Fanetren-tena ihany

1. ikaretsaka ( 29/08/2007 00:22)
Sendra nanatrika "standup comedy" nataona Mompera jesuite amerikanina (Jim Dolan no anarany)...(ie manao an'izany ny zezoita) aho androany momba io fanetren-tena io. Ilay rangahy io moa malaza ho be sangisangy izay!
dia izao no nataony:

"iandeha tokoa aho (mantsy ny tenany) indray andro any, hanoratra boky dia ny lohateniny ataoko hoe "Vendrana isika" ...dia tena hanaiky fa "venansa" tokoa dia tantaraina daholo ny tantarantsika... dia raha misy miteny hoe "aiza kosa'" na hoe diso aho, na hoe tsy mety izany... dia izao no amaliako azy hoe hoe , ka inona ary no zavatra antenainao hivoaka @ vendrana?"

"I'm going to write a book someday and the title will be I'm an Ass, You're an Ass. That's the most liberating, wonderful thing in the world, when you openly admit you're an ass. It's wonderful. When people tell me, "You're wrong." I say, "What can you expect of an ass?"
2. Papoose ( 29/08/2007 01:08)
Raha za no mamaly an'io dia ataoko hoe
I expect the neighbor "hole" to get out smthg smarter!:-P

Nefa ny tsy tiako @ io voalazan'i Jim io dia generalization be fotsiny sady diso malalaka loatra ary raha "wrong" ny olona iray dia tsy midika izy fa "vendrana"
3. ikaretsaka ( 29/08/2007 01:43)
ass=mulet (apondra) no tiaqn'ny mpanoratra holazaina eto fa tsy ass(fitombenana) ry papoose an
4. mimich ( 29/08/2007 06:12)
ika> misy tsy azoko kely , inona no tianao havoitra amin'ilay resaka voalaza mikasika ny fanetre-tena!!! mba azavaina misy2 kokoa azafady fa "tena vendrana aho":roll::roll:
5. ikaretsaka ( 29/08/2007 14:17)
le fanetretena fa mbola malala-tsaina... ts'isy hafa @ io ataon'i mimich io
6. fijo ( 29/08/2007 21:11)
ary raha misy mi kick the ass????le ass apondra vendrana io an.ny vendrana mantsy mampa te handaroka ny olona matetika
7. ikaretsaka ( 29/08/2007 22:34)
de manetry tena dia manao hoe hiiiiiihan! ka
8. Papoose ( 30/08/2007 03:46)
tena tsy nahita soratra hoe "apondra" mintsy za teo koo!! miala tsiny fa tsy de mahazo teny anglisy
dia mbo ataovy mazava moa le translation eee!!
9. majesty ( 30/08/2007 05:38)
ika:rehefa manetry tena kosa tsy voatery hoe "ass" e,sa za ve no vendrana:D
10. ikaretsaka ( 30/08/2007 06:07)
rehefa tena manetry tena ko! de toute facon inona no azonao antenaina @ vendrana moa?
11. soleil ( 30/08/2007 09:31)
tsy misy afa -tsy ny manetry tena ihany tokoa eo @ fiainana no tsara indrindra ary ny Tompo rahateo dia efa niteny hoe Izay manetry tena no asandratra ary tsy midika faheresena akory ny fahanginana
12. ikaretsaka ( 30/08/2007 15:50)
fa entre pas.. (Hs za fa azafady... za ihany mo no nanokatra ity sobjektra ity ka de...)

Io rangahy io(Mompera jim) dia zavatra mampitokelaka izay foana no ampidirany ilay hafatra ao aminao rehefa mitory teny izy! fa lalina be ka! sady mahazo olona ny toriteniny, no azon\'ny olona satria izya mitranga @ fiainana andavan\'andro.

Dia mba saika hanontany aho hoe
1- voatery ho serieux be foana ve rehefa mitory?


Dia misy ko ireo mompera sy frera, sasany @ ireo pasitera sy relijiozy samihafa ilay rehefa maka fon\'ny tanora dia ilay miara milalao baolina aminy sy manafoana ilay distance entre ny maha relijiozy azy mba hisintonany ny fon\'ny tanora sy hanazavany ny fon\'ny tanora momban\'Andriamanitra> Misy koa le rehefa mo
Dia mba saika hanontany aho hoe.
2_aminao ve rehefa hoe mompera na pasitera na frera na tsy haiko aby, dia azo atao ny manao iznay sa tsia?
13. mbaliana ( 30/08/2007 17:50)
tsy le sujet faharoa fa le voalohany...
tonga amin\'ny fitenenana hoe :trop bon trop con...fa zany hoe tamin\'ity nolazain\'i Ikarestaka ity dia hoe Conscient fa ararotin\'ny olona noho ny fandeferana na fanetre tena...
Nisy mompera trinitaire zay niara-nianatra tamiko dia sendra nisy olona nanararaotra azy amin\'ny maha olona tsotra azy dia nolazaiko izy hoe ianao koa olona malemy loha loatra.. dia zao no navaliny ahy... ao amin\'ny fahalemeko no ahitako ny hery hanohizako ny ataoko...
le faharoa:
Dia misy ko ireo mompera sy frera, sasany @ ireo pasitera sy relijiozy samihafa ilay rehefa maka fon\'ny tanora dia ilay miara milalao baolina aminy sy manafoana ilay distance entre ny maha relijiozy azy mba hisintonany ny fon\'ny tanora sy hanazavany ny fon\'ny tanora momban\'Andriamanitra> Misy koa le rehefa mo
Dia mba saika hanontany aho hoe.
2_aminao ve rehefa hoe mompera na pasitera na frera na tsy haiko aby, dia azo atao ny manao iznay sa tsia?


Mitovy amin\'ny zaza ihany ange ny olondehibe ... tsy ho azonao ny fitiavan\'ny zaza raha tsy mi-interesser ny zavatra ataony sy tiany ianao...any ianao rehefa avy eo no manoro lalana zay itanao fa tsara atororo azy...
14. pissoa ( 30/08/2007 21:53)
Papoose:

Raha za no mamaly an'io dia ataoko hoe
I expect the neighbor "hole" to get out smthg smarter!:-P

Nefa ny tsy tiako @ io voalazan'i Jim io dia generalization be fotsiny sady diso malalaka loatra ary raha "wrong" ny olona iray dia tsy midika izy fa "vendrana"



=))=))=))
15. fijo ( 30/08/2007 22:04)
le fanontaniana faharoa.
tsimaintsy serieux ve?
za letsy mino fa io serieux io no manakana ny olona sasany an.raha ankizy ohatra no tian'alahy tarihana nefa serieux be ,dia mampahatahotra azy ialahy ka hialany.hilalaovy izy de mora ny maka azy.raha olon aefa n,ahazo taona dia mody serieux elahy.
raha ny itako izao,dia ny mormon no mahay miresaka amin'olona"za aloha tsy azony fa itak hoe mahay manantona sy miresaka izy.fa tsy toa ny jesosy mamonjy sy ny delira sasany
16. ravakamalala ( 30/08/2007 22:05)
fijo:
hilalaovy izy de mora ny maka azy


zany??
17. fijo ( 30/08/2007 22:08)
ie,raha ankizy no tiana ampianarina dia kilalao no mora hisintomana azy
18. ravakamalala ( 30/08/2007 22:12)
ary raha lehibe?
19. fijo ( 30/08/2007 22:13)
de serieux fa hivanivany min'ny lehibe tsy avy dia daka vody eo
20. naughtyboy ( 31/08/2007 20:21)
tsy mitovy hevitra @ ranamana :°)being wrong is the most normal thing in human being sometimes but being an ass doesn't mean the same sorry mate..
































































































































































© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1831