Materialisme

1. fetrakens ( 23/08/2007 11:32)
Ny olona sasany amin'izao tsy tia manambady raha tsy manan-karena ilay ho vadiny. Ahoana ny hevitrao Harena aloha vao Fitiavana sa Fitiavana aloha vao Harena?
novalian'i Angolaina ny 28/08/2007 08:27
2. sipamola ( 23/08/2007 12:30)
Manao ahoana daholo za aloha de mombany zay hevitra zay fa tena mafy le fiainana, na mifankatia toa inona ary refa ts'isy vola misy foana ny gidragidra, ianako zany zavatra zany misaotra
3. ikaretsaka ( 23/08/2007 12:49)
adino izany ilay fomba gasy heo tokatranon-dandy ka rehefa ao anatiny vao manatevina?

dia iverina any @ mariazy forcee ny hiafaran'ity ko! ilay ohatran'ny any @ firenena sasany sy tany amintsika taloha hoe asain'ny Ray amandreny vadiana ilay olona satria manana $$$$

Amiko ra fetrakens dia ilay mitovy saranga ihany le! tsy mitifitra ny tsy zakan'ny bala!
moa miala rehefa misy te hitifitra
4. sakaizakely ( 23/08/2007 13:05)
inn klou le hoe manankarena e ! Le manana volamena sy vatosoa 100 klao sa le be devizy, sa le be atidoha ?

Tsy misy izay tsy mahalala fa henjana ny fiainana ary ny vola no hozatry ny fiainana ka tsy azo atao ambaninjavatra ny fitadiavana azy. L'argent ne fait pas le bonheur mais il y contribue ouz ny vaza.

Nefa ataoko koa fa tsy misy mafy toy izany manambady tsy misy fitiavana izany, satria iarahiaina mandrampahafaty aminao iny olona iny, ho ray na reninjanakao izy izany hoe hisy lien mandrankizay doria aminy ianao. Tsy aleo ve ny fitiavana no atao fototry ny fanambadiana ? Raha tsy izay manko de manjary gidragidra lava ny firaisamonina (na ny fisarahana)...

Za klou de miaiky sy mitsetra ze oul mahavita mametraka ny harena mialoha ny fitiavana satria tsy mino aho fa hahasambatra azy tanteraka izany. Am voalohany fotsiny, fihetsika ivelany fotsiny, fa ny any ampony any :cry::cry::cry::cry::cry: raha tsy tena mifandray ampo tanteraka am vadiny izy

Ny fahasahiranana tsy miala @ zanak'olombelona ary iny no motera iadiana @ fiainana, miezaka foana hahantontosa tanjona iray, sy tanjona iray manaraka, dia toy izay hatrany. Rehefa tsisy dia miara-mionona, asiana :-* sy :*:*:* de hoatry ny tsy teo intsony ny olana

:P dia ampy ouz le namana izay
5. ikaretsaka ( 23/08/2007 13:38)
dia hisy tokao ve ny sipa manja beeeee hanambady bandy sady ratsy no antidahy le efa lozitra be ireny satria lery sady milliardaire sy kranina be?:roll:
6. bemabe ( 23/08/2007 14:00)
salut daholo
Ny tzena tsara dia sady manana no misy fitiavana,sarotra anefa ny mahita izany ka tokony anaiky izay sahaza @tena dia rehefa avy eo dia samy mihezaka ,fa raha izaho izao aloha dia tsy ahazaka sipa manja be sy be vola be .Fidiko @ny voalohany fotsiny ny manja (manjamanja) dia mikaroka izahay dia sady manja no manana ah!ah!ah!
7. sakaizakely ( 23/08/2007 14:36)
ika>

dryyyyyyyyyyyyyyy

tsy hainao ve Hugh Hefner, tompon'ny magazine Playboy ? efa 80 taona lery fa tsisy ze tsy nandramany reo models playmates reo :-D:-D:-D:-D





ary Eddy Barclay ?



na tamin'izy firy taona na izy efa fotsy volo tsy mbola naka plus de 30 ans ;-)

De tsy haiko loatra hoe impiry efa nanambady izy roalahy ireo, fa maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa :-D:-D:-D:-D:-D. Le joba kely koa mitady tohatra fotsiny
8. sipagasy ( 23/08/2007 15:04)
hhih sakaizakely dia marina tokoa moa izany !!! tsy misy 'moraly' intsony ilay fiaraha monina @ izao e! inona izany no modely ho an'ny taranaka sisa??? :-*
9. majakely ( 23/08/2007 15:25)
maninona ary raha sady manakarena no sady misy fitiavana ,,zany hoe izy roa miaraka ???:D
10. sakaizakely ( 23/08/2007 15:50)
sipagasy> :P:P

sady ny an'i Hugh Hefner tena akambany ao aby mits 3-4 sa + indray izy aby, tena girlfriends officielles mits no fi presenter-ny azy, sady malaza ho mpi organiser raha amibehivavy maro izy :{:{:{:{

Maharaka i kaky an !!!

koaiky :-D:-D:-D:-D

ny an'i Barclay indray klou de hotran'ny hoe tena amoureux hono lery ary tena andriandrianiny mits le poupée keliny de lasa tia anazy koa :{:{:{:{:{ (cf ny vadiny farany Caroline). Mais bon, au bout de 5-10 ans lasa malaza le sipakely de miala de eo lery. Fa tsy koi aminy zany, mahita vaovao asolo azy foana izy :lol::lol::lol:
11. Angolaina ( 28/08/2007 08:27)
tsy misy tsara ohatran'ny fiainana misy fitiavana ary famenony ny fisian'ny harena aloha e! fa ny tena mahavariana ange @ zao fiainana izao dia mazàna noho ny tsy fahampiana ara-bola ao an-tokantrano no mahatonga ny fampirafesana e! ary tena eken'ny vadiny izany mba hampilamina ny fiainana ara -materialy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0467