Fanetren-tena ihany

21. fijo ( 31/08/2007 22:34)
ary inona ity being fotsy be ity???:-D:-D:-D
22. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:20)
"fotsy" tsy manana hevitra.
ohatran'ialahy nanao examen taloha dia mamerina feuille blanche
23. naughtyboy ( 01/09/2007 08:57)
zany an:)efa io nolazaiko ny hevitro kah,mpahazo ny oul ny adisoana ary ny fahaizana manaiky azy reny no fototry ny fanetretena ,fampitovina tena laharana @ ampondra de hafa ..comedy marina nga de ekeko
24. Jeankely ( 02/09/2007 07:51)
Nivadika fivavahana indray ve ry mpakafy zavatra an? Vavaka daholo izany an?
25. naughtyboy ( 02/09/2007 09:41)
fijo:-D nisy bokotra voatsindry tsy nahy natonga an'iny:-P
26. Jeankely ( 03/09/2007 01:59)
Efa aty @ serasera fivavahana mbola manindry bokotra tsy izy ihany ve ry naugthiboy? Mba ataovy tsara ny vavaka ary aza be resaka rehefa mba mahalala an'Andriamanitra nefa resaka fankafizana no asesika atsy ambadika. Avy eo mody gaga daholo hoe ny mpanao politika ambava Christian ary ambadika mamely. Hita taratra eto daholo izany Christian ambadika izany. Miteny ny hafa fa ny atao tsy hita. Ny laha-tsoratra anaty Baiboly nefa toa hay ny manazava azy.
27. ikaretsaka ( 03/09/2007 02:51)
misy fiteny izay, hatao @ fandinihin-tena voalohany ho dinihinao rehefa manao examen de consciembe ianao manao hoe:

Te ho Kristianina? ireto no mba zavatra aAtoro ho dinihinao anao
-Ndao raha Ny hiasa ho an\'i Kristy no tianao
-Ndao raha manana soroka antonony, manana manana fanahy sy toe-tsaina mivelatra, ary herim-po lehibe noho izao tontolo izao
-Ndao raha tianao sy hainao ny mivazivazy indraindray, manana sens de l\'humour...ary indraindray tsy menatra mihomehy ny tenanao.

\'Stay at home if this idea makes you unsettled or nervous.
Do not come to us if you love the Church like a stepmother,
rather than a mother. Do not come if you think that in so doing
you will be doing the church a favor.

Come if serving Christ is at the very centre of your life.
Come if you have broad and sufficiently strong shoulders.
Come if you have an open spirit,
a reasonably open mind and a heart larger than the world.

Come if you know how to tell a joke and can laugh
with others and ... on occasions you can laugh at yourself
\'.
28. naughtyboy ( 03/09/2007 15:39)
mafinaritra le torohevitra ..le paragraph misy ny "Don't & If "fotsiny no tsy azoko satria tsy mbola niteny an'io ilay inoatsika nefa mino aho fa tsy manda an'iza n'iza J.Christ zay te anatona azy na reo ratsy indrindra aza toy anah fa sika ngamba no mametraka reny lalana reny
29. ikaretsaka ( 03/09/2007 15:59)
dia hono ho'aho ry naughty? ahoana ilay teny hoe tsy ianareo no nifidy ahy fa izaho no nifidy anareo... hoy ny tompo?

Ilay "don't sy if" dia manampy amin'ilay fanontanian-tena hoe tena nofidiny tokoa ve?
30. Jeankely ( 04/09/2007 13:35)
Ho an'i naughtyboy mpihanika tendrombohitra aza matahotra fa lasa any andanitra rehefa mahay mianika maro=))=))=))
31. naughtyboy ( 05/09/2007 19:16)
ika, ny voafidy mazava oazy de lahatra tsy azony ialana ngamba no azoko atsoina azy nefa misy ko reo te hanatona na te ahafantatra Azy zay tsy ho laviny ka ra zohina le tranga voloany de zao:

-manda ny tenany tanteraka lay oul ka lasa mpanaradia 100% zay sitrapony ilay inoany no tanterahany ary misy valisoa mifanaraka @ iny azony aorina any avy eo
- De ao ko reo te anantona na te ahafantatra ary ianatra na iezaka farafaratsiny anaradia fa tsy misy ny lafatra fa ny panabatibaty no betsaka otrany le etsy ambony etsy io:lol:
zay no fihevitro an'iny
32. ikaretsaka ( 05/09/2007 23:12)
ka le fanontaniako ange tsy novalian'i naughty e.
1- tsy maintsy manantena valisoa ve vao manao zavatra
2-lahatra ahoana? ko efa voafidy de voafidy koa! tsy azoko ny tianao ambara eto
3- Ahoana ny fihevitrao ilay hoe "nifidy tena"? misy an'io manko ao anaty evanjely hoe hanaraka anao aho n'aiza n'aiza alehanap, dia ho'zy Jesoa hoe ny voromanidina manana ny akaniny sy ny sisa...
33. naughtyboy ( 07/09/2007 19:45)
zao zany reo valiny
1-sitrapo na mety ko safidy ny hanao zv ,tsy miankina @ valisoa zany vao vita fa azo atao tsy iandrasana valiny @ akapobeny
2-lahatra =voafidy ny hafa fa tsy nifidy tena oh.mosesy ,davida,petera sns..
3-refa nisafidy nylalany mpino
tsy voatery ifanojo @ eritreritry ika io ary tsy voatery ho marina iadinkevitra fa valiteniko @ retsy ambony ka asa mety nahavaly ny fanotaniana v sa tsia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5661