Ralay aiza ianao e?

21. rakaroka ( 28/08/2007 19:09)
Dia miarahaba e : tratran'ny faha-firy taona tokoa moa izany:?::?::?: .
22. kalina80 ( 29/08/2007 08:01)
Bonanif ralay na dia tsy fantatro aza.Rhefa mba te hi s'intégre hhono ry reto di amanao ny fanaoni oul ah!!!!! dia ny Tompo hanome andro lava iainana anao:*:*:*
23. Ralay ( 29/08/2007 15:50)
diamondra27: efa feno 27ans zah zao fa tsy eny @plage intsony e :P =))
fasaly;oully;sipagasy;rakaroka;kalina80: Misaotra anareo nahatsiaro e dia ho tratrany koa ianareo tsiray² avy.
24. fijo ( 29/08/2007 20:41)
arahabaina ralay an,fety be ity
25. mbaliana ( 30/08/2007 15:45)
miala tsiny fa zao vao hitako e... dia tratry ny fety zany ralay a...dia mahazoa fahasalamana sy izay iriana indrindra e...:-*:-*
26. ftma ( 30/08/2007 16:53)
mamerina bon anniversaire dia aza adino fa miandry fety izahay an :-*
27. Ralay ( 31/08/2007 09:03)
mbaliana: Izay hoe njy vao hita hihihi.
ftma: Efa hanao fety isika @ sabotsy e :P
28. ftma ( 31/08/2007 09:07)
ralay: tandremo aza tsy tonga dia eto daholo ilay voadalana mafampana ao :-D
29. diamondra27 ( 31/08/2007 09:08)
ralay, ftma: tsy manadino fa tena tsy afaka @ le fety asabotsy e! , de efa ataovy milay ao zany le izy an!

ralay: 27 bougies:-P
30. mbaliana ( 01/09/2007 15:31)
ralay: hihihi zay mihitsy ny marina e.... kely be adidy :wink:
aiza le fety fa ho avy za e...:^):^):^)
31. Ralay ( 02/09/2007 04:46)
Mbaliana: Tao @ ilay nanaovana sambos ihany e fa nievonevona nga njy fa tsy nisy mpanao nem fa sambos daholo :-P de i mbaliana foana no voateny hoe aiza :P
32. mbaliana ( 02/09/2007 05:10)
nidina kely ny temperature taty dia tonga dia nievonevona mihitsy saika tratran'ny sery aho.. hay nareo hummmm niresaka ahy... ary be sipa be zany tany amin'ny fanaovana sambos ... vhv ihany mantsy nompanao an'ireny...fa anga tsy hoe ianao no champion amin'ny nem e? :^):^):-/:-/:-D:-D:-D:-D
33. Ralay ( 04/09/2007 08:25)
mbaliana:Zah champion @ fihinana azy fa raha sambos aloha dia mba haiko ihany e na ny mamono azy na ny mihinana koa. Zao lasa tsy niakatra kely indray zah t@ ity indray mitoraka ity:-P
34. andrea ( 04/09/2007 09:26)
ralay> arabaina manazo taoana iray... mahazahoa sambos be da be.
35. boulki ( 04/09/2007 09:40)
merci andréa fa mba te hanandrana sambos njy indray zah zao :-P :lol:
36. Ralay ( 04/09/2007 09:43)
Iza indray aza ity boulki mangataka ny sambosn'i andrea ity :wink: zah zao no saika hanandrana anefa :-D.
Taona ray v de mba ho aiza ry andrea aleo hilamina fa ny tany indramina hoy ny fitenenana :lol: Misaotra nahatsiaro e
37. mbaliana ( 04/09/2007 10:31)
ralay> ianao matahotra ho fanina ka hiakatra ho aiza e...resaka ka atao marina...:^):^):^):-D:-D

mahavarina e... inn no anton'isaoran'i boulki an'i andrea nefa tsy ho azy akory ny voeux...????^:-w:-w
38. tywa68 ( 04/09/2007 11:55)
zà mbô gaga ry mbaliana :-D:-D:lol:
39. mbaliana ( 06/09/2007 09:37)
tywa68 hihihihi tsy mivoaka ho azy ve ny valiny e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1457