efa baolina tanim-bary ve

1. bazylou ( 18/08/2007 19:16)
rangahy itydia mbola resy ihany , en plus eo an tanana ihany, tsssssssssss:°):°):°)
novalian'i ronaldo09 ny 27/08/2007 19:12
2. tenagasy ( 18/08/2007 20:44)
Pppptttssss!
Aza mandreraka r'i Bazilou sao mampiteny ny tsy fiteny ah!
Tena tsinontsiavinareo ve izany ireo rehetra nanao ny ainy tsy ho zavatra nahatonga antsika amin'izao hahavo sy vokatra izao? Tadidio fa h@ nahateraka azy ireo tsirairay nahazo ny medaly volamena rehetra ireo dia efa nikolo sy nikajy ny tenany vao nahatonga azy tahaka izao, ka tsy hoe resy isika t@ Foot de hoe...? D'efa olona tsy hay loatra tokoa ianereo izany. Tsssss! Raha mafy koa rangahy maninona tsy nilatsaka nifaninana eh? Lelik'eeeee!
Mirary soa na izany aza!
3. simplex ( 18/08/2007 22:11)

tenagasy,
marina ny an'la fa le foot gasy kosa mampa-:twisted: (mitsiky tezitra io an) :)
4. ronaldo09 ( 19/08/2007 19:07)
Ny gasy koa anie na tsy bazylou mahasoso-po(fo mitempo io)aiza ve ka na La reunion tsy resinao le........
5. notron ( 20/08/2007 07:32)
Efa mba tsara ihany aloha izay vitan'ny Malagast t@ lalaon'ny nosy izay nefa hita fa tokony havita bebe kokoa noho ireny izy e!!!
Ny fahalalako ny olana dia ity:
- Be loatra ny glouglou
- Tafahoatra ny ktsouf ktrsouf
- Nefa diso kely ny miammiam
- Satria tsy ampy ny ss
Sa ahoana ozénao???????
6. ravatorano ( 24/08/2007 10:40)
notron
7. menalamba ( 24/08/2007 13:19)
notron>Marina loatra tsisy hiadin-kevitra!!Naneviky ny fihomehezana mihintsy aho ..:-D:-D
8. tenagasy ( 24/08/2007 16:59)
notron!
Fa notronin'inona tany ianareo k'le!

TAPA NY TSINAIKO K'LE!
Ary tena voahotrona tsaratsara tao izy izany an!
MAHARARY NY KIBOKO K'LEGAONINA! TSY MAHITA ECRAN 'NTSONY AH RAKOTRY NY RANOMASO!

Ko raha tsy tsara hotrona ve rey olona hiova h@ fiteny tahak'izao?
HA HA HA HA HA HA HAAAAAAAAAAAAAAiiiiiiiiiii!

Nanontany tena aho hoe:
- efa nivoatra be toy izao ve ny teny Gasy leazah!
- sa izaho no fanina sy tsy maharaka intsony?
- sa dia efa niparitaka tokoa ny sinoa? Ka raha izaho bado ity izao dia: TENY SINOA NO FAHITAKO AN'IO!

@ izay r'i Ravatorano sy r'i Menalamba avy de kôpy be ery! Izah anefa tsy mi-kôpra na de kely akory aza!

'taony m'teny 'reryyyyyyy! :-D:-D:°):-D:-D:°):-P:-P
9. tenagasy ( 24/08/2007 22:40)
Ary tena tahaky ny m'mé irery izah izany an!
Mba ampio r'zareo fa oainina ah!:°):-/:oops:8-)
10. tenagasy ( 25/08/2007 13:51)
Kiiiiiiii! tena n'm" 'rery 'zah k'le!
:-/:-/:o:-/:-/:^):^):lol::lol:
11. ronaldo09 ( 27/08/2007 19:12)
merci ra-notron a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6413