Ny Voanio

1. ratonga ( 24/08/2007 19:05)
http://www.dailymotion.com/swf/4r5qor7OIvm2ygtKa
http://www.dailymotion.com/swf/47Q1kpwSDqhnAhNas
novalian'i ratonga ny 09/09/2007 20:37
2. cutie ( 24/08/2007 20:24)
ratonga
aiza ary melody @zao :lol:
3. ratonga ( 24/08/2007 20:45)
:lol: tsy varina any bazary kely v :-D:-D
4. cutie ( 24/08/2007 20:48)
ngamba
izy tsy hita hatramizao koa :-D
5. ratonga ( 24/08/2007 20:51)
zah malala:-D
6. cutie ( 24/08/2007 20:52)
aiza??
7. ratonga ( 24/08/2007 20:57)
tsy lavitra aty:wink:
8. sonwin ( 24/08/2007 20:59)
ao ambadika ao
9. ratonga ( 24/08/2007 21:25)
cutie: jereo ny carte:lol:
10. cutie ( 24/08/2007 22:17)
aza afeninareo kosa melody e :cry:
11. ratonga ( 24/08/2007 22:49)
fa manin no afenina:)
12. cutie ( 24/08/2007 23:13)
ka mahalala fa tsy miteny koa:lol:
13. Kwasi ( 25/08/2007 03:12)
Tena ahatsiarovako ny fahazazana mihitsy le.
Merci ratonga a.
14. ratonga ( 25/08/2007 07:33)
Kwasi: nenà ny vakansy tany tomasina :-D:-D:-D
cutie: jereo wa ny carte d ho fantratrao wé aiza:lol:
15. melody ( 05/09/2007 14:43)
cutie: io akia izaho fa tafaverina e, nalahelo ahy anga indry? misaotra e!
ratonga: naninona kosa no nafenina zah risé :-D:-D:-D
16. xxx ( 05/09/2007 15:08)
melody
tonga soa akia a
Efa nalahahelo mitsy za we nanadino ahy njy :cry::cry::cry::cry:
17. melody ( 05/09/2007 18:01)
xxx: misaotra akia, f'iza aloha indry e? Izaho kosa aloha tsy manadino namana izany mihintsy e!:wink: fa ny namana no manadino ahy:lol:
18. cutie ( 05/09/2007 18:07)
oups za ihany io ry melody a :lol:
19. melody ( 05/09/2007 19:33)
cutie: ya ve, fa naninona no nanao xxx?:wink:
20. ratonga ( 05/09/2007 20:10)
cutie :-w:-w to lasa lamody dray ity xxx tato ato kty:-D:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569