inona no isorohana, rha tafiditra ny sperma nefa 14èm jour
22. sakaizakely
(
27/08/2007 20:53)
xxx:
fa misy koa fimailo tavela ao anatin'lay sipa ao fa tandremo an, rehefa mafy ny kotrana dia miala ho azy ao lery
de oué :-D:-D:-D:-D
matoa miala ho azy ny satroka dia malalaka loatra ny dikany. Taille xxs = extra small no tokony anaovana raha matetipitranga izany :-D:-D:-D:-D
23. sakaizakely
(
27/08/2007 20:55)
xxx:
fa misy koa fimailo tavela ao anatin'lay sipa ao fa tandremo an, rehefa mafy ny kotrana dia miala ho azy ao lery
:-D:-D:-D:-D
hu hu hu
matoa very ny satroka de malalaka loatra izy izay no dikany :-D:-D:-D
mba ze taille mifanaraka @ hakelin'ny balita alaina. Mety xxs= extra small no tokony anaovanao de tsy mitsoatsoka intsony :-D:-D:-D:-D
26. Angolaina
(
28/08/2007 07:07)
[quote=sakaizakely]
matoa very ny satroka de malalaka loatra izy izay no dikany :-D:-D:-D
mba ze taille mifanaraka @ hakelin'ny balita alaina. Mety xxs= extra small no tokony anaovanao de tsy mitsoatsoka intsony :-D:-D:-D:-D
=))=))=))=)) efa misy appareil fanalebiazana ani balita ko any fa jereo any @ vidy varotra
matoa very ny satroka de malalaka loatra izy izay no dikany :-D:-D:-D
mba ze taille mifanaraka @ hakelin'ny balita alaina. Mety xxs= extra small no tokony anaovanao de tsy mitsoatsoka intsony :-D:-D:-D:-D
=))=))=))=)) efa misy appareil fanalebiazana ani balita ko any fa jereo any @ vidy varotra
27. Jeankely
(
28/08/2007 09:22)
Mirehareha indray ry Angolaina fa be zizy an=))=))=)). Rehefa lehibe loatra koa mandrovitra.
28. Angolaina
(
28/08/2007 09:58)
Jeankely > hahahhaha za aza vhv ko aiza ze zizi eo =))=))=)) fa sendra nijery vidy varotra za de nahita an'io sady @ zay le izy tena ngeza be le partie misy le publicité de gaga fa tena efa mivoatra mihitsy nge zany ny teknolojia e! de ao anatin'io pub io koa misy oe misy appareil manabe nono ! mafy mitsy ny te ho ngeza an'ireo raha izany ko ! =))=))
29. Jeankely
(
29/08/2007 05:59)
Anky vare ka vehivavy ity angolaina nilaza mi-masta matetika. Tsy tao anatin'ny saiko iny. Ny tiako ambara fotsiny dia mampalahelo isiaka satria tia hivoatra sy hivoy ity resaka Zizy sy Bozy ity nefa aza adino fa kofehy sy fanjaitra ary ny vary hanin'ny Malagasy mbola hafarana koa sao lahy mba zatra hafa no tena tokony voizina sa diso be aho?
31. yah
(
01/09/2007 04:55)
Sao dia kely loatra kosa ilay fimailo e XXL no norma nefa S no nampidirana azy izany hoe nampidirina t@ satroka tery i lery mba tokony hanaraka norma ihany @ manaraka . Nefa ihany koa mety efa sitrak' Andriamanitra ny ahazoanareo DIMBY sy FARA d mazotoa mitaiza an fahasoavana izany
32. apache
(
03/09/2007 06:16)
xxx:
Tsy nanapo izahay t@ nanao rapport fa vaky tapoka ny proterctor nampiasainay , zaho nefa 14ème jour, mbola tamin'ny androany zahay no nanao io rapport , nampiasa fimailo zahay nefa moa tsy hay hoe ahoana fa dia vaky le fimailo, efa vita vao samy gaga nahita ny fimailo vaky, inona ary no mba fomba hisorohana ny tsy hisian'ny vohoka satria zahay efa mba hoe nampiasa fimailo fa izy vaky no tena olana, inona no tokony hataoko ,mba toroy hevitra e!
nivadika cache nez zany le kapotinareo raha azoko tsara. Ary izay vao azoko ny mahatonga ny anaran'ny ankizy indraindray hoe :"i Sendra, i Tojo, i Ra- Glady, i Bota ....":lol::lol:
33. nirinkosoa
(
05/09/2007 09:15)
asakasak'indry akia io an! tsy tian-dry angaha ny hitaiza? manantona akia dokotera na mijereva izany pillule de lendemain zany a!
34. xxx
(
05/09/2007 12:30)
Ity misy zavatra fa ilay izy aloha tsy maintsy manantona dokotera! Misy fanafody izay Miexpulser ovule feconder izay tsy ho lazaiko eto ny anarany fa sao ianareo manaonao foana eo. Teneno io rehefa mankany @ DOKO ok!
35. nnni
(
09/09/2007 07:44)
Ekeko fa misy ny pillule 72heures fa tandremo sao ts mazaka aky ndry ka miakatra tension eo a! za ko mants ef sendra ny ts napoizina ka nihinana an'io pillule io d niakatra tension b. nande sage femme ao ary nanoro ana oe missotroa ravina papay f ts maninona io 1l d'eau ravina papay 2 ampangotrahana.
Ts mampaninona io f somary rats ny tsirony. Zao za zao efa 3 anaka.
Mazotoa e!
Ts mampaninona io f somary rats ny tsirony. Zao za zao efa 3 anaka.
Mazotoa e!
36. vaneali
(
22/09/2007 12:18)
bon minana nivakine 4 ou 3/jr d misakafoana be si misotro rano be!tsy indray minana fa ra mety d ray isaka ny misakafo!!!d mba fehezo ny tena fa aza manaiky fona rhf mila lery!!!:wink:vavy ny tena ka tandremana!!
37. Jeankely
(
28/09/2007 09:11)
Dia hapoizo fa tsy izy no hampiasa ny toro-hevitrao fa ny ankizy vavy no hividy nivakinina matetika. Ampianaro tsara fa lesona io sady mahasoa ny tanora. Tsy mbola manambady ka aleo mahay misoroka ny tafiditra an. Mahereza tokoa.
