toro-hevitra sakafo avy any Dago

1. ftma ( 14/08/2007 11:30)
Ho antsika izay mahazo vary, na voamaina (voanjobory, tsaramaso, sns) avy any Madagascar, raha anjanona ela ireny lasa misy bibikely, fa raha tianareo tehirizina dia ataovy ao anaty congelatera dia tsy maninona.
Hoanareo izay mandefa ravitoto koa raha vao avy nototoina iny dia hamaino @ lapoaly: asiana menaka ny lapoaly dia arotsaka ao ny ravitoto, aroroana mandra-pahamainany, atao ao anaty saka plasitika, dia rehefa tonga aty andafy koa aza adino ny mametraka azy ao anaty congelatera, tena ohatry ny ravitoto vao avy nototoina io rehefa handraoana
2. Fiffi ( 14/08/2007 11:51)
ftma:
Ho antsika izay mahazo vary, na voamaina (voanjobory, tsaramaso, sns) avy any Madagascar, raha anjanona ela ireny lasa misy bibikely, fa raha tianareo tehirizina dia ataovy ao anaty congelatera dia tsy maninona.
ny fihirizako ny anaha njay de hasiako sakay le pilo kely iny fa efa maina an ! de tsy tratran'io mintss an ! indrindra fa ny vary....


3. SHOAN ( 14/08/2007 12:11)
dia tsy simba vé ràha endasina zany ? tsy mapiova tsirony vé ?
dia ilay pilokely ndray lasa masiaka ilay zavatra koah !!!:oops:
4. ftma ( 14/08/2007 12:43)
Shoan: tsy simba ka, sady tsy miova ny tsirony fa tena ohatr'iny ravitoto vao nototoina iny
fiffi: ilay pilokely efa nandramako fa manome fofontsakay le izy ko
5. diamondra27 ( 14/08/2007 13:52)
ftma: mersi e!

ho avy zahay sy gratounette hihinana azy haigana de tsy simba :lol:
6. cutie ( 16/08/2007 00:55)
ftma
ary ahoan ny fandrahoana an'reny ravitoto maina vovony reny fa ny ahy mangidy be :cry:
7. diamondra27 ( 16/08/2007 11:10)
de ahoana koa ny fitehirizana le pirina reny
8. SHOAN ( 16/08/2007 12:37)
ah ok !
andràaso ary mba hatao fanao fa téna misaotra @ toro-hévitra
momban'ny pirina dia aleo tonga dia hoanina angamba hihihhi
izaho aloha tsy mihinana an'ireny é !
ny patsa koa tsy mihinana zà ! tsy mahazàka trondro fa tsy hoe tsy tia akory
*** :arrow::arrow:Ary ny pilokely zany moa firy no atao ?

ftma:

Shoan: tsy simba ka, sady tsy miova ny tsirony fa tena ohatr'iny ravitoto vao nototoina iny
fiffi: ilay pilokely efa nandramako fa manome fofontsakay le izy ko



9. Fiffi ( 16/08/2007 15:11)
ftma:

fiffi: ilay pilokely efa nandramako fa manome fofontsakay le izy ko
an3 kah ! tsy misy fofony fa sakay efa le maina be hoa.....de hapetraka eo am le vary fotsiny io an ! (fa tsy afangaro)


10. kelly13 ( 16/08/2007 17:17)
mampanôna
11. ftma ( 16/08/2007 18:04)
ary ahoan ny fandrahoana an'reny ravitoto maina vovony reny fa ny ahy mangidy be
alona ao anaty rano 1 alina hono, asiana siramamy kely raha mangidy, fa aza mividy ireny fa aleo aza ilay @ boity
diams: tonga dia congelena koa akia, tsy maninona mihitsy io
SHOAN: ka raha be loatra ny azo tsy lany ko, aleo tehirizina.
kelly13: noana sahady njy nefa mbola tsy tonga akory ny sakafo avy any Mada :-D
12. kelly13 ( 16/08/2007 18:41)
ftma>alefaso aty alou le ao anaty conzélateranjy ao fa tsy maninn mintsy :-P:-P:-P, raisiko ampitiavana b d tsarovako tsara njy refa hinana azy @ zay za :°):°):-D:-D
13. ftma ( 17/08/2007 06:30)
kelly13: tongava aty maka e, tsy lavitra ny misy anjy ny misy ahy :wink:
14. diamondra27 ( 17/08/2007 06:51)
ftma:za koa ho tonga any haka azy sa ho entinjy aty?:D
15. fahamarinana ( 17/08/2007 07:45)
ftma : Ary za ve mba afaka tonga maka koa,:-D:-D:-D
16. ftma ( 17/08/2007 14:44)
fahamarinana: tongava e mbola feno ravitoto sy voanjobory ato :)
diams: inona no entina ho anjy e?
17. cutie ( 17/08/2007 14:48)
alona ao anaty rano 1 alina hono, asiana siramamy kely raha mangidy, fa aza mividy ireny fa aleo aza ilay @ boity

andramako akia a :-*
18. fahamarinana ( 20/08/2007 09:41)
ftma:

fahamarinana: tongava e mbola feno ravitoto sy voanjobory ato :)
diams: inona no entina ho anjy e?

:arrow:Misaotra e,na dia ny fahenoko zay invitation zay dia mahafaly ahy fa vazivazy daholo zany kah.Aty alavitra kah tsy ho afaka ho any akory koh!(l)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7369