je cherche ....

1. julianna ( 28/08/2007 08:26)
Slt tout le monde e

jeune fille malgache cherche copines (éventuellement copains) aimant le sport et avec qui courir et/ou faire du volley ou de la danse au moins une de préférence deux fois par semaine!!!

ensuite, mis mahalala club na toerana mis fampianarana danse orientale ve na le danse any am côtes reny (proche du style shakira)ka eto tanà fa za manko eto tanà? ca m'intéresserait.

C'est vital ry reto a!!

biz a tous
ok alors miandr valiny...
novalian'i julianna ny 07/09/2007 04:17
2. ravatorano ( 28/08/2007 09:34)
za tsy mahay volley sady tsy nanao mihitsy moa zany e fa kosa raha hoe hi courir kosa mety vitako indrindra fa raha hiaraka amin i julianna zany kouh
mba mihena ny poid-ko amizay
:-*=D
3. majakely ( 28/08/2007 13:08)
4. julianna ( 29/08/2007 14:52)
euh

ka zao nge e
namana vevav n tena tedavk
na so d mafantatr toeran mis club de danse eto tanà ar ravatorano e! (chorégraphique f ts penché any am sportive)

toroy hevtr e!
na tennis ko f ts votery volley nge e
d otrinn n écolage ko lo tokn o fantatr e!!!
5. ronaldo09 ( 31/08/2007 15:42)
Inona ary ity teny frantsay tsy any amin'ny lalany ity?Raha mahay mitenena Anglais fa frantsay zany efa nilaozan'ny toetrandro.....refa tsy hiteny gasy ihany maninona no miditra ato?:twisted::twisted::twisted:
6. julianna ( 01/09/2007 08:54)
bjr ronaldo
ar n anaranao io az naninn n ts mb natao gasy e???
zay ko n tena mampanontany tena ana
ry diablotin kely a

f mis dikany io r se f vakio tsara aloha an
so d ise kosa ary no tsy au niveau e!

revenons à nos moutons

io le tedavko d bienvenue ho anzay mahita e, okay
7. cmbolatiana ( 04/09/2007 11:11)
Hono hoa ry Juliana, ndry ve tsy mba manam-potoana hanontaniana ao @ Alliance Française e? mba anontanio hoe dia mba ilazao valiny aho, izaho koa mantsy izao sahirakirana kely jusqu'@ mois d'octobre aho vao libre fa mbola misy zavatra omaniko.
Anontanio akia dia ndao mba hiaraka a
8. julianna ( 07/09/2007 04:17)
slt an ten ts d manaptona ko za ky a!
any am rary hasina misy fa vao may tsy mety amindry fa andavanandro le izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2132