ny hanao IVG a, tsy "act annondin" tahaka ny manatelina aspirine io e ....
4. sakaizakely ( 30/08/2007 20:12)
eka ouz:wink::wink::wink:

booboo:
Dia ho an'ireo zay mieritreritra ny hanao IVG a, tsy "act annondin" tahaka ny manatelina aspirine io e ....


na nivaquine :°)

5. Missie ( 31/08/2007 12:15)
xxx> avereno njay lé recette njykou talou kounian :)
6. xxx ( 31/08/2007 13:44)
Missie:

xxx> avereno njay lé recette njykou talou kounian :)



in le recette?
7. Missie ( 31/08/2007 14:20)
xxx> ka eo jyja tsika zaoo za koa tsy mahalala kouuu:(
8. ikaretsaka ( 02/09/2007 22:11)
ataovy @ le firaisana naha bevohoka taloha ko!
9. watafon ( 10/09/2007 15:41)
xxx : tsy voatery hoe tsy afaka hiteraka intsony njiko k ! fa ny riska no misy e ! fa alohan'ny hiterahana aloha dia manatona gynéco mba hijerena ilay tranonjaza oe ara-dalàna v izy ao ! raha aspiration indray mande ftsn aloha tokony tsy hampaninona azy e!
Missie : mitady recette ndray an ! :-D:-D
10. Missie ( 10/09/2007 21:20)
watafon::P Poika za azany tsy tady recety koa! de sanatsia veuh isy recety tenda ny resaka fiterahana=))=))=))=))
11. watafon ( 11/09/2007 04:48)
Missie : iza no mahita kou ! :-D:-D kou njy aza manotany le recety teo nge e!
12. Missie ( 11/09/2007 10:57)
watafon: poika poika beuh!!! recetin'i xxx no nasaiko averiny am zay mba kikibo izy :b
13. watafon ( 11/09/2007 12:29)
Missie : eny ndray ary e ! fa njy kou nge afaka manontany fa tsy bedy e ! :-D:-D
14. Missie ( 11/09/2007 16:09)
:wink:watafon!!! :b ii xxx no manontany zao de tsika manomeuh hevitra=)) mou oooo!!!!!!
15. watafon ( 12/09/2007 10:10)
k i xxx anie tsy hita tsony e !:-D:-D
16. Missie ( 12/09/2007 11:05)
watafon: apetraka iany ny hafatra so de hita lé msg de so de mahasoa azy knouuu:-D:-D
17. rapala ( 13/09/2007 08:24)
ka rehefa tsy hita intsony izany xxx dia anjarany watafon indray no manome r7 an'i Missie sy izay te ahalala, non?:-D:-D
18. Missie ( 14/09/2007 08:46)
rapala:: hihihihi mila tanana kosa aneuh ny namantsikeuhh, za tsa de mahalala fa mbp mameno pejy ato fotsiny :-D^^:-D
19. watafon ( 14/09/2007 10:00)
Missie : andraso ary fa omeko le R7 e ! vetivety an!:-D
20. Missie ( 15/09/2007 11:06)
watafon: recety sa racletty =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075