mba te hiteraka
23. xxx
(
04/10/2007 15:07)
salii daolo
izaho indray nanao contraceptif foana efa taona maro² de izao tehiteraka, efa nanajanona efa 2 mois anefa tsy mbola mipetraka iany.
inona no tokony hataoko, anefa ny olona miteny oe na dia hadino aza ny pillule dia tonga de vohoka, anefa efa najanona toa tsy misy vohoka?? misaotra

24. rmbary
(
31/10/2007 23:28)
ikaretsaka: za apenaro anle maha bevoka. aona le firaisana mabevoka. mitsangana sa mitsivalana sa.......
nampitsiky ahy io kozinao io d mba nandray anjara aho
nampitsiky ahy io kozinao io d mba nandray anjara aho
25. ni81
(
29/11/2007 13:15)
Tokony hanadihady ianao hankany @ gynécologue dia hita na mbola miteraka na tsia fa tsy afaka ho fantatrao @zao hoe tsy miteraka na miteraka. Fa manimba ny tranon-jaza aloha io fanalana zaza io sady mahatonga cancer koa any aoriana any. Mety hiteny ianao hoe koa maninona ny sasany tsy maninona! samy manana ny anjarany io.