kivy be

1. xxx ( 12/08/2007 08:59)
tsy fantako reto fa tsy mba sendra anireny , grand amour reny za fa voadona foana ,misy fotoana aloha mba hita we tsy ho lasa lavitra , fa ndraindray mba sendra lehilahy efa tsara toetra mihintsy , milaza we tia , sy mampiseho fitiavana za, tsy fantatra inona no mitranga fa vita ho azy eo fotsiny, za ndray aza no gaga , sady @zay ilay olona tsy milaza we vita fa tsy hita tampoka eo fotsiny e ,tena kivy be mihintsy za we tsy mba misy mpitia mihintsy , nefa anie mba antoniny ihany raha @ tarehy e!leo b mihintsy za fa mba hatoroy hevitra ! misaotra betsaka
novalian'i Angolaina ny 17/08/2007 09:24
2. hery ( 12/08/2007 09:39)
Torohevitra:

Aza mitady an'ireny extraordinaire ireny. Ilay ohatran'ny tsy ho faty ny aina ireny. Ny 83,9 % amin'ireny mantsy afo-mololo. Aleo le resaka normal ihany. Ilay hitanao hoe misy blem tsindraindray. Ohatra hoe tara @ fotoana nifanaovana kanefa tonga ihany. Ohatra hoe le manadino ny zavatra nasainao nentiny. Izany hoe le tsy tena parfait ireny e.

Mahereza :-)
3. xxx ( 12/08/2007 10:52)
za aloha tsy mitono-tena hoe fa tsara toetra, fa mitovy @ zavatra mandalo aminao ny nataoko @ ilay olona niarahako vao tsy ela, tena tsy haiko na izaho no misy olana na izahay roa no misy hevitra tsy mifanaraka, fa tonga dia tapitra ho azy teo ilay fiarahana efa naharitra elaela(2 taona).

Efa naharitra roa volana teo ho eo izao no tsy nandalo tany aminy ny tenako, tsy hoe efa nahita solony akory fa tsy hitako intsony ilay zavatra nampihetsika ilay fiarahana tamin'ny voalohany, ohatran'ny hoe tsy mamy intsony ilay tantely; sady natahotra koa sao dia izy no hiteny amiko voalohany hoe "hisaraka", dia naleoko niaro-tena nisintaka ampilaminana. :?

Asa raha nanampy kely anao io notantaraiko io ry xxx, na za koa aza efa manomboka kivy be hoe fa tsisy mpitia, sady efa tena leo koa ny manenjika sy mikotikoty ity! :?
efa tsy hitako intsony tsinona ny antony! :wink:
de mahereza fa tsy hainao ny rahampitso :D
4. xxx ( 12/08/2007 10:53)
fanamarihana kely fotsiny, za lehilahy :)
5. xxx ( 12/08/2007 11:54)
fanamarihana kely fotsiny, za lehilahy :)
6. Fiffi ( 12/08/2007 12:13)
xxx:
fa ndraindray mba sendra lehilahy efa tsara toetra mihintsy , milaza we tia , sy mampiseho fitiavana za, tsy fantatra inona no mitranga fa vita ho azy eo fotsiny, za ndray aza no gaga , sady @zay ilay olona tsy milaza we vita fa tsy hita tampoka eo fotsiny e ,
heu....mba mahagaga njay zany toe-javatra zany an ! olona efa miaraka zao ve nareo de tampoka eo de lasa fotsiny le bandy de rava eo ohatran'hoe tsiss n'inn n'inn ? :roll::{:{:{


7. diamondra27 ( 12/08/2007 15:52)
Aza kivy e!
mahereza hatrany de manàna faharetana fa raha mbola tsy nanao ratsy enao de hahazo ny anjara ihany.

xxx: Lasa méfiant(e) zany nareo zany ve?


Tsy manana solution za fa de miandry ngambany e!
8. xxx ( 12/08/2007 16:48)
zay mihintsy no mahazo za ry reto a! , fa ny probleme @ko amilay izy anie lasa mila ho lasa adala mihintsy e! , tsy mba mety sitrana izany fa tratrany ratra-po foana !za efa nanoratra hevitra tary ambany we , misy piege v ilay izy rehefa milay loatra ny fiarahana , zao vao hitako fa trtra indray , nefa ilay olona t@voloany tsara d resaka 3 andro fotsiny tsy misy appel na sms d efa hita any @ sit d rencontre ilay olona nefa na ilaza we aleo hajanona fiarahana aza d tsy ataony , mm ilay respect fotsiny ,fa ianao mbola miheritreritra we mety sahirana izy matoa tsy miantso , na koa we misy atao ,hay izy ty efa zavatra hafa tateraka deçue b aloha za é! lasa mitomany tsy fidiny we inona ary ty mahazo ahy ,
9. sitlo ( 12/08/2007 17:14)
Tsy hoe manao tsinontsinona an'i xxx, fa entre-pa kely amin'i xxx2 fotsiny.

Ialahy ve eo miteny hoe "navelako tamin'izao tsy misy resaka ilay kala", dia avy eo ialahy miteny hoe "manomboka kivy be fa tsisy mpitia". Mba menatra.
10. Fiffi ( 12/08/2007 19:41)
tsy araka intsony le resaka.....misy xxx samy hafa sa olona 1 hiany nareo ry xxx ? :roll:
11. xxx ( 12/08/2007 20:34)
nentiko hanampy fotsiny fa tena tsy haiko ny mahazo ahy izao

sitlo, mety efa leo fitiavana za lesy a (sady miodina be izy tato ho ato, maro bandy hiarahana)
Fiffi, za ihany ilay xxx2

12. sakaizakely ( 13/08/2007 07:40)
za le xxx3
mbola ho avy eo handray anjara :wink:
13. xxx ( 13/08/2007 09:11)
xxx:

3 andro fotsiny tsy misy appel na sms d efa hita any @ sit d rencontre ilay olona


matoa izy hitanao any @ site de rencontre dia ianao koa izany mba nijery tany kou :P:P:P Ngodé mba efa ela ary izy no tany farany kosa ?

ary tsy mba nantsoinao ve izy hifanazavana ? Sa de nadabodaboka tany @zao ?

xxx3 ;-)
14. xxx ( 13/08/2007 09:17)
hery:

Torohevitra:

Aza mitady an'ireny extraordinaire ireny. Ilay ohatran'ny tsy ho faty ny aina ireny. Ny 83,9 % amin'ireny mantsy afo-mololo. Aleo le resaka normal ihany. Ilay hitanao hoe misy blem tsindraindray. Ohatra hoe tara @ fotoana nifanaovana kanefa tonga ihany. Ohatra hoe le manadino ny zavatra nasainao nentiny. Izany hoe le tsy tena parfait ireny e.

Mahereza :-)


de aleo maka pelaka ve ry Hery ? :-D:-D:-D:-D

reny mantsy hono tena malaza fa tsy mba mandao vady zany fa miodina fotsiny :-D:-D:-D

de ahoana moa zany normal izany ?

Aleo le resaka normal ihany


le bika amanendrika somary dongadonga sy be mony reny ve sa le tonga de mangataka cd amboalohany ireny ? :-P:-P:-P:-P

xxx 4
15. botita ( 13/08/2007 23:28)
Nen lereto laozany mifamaly indray, le olona atsy @ efitr ilany efa hamono tena, zao ndray ny ahy ny hevitrao, manova famindra zany hoe : ty m charme dry de, de az manao intsony, rah mkata be ndry dia hanaino, satria tsy mety @dry zany ren. moa @zay koa mbo karazan olona hafa indray no hiaraka @dry
(za lo de vatandahilahy no meteny etoana)
16. la ( 14/08/2007 15:24)
Mahereza ry reto a!! fomban'ny olona mintsy le misitatsitaka tsy hita hoe aona fa de lasa
Fa aza kivy e miezaha mifaly fona amin'izay fiainana iainana fa aza mitady lavitra
17. Angolaina ( 17/08/2007 09:24)
courage foana e! tsy maintsy tonga eo fona ny anjaranao fa aza mora kivy izany ! io fitiavana io koa ange toy ny aloka e! rehefa enjehina dia mandositra nefa rehefa tsy raharahina manatona ho azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1127