FIAINGANA MANKANY MAHAJANGA NY 23 AOUT 2007

1. naritsimba ( 20/08/2007 11:09)
Ho an'ireo izay nisoratra anarana ho any Mahajanga dia omena antsika ny andinindininy:

Fiaingana: Alakamisy 23 Août 2007
Ora: 6h 30mn ( 6ora sy sasany maraina)
Toerana: Parking Hopital Joseph Ravoahangy Andrianavalona Anosy (HJRA)
Zavatra entina: Fotsim-bary voatsimpona tsara 10 kapoaka, vilia, sotro, kaopy na vera, fitaovana fidiovana sns...

Aoka isika mba ho marim-potoana tsara.

Misaotra sy mankasitraka ireo vonona ny andeha.

Naritsimba
novalian'i fijo ny 19/09/2007 19:22
2. ari.malala ( 20/08/2007 11:37)
zoky Naritsimba, itondray tsikri za fa za ts afaka mande any. Zany an! d bon voyage d bonnes vacances nareo.
3. fasaly ( 20/08/2007 11:48)
hihihihi! mampmé koa ilay hoe fotsimbary voatsipona tsara folo kapoaka:-D:-D:-D

ari.malala: asitsika revansy aky fa mba omeo sopapa ah!:wink:
4. naritsimba ( 20/08/2007 11:51)
fasaly>>> tsy mahazatra anao ilay izy fa saingy anisan'ny manamaivana ny tsirairay io, hainao ihany ny fiainana aty ange eh, dia mba izay anjara vary tokony ho hanina any an-trano no entina dia efa milamina, ny hotely tsy lasa fa lafo loatra ko, sady ny ambiasy @ le mahandro kaly milay be mihitsy.
5. fasaly ( 20/08/2007 12:03)
naritsimba: zà nge tsy manin fa tena efa ela marina zany tsy nitsipona a,kotry sy vato vônadratsy zany...fa lay filazanao azy no mampmé:-D:-D:-D
milay io ka! fa mba omeo sopapa wa zà e!
6. naritsimba ( 20/08/2007 12:10)
fasaly>>>>> inn ny sopapa tadiavinao ary eh!
7. dadie ( 20/08/2007 12:17)
naritsimba bon voyage d mavita b daolo ny ekipa rehetra e

fasaly> ihihih ny aty ny vary tsy tsopinina d any aki ny vary koa tsy tsipinina tsony a ,fantatry dry aona ? ihihih
8. mamzelkely ( 20/08/2007 12:24)
ari inn ty tsikri :?

de bon voyage dôly alou zany de manaova vacance tsara de aza adino ny sary fa zay mo zany ts afaka :-*:-*:-*

fasaly aza adino za am le revansa ko aa :°):-D:-D (tsy haiko alou hoe inn znay fa aza adino ftsn za :-D:-D)
9. fasaly ( 20/08/2007 12:27)
mamz: ka eo njinja tsika zao...ahoana no hatao am revansy klou fa tsy mahita sopapa mitsy aho e!:?:-D
alohan'ny hamoahana ny hrvitra ofisialy de oemo sopapa klou hihihihi
10. dadie ( 20/08/2007 12:30)
mamz> dry aga tsy lasa? fa aona dray klé?:lol:
11. naritsimba ( 20/08/2007 12:39)
ny atao hoe tsikri dia manga tanora dia misy fomba fanamboaran-drizareo azy, fa aleo aloha zà hihinana dia tantaraiko anareo ny tsirony refa voky tsara zà
12. sasa ( 20/08/2007 12:45)
Naritsinba misaotra am filazana tatitra tam fivoriana an!
za efa hainao ihany ho avy any za e!
Fasaly jereo any am hafatra any akia, any ny sopapa
Mamzelkly entitsika minana glace akia i fasaly fa efa mafana izao ny andro, sa tsy izany ry ari.malala? sady efa resaka tam sabotsy iny
13. xxx ( 20/08/2007 12:50)

fotsim-bary mena sa fotsim-bary fotsy ry naritsimba ?
14. sasa ( 20/08/2007 12:56)
mety daholo fa atovy tsara tsipona fotsiny, tsy asiana akotry, vato, ahidratsy etc......
15. mamzelkely ( 20/08/2007 13:27)
ah ok le lasary atao anaty tavohangy reny ve le izy sa inn :? :-D:-D

sasa aza adino itondray choco coco za aa ao am zam zam :°) io mba tena ts afohizako an majunga manko

dadie za akia efa ts afaka hatram vôlou fa ts afaka maka congé aa :cry::cry: nefa za zany te hande vokansa mits fa 2ans zay ts nande vôkansa :cry:

fasaly hitako mety le hevitry njy k :wink:

sasa ie entitsika mihinana glasy fasaly refa tonga ataotrika matavy kely io mody anjoany :°)
16. ari.malala ( 20/08/2007 13:54)
mamzelkely, ieeee, reny mitns! aleo le manga fa le vosary makirana mangidy fara ka ratsy! Naritsimba, aza adino wa ny anjarako fa sod laninao any an! antsoko daolo ze olon'ny serasera k fantatro we mandeha refa tonga ny 28 août:-D:-D:-D:-Dataoko leon'ny feoko nareo amzay mitondra:-D:-D:-D:-D

fasaly, in le sopapa tadiavindry alo e! ts azoko mantsy le izy! nenà zao le coaching no masaka andohako;):-D:-D:-D:-D de efa niresaka mints zay sy sasa tam savotsy we miara mikirimba d minanana glasy :)
17. fasaly ( 20/08/2007 14:02)
:-D:-D:-Datao matavy ngah ry mamz...;zà aza zao efa tsy hitako zé hataoko kou:-D
eny e! mba atao mandra eo na mihinana gilasy aza tena milay...kanefa i diam mi propozy lasopy van tam mine eny am 67ha sady asa shoa hono:-D ka sady afaka mande eny ny adidy vita ny kibo voky ny gilasy desera:-D
18. fasaly ( 20/08/2007 14:23)
ari.malala: hafa njay koa iny resaka coaching iny aloha:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmety io hevitry sasa io ka!
fa anotanio i mamz sy sasa fa efa somary misy sopapa any e!:wink::-D
19. ftma ( 20/08/2007 16:26)
Miara-miala @ nareo aneritreritra e, mba handefaso carte postale akia ry sasa an efa tsy handeha ihany :-*
20. rakaroka ( 20/08/2007 17:23)
dia bon vonkasy ianareo e ...:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7241