inona no isorohana, rha tafiditra ny sperma nefa 14èm jour

1. xxx ( 24/08/2007 06:30)
Tsy nanapo izahay t@ nanao rapport fa vaky tapoka ny proterctor nampiasainay , zaho nefa 14ème jour, mbola tamin'ny androany zahay no nanao io rapport , nampiasa fimailo zahay nefa moa tsy hay hoe ahoana fa dia vaky le fimailo, efa vita vao samy gaga nahita ny fimailo vaky, inona ary no mba fomba hisorohana ny tsy hisian'ny vohoka satria zahay efa mba hoe nampiasa fimailo fa izy vaky no tena olana, inona no tokony hataoko ,mba toroy hevitra e!
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 09:11
2. Angolaina ( 24/08/2007 06:46)
Manatona dokotera dia lazao azy zany fa efa misy zao ny pillule 72 heures nefa sous ordonnance ihany io vao azo ka izany no ilazako oe tsara raha manatona dokotera ianao afahanao mividy azy eny @ pharmacie !
De mba le kapoty de bonne qualité ampiasaina @ manaraka e!
3. fahamarinana ( 24/08/2007 07:41)
:arrow:Misy pillule du lendemain,ny fahalalàko azy dia vidina direct any am pharmacie raha aty andafy ianao mais il se peut que je me trompe.Anontanio direct am pharmacie aloha dia raha tsy mety dia any am dr fa raha azo amin'izao ve tsy aleo tsy mandoa consultation kosa e sa? Mahereza e!(l)
4. xxx ( 24/08/2007 08:40)
xxx> asevo trohan'i lery zany kou, izy ihany no nandefa azy tany :-D:-D:-D:-D

efa nahazo valiny ary @ Fitiavana ary xxx e !
5. andrea ( 24/08/2007 09:19)
xxx:

xxx> asevo trohan'i lery zany kou, izy ihany no nandefa azy tany :-D:-D:-D:-D

efa nahazo valiny ary @ Fitiavana ary xxx e !




:-D :-D=)) =))
6. xxx ( 24/08/2007 09:47)
trohana amin'ny sitlo vé:lol::-D:-D
7. kanota ( 24/08/2007 09:58)
Trohany mivantana mandritra ny tapakandro ary ateliny daholo izay azo ao=))=))=))
8. HESHA ( 24/08/2007 11:02)
giravy ndray zany trohana zany, kozy e.
pilule du lendemain de vita e, tsy mila dr tsy mila hoa hoa hoa fa eny am pharmacie de vita
9. menalamba ( 24/08/2007 13:27)
Mba henjam-pihetsika koa 'nareo izany raha mandrovi-tsihy tahakizany mihintsy an...Traobaka ve dia tsy heno hoe nihova ny fikasony dia najanona kely aloha?Fiouu...mafy nareo marina kan..:-/:^)
10. xxx ( 24/08/2007 13:48)
Azafady kely ianao ry xxx: le nanoratra frazy misy hoe : "trohina amin'ny stylo ve" io , tsy maninona angamba hianao na tsy mamaly ny fraziko aza , satria otrany manimba ny fraziko mihitsy , ndrindra fa ianao le nanao xxx ihany koa , zaho matsy nametraka le sujet dia nataoko xxx ny ahy , dia nanontany indray hianao hoe : trohina amin'ny inona ka nataonao xxx koa le anaranao dia otrany hoe aho no nanontany an'ilay frazy nefa tsy izaho velively mihitsy ary na hanontany aza aho tsy ho io mihitsy ny fraziko napetrako teo, ka sitrany hianao mametraka fanontaniana adaladala otranao koa


xxx:

trohana amin'ny sitlo vé:lol::-D:-D



11. andrea ( 24/08/2007 14:22)
vazivazy ihany ny resaka fa aza atao mahatohana
raha hijery pillule de ..
http://www.piluledulendemain.com/piluledulendemain.htm
ny fimailo hono ange fiable à 99,99%....
12. sonwin ( 24/08/2007 19:55)
mhhh
13. xxx ( 25/08/2007 10:00)
za koa akia mitovy cas @ndry aminizao , fa ny ahy ndray lasa aloha b ny ovulation , d nanao 10eme jour , ka tsy aiko we tratra na ahoana , ny cycle-ko lasa 25na 26j ,matahotra b koa
14. booboo ( 26/08/2007 07:33)
Tsy tokony ho rovitra izany mihitsy ny fimailo raha toa ka nety tsara ho @ tokony ho izy ny nampidirana azy !!!

Ny pillule de lendemain, dia 48h maxi afaran'ny crac crac ihany no mandaitra. Izany ara izy efa mihena ny heriny vao dila ny 12 ora vao mandray azy...donky malaky dia malaky mankany @ pharmacie !! Tsy mila ordonnance.

Tsy natao ho raisina isaka zay avy mi-crac crac lava izao io fa tandremo dia tandremo !!!!! mampiasa fimailo (dia ampidiro tsara sao rovitra eo indray) na mampiasa meth. contraceptives hafa zay mety² @ vatanao rehefa avy manatona gynéco (in-1 isa-taona fara-faha ratsiny tokony mankany foana ny vhv).
Lay mihaino atsanga tsy aman'orana kounkou fadio sao hanefa mbaka ny aina : mihinana nivaquine e,:^):^):^)
15. xxx ( 26/08/2007 07:36)
Sao mba norovitin'i lery kosa ? :-p
16. Jeankely ( 27/08/2007 02:59)
Efa anjara izany matoa rovitra ny kapoty fa aza kitihana. Nety tsara ny natao ka ny iray vavy nahay nisivana mafy ny iray lahy nahay nandilotra mafy noho izany rovitra hatramin'ny kapaoty. Tsisy tokony hisorohana izany baolina miady tsara izany. Aza matahotra ary aleo ho teraka fa mety misy fofo-kapoty ilay zaza=))=))=))
17. bouz ( 27/08/2007 10:44)
Mividiana le Pile 72 ry Neny a,tsy mila ordonnace zany io, misy mivarotra 15 000,misy manao 19 500 Franc io reska an, efficace aky io ry vaiavy isany a, fa mila manaja le 72 heures: zany oe le temps anaovana rapport farany no hikotina azy sy mihinana azy fa ra tara ny 72 heures d veloma,ndr zao sur fa taraiky vao mahita ty msg ty d taraiky satry ra 24 dia efa androany no farany minana azy. Sin non ra efa tara lotra di mande dokotera e! Mahereza fa enjana ny otran'io, aleo mitandrina @ manaraka e, le fimailo gasy ef tsy azo atokisana tsony fa mijereva le hafa reny(l)
18. Angolaina ( 27/08/2007 11:12)
@ manaraka mampiasà durex, eny @ pharmacie no vidina fa reny resistant tsara sady misy parfum milay be ! le fraise zao tsara be =))=))
19. xxx ( 27/08/2007 12:09)
fa misy koa fimailo tavela ao anatin'lay sipa ao fa tandremo an, rehefa mafy ny kotrana dia miala ho azy ao lery
20. Jeankely ( 27/08/2007 13:05)
Manana specialiste ny tanana an. Mahay kotrana mafy sady mandrovitra kapaoty ry xxx no tavela any ny kapaoty. Tena mahay be. Tsy aleo ve manangana sekoly fampianarana mandilotra?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.104