20cts isaky ny mihinana ny zaza iray, 40 euros ny sakafony herintaona.Tsy izaho akory no mpikarakara fa fampahafantarana fotsiny ny ahy.
http://www.ong-madagascar.org/salon800/page2d.asp?CAT=-1&STAND=1005&PROC=3&PAGE=357
Samoana>> elaela isika tsy nihaona an!:wink: Tsy misy fisaorana fa ireny daholo zandry sy zanatsika hanarina an'i Madagasikara atsy ho atsy ka raha ratsy fototra tsy ho azo ianteherana.