Ny Voanio

21. cutie ( 05/09/2007 21:05)
Mpandefa : melody [ Valio ] 05-09-2007 21:33:25
Lohateny : Re : Ny Voanio
cutie: ya ve, fa naninona no nanao xxx?

mba nisena kely fa tsy misy atao e :-D
22. cutie ( 05/09/2007 21:06)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 05-09-2007 22:10:13
Lohateny : Re : Ny Voanio
cutie to lasa lamody dray ity xxx tato ato kty

ratonga @ zay tsy mipoitra ary @ stat ny ps-ko :-D
23. ratonga ( 05/09/2007 21:11)
:lol:iny dray no tsy hitako, tsy ratsy kosa le fika :-D ny an'ny sasany mantsy to efa fahazarana :-D:-D
24. cutie ( 05/09/2007 21:12)
zany :-D:-D:-D
mbola tsy hitako njay le fahazarana
25. ratonga ( 05/09/2007 21:29)
:-D:-D:-$
26. xxx ( 05/09/2007 23:58)
:-$
27. melody ( 06/09/2007 16:01)
ratonga: i cutie kosa tsy mpanao an'io e, tsy zatra izany izy e:twisted: fa marina ny teninao fa misy olona fantatro be mihintsy tia miditra xxx nefa fantatra be hoe izy @ fomba firesany, tsy mba tsapanareo ve izany?:wink:
28. ratonga ( 06/09/2007 16:15)
:lol:ny an'i cutie dray ngé efa fantatra fa anihany é!:lol: fa zah ko alou mahakobo ny xxx sasany, fantatra amin'ny firesany ihany anie ny farany é!:-D:-D:-D
29. cutie ( 06/09/2007 19:35)
de za ve refa miditra xxx fantatr'i ratonga ?:)
30. ratonga ( 06/09/2007 21:09)
tamin'io ambony io kosa tondé fantatra b:lol:, d draindray refa misy xxx manao vali-boraingina=))
31. cutie ( 07/09/2007 05:35)
:-D:-D:-D:-D
32. ratonga ( 07/09/2007 09:02)
na mitsikanikany=))=))=))
33. cutie ( 07/09/2007 19:58)
:oops::oops::oops::oops:
njaso aza hanao serieuse be @ zay tsy kobo tsony :-D
34. ratonga ( 07/09/2007 20:16)
:-D ngà mety tsony:lol:
35. cutie ( 07/09/2007 20:21)
andray :)
36. ratonga ( 07/09/2007 21:05)
ita:-D:-D:-D
37. cutie ( 07/09/2007 21:08)
za nge tena serieuse be ry ratonga e :D
anontanio nge melody e :wink:
38. ratonga ( 07/09/2007 21:24)
zany an!:-P
ary lasa aiza ndray alou melody, sa nisy nanafina dray:lol:
39. cutie ( 07/09/2007 21:25)
mety nanao lava tongotra any njay zay iny :-D
40. ratonga ( 07/09/2007 21:35)
de iza dray zany no anontaniko :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496