FIAINGANA MANKANY MAHAJANGA NY 23 AOUT 2007
21. sasa
(
21/08/2007 04:38)
ftma hi hi hi hi hi aza malahelo fa miaraka aminay an'eritreritra daholo anie ianareo namana rehetra any alavitra any,refa mihinana an'le vomadilo njy d'efa mahatsiaro anay hi hi hi
rakaroka merci akia:-*:-*:-*:-*
rakaroka merci akia:-*:-*:-*:-*
22. naritsimba
(
21/08/2007 07:13)
kely sisa dia lasa zao hihihihihihihi
zà ko ary mbola baraingo fa tsy hay na hahazo congé na tsia.
zà ko ary mbola baraingo fa tsy hay na hahazo congé na tsia.
23. ari.malala
(
21/08/2007 07:23)
eeee! dia mirary anareo rehetra ho tsara mandroso tsara miverina ri reto fa za ts mba afaka ko :-( ny tsikri ako fts no aza adino refa iverina e! zany ry sasa an! njy d i glou d i naritsimba zao io afarako io;) d ze mitondra d isaorana mialoha:):-*:-*:-*:-*
26. ftma
(
21/08/2007 09:18)
sasa: mba hiondray izany tsikri izany koa e :wink:
ho tsara mandroso ho tsara miverina daholo e, ohatry ny hitako ery i sasa hitsipona vary :-D glou_ hikopaka afo :-D
ho tsara mandroso ho tsara miverina daholo e, ohatry ny hitako ery i sasa hitsipona vary :-D glou_ hikopaka afo :-D
27. mozart
(
21/08/2007 09:30)
De bon voyage daholo zany nareo rehetra e!mazotoa de hendre tsara annnn!!!:D:D:D:D:D:D sao de misy ...:*:*:*
28. naritsimba
(
21/08/2007 10:01)
mozart>>> andao lety elà ataoko ao anaty valizy ah!
Ho antsika izay andeha rehetra aoka mba ho marim-potoana.
Ho antsika izay andeha rehetra aoka mba ho marim-potoana.
29. mamzelkely
(
21/08/2007 10:32)
de bonne vacance dôly de zay wa nena choco coco ny anah ry sasa glou de iza ko no hande :-D:-D
30. sasa
(
21/08/2007 10:40)
ari.malala sy mamzelkely hi hihi hi enga anie fotsiny mba ho tonga any za:-D:*:*:*:*
35. mamzelkely
(
22/08/2007 07:22)
zza ko akia de gaga de iz ano hitondra ny choco coco-ko zany hihihihi
36. dadie
(
22/08/2007 13:30)
J-1 ty ny andro an ,tonga iany lé andro nandrasana o,ze mijery farany ato alohan'ny depara d veloma indrindra any am naritsimba ,glou ,loula ary voahirana ooooooooooo:-*
37. ari.malala
(
22/08/2007 14:42)
de az adino le tsikri de bon voyages d bon retour nareo, d manantena sary zay.
40. sasa
(
23/08/2007 06:17)
lasa androany maraina ny namana nande any majunga, tena nisy ambiance be sahady ny depart; ho avy miandalana eo ihany ny sary
mamzelkely, sy ari.malala ny sary no hanambara refa vita na nande majunga za sa tsy nande:-D:-D:-D:-D
mamzelkely, sy ari.malala ny sary no hanambara refa vita na nande majunga za sa tsy nande:-D:-D:-D:-D