Ralay aiza ianao e?
1. diamondra27
(
28/08/2007 09:52)
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao, ho tsarantitra hahita ny zanaka aman-jafy etc etc
Tena tavela any dago any ve e! nefa ny gatô d'annif efa miandry :-P
:-*:-*
Tena tavela any dago any ve e! nefa ny gatô d'annif efa miandry :-P
:-*:-*
novalian'i mbaliana ny 06/09/2007 09:37
2. Fiffi
(
28/08/2007 10:11)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 25-08-2007 13:18:24
Lohateny : Manetsabe mbola ho avy
Salut daholo, mialatsiny @ireo namana any dago fa tena tsy afaka nihaona t@izy ireo ankoatry ny fety tany Andoharanofotsy fa tsy nanampotoana firy no nisy fiovana programa,efa misy ihany ireo mahalala ny antony.Manetsabe mbola ho avy ary diavolan-ko lava hono fa dia faly nahalala sy nahita izay tonga t@ io fotoana io aloha.
Manaova vakansy milay daholo e
Ralay
bon annif Ralay ! de ho tahian'Andriamanitra hatrany ! :-*:-*:-*
4. dadie
(
28/08/2007 10:45)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]
ralay> joyeux anniversaire ooooo
ralay> joyeux anniversaire ooooo
5. fahamarinana
(
28/08/2007 11:59)
:arrow:Na mbola tsy fantatro aza dia arabaina tratra ny anniversaire e!(l)
6. Ralay
(
28/08/2007 12:15)
Misaotra antsika rehetra mahatsiaro e ka dia samy ho tratrin'ny azy daholo koa.Bizz ho an'ny rehetra.(l)
10. mihanta
(
28/08/2007 12:34)
bon anif ralay d mahazoa zay iriana sy tadiavina.
za klou efa nihinana gatô ihany=D
za klou efa nihinana gatô ihany=D
15. Ralay
(
28/08/2007 15:29)
Merci de misaotra anareo rehetra mahatsiaro e.
mihanta: gato taiza ndray zany sao nagalampihinana an fa alazako:P
imeva:Tsy maninona na tsy mety aza fa c l'1tension no mikaonty e :lol:
mihanta: gato taiza ndray zany sao nagalampihinana an fa alazako:P
imeva:Tsy maninona na tsy mety aza fa c l'1tension no mikaonty e :lol:
17. diamondra27
(
28/08/2007 16:31)
eny tokoa ho'aho , tokony natao manetsa kely fotsiny de efa nety:-P:-P
ary heveriko fa mbola any @ plage nge toi @zao e!:-*:-*
ary heveriko fa mbola any @ plage nge toi @zao e!:-*:-*
20. Oully
(
28/08/2007 17:39)
Dé miarahaba an-dRalay koa zany, bon annif njy, dé bizz mamy. Dé ho tsatsa antits zany !!! Ary rahoviana ny an'i Sipagasy fa izy io mantsy tsy mba manadino ny antsika ... hany ka tsy te hidify ny azy aho...