sipa interet

1. jimteam ( 10/08/2007 14:47)
Izao ilay izy.

Nisy sipa nampiresahako. Dia tsy nety niaraka tamiko izy fa hoe efa manambady. Mbola nifanerasera ihany anefa izahay. Izahay samy nahita fianarana. Mihoitra amin'ny fiainana ary samy tia hanangana zavatra mivaingana. Fa ny tsy itovizanay dia izy miodina be. Dia izao no olana. Tia ahy hono izy fa ny vadiny tsy mitovy tanjona aminy mihitsy. Manakarena hatry izay hono dia manje ny andro ho lava. Te handà aho nefa te hitazona ny fifandraisanay satria izy dia tena mahay tokoa.
novalian'i jimteam ny 01/09/2007 19:21
2. Fiffi ( 10/08/2007 15:54)
fa maninn aza no insitévana rehefa tsy nety niaraka tam-nao izy eh ? sady efa manambady koh am-zay.....
3. ikaretsaka ( 10/08/2007 16:41)
dia nohon'ny interet hoe manan-karena izany le rangahy no nanambadian'ilay sipa an'ilay vadiny?
kay le:roll:
fa dia tena misy mahavita an'izany tokoa an
4. ikaretsaka ( 10/08/2007 16:45)
tadidiko indray andro izay sipa mpiara miasa dia nampidirina mba no presentena t@ bandy akama
dia ny fanontaniana napetrak'ilay sipa voalohany dia hoe "ila a du fric?"
loooz ty!
5. sylvain ( 10/08/2007 17:40)
zay mihitsy lé tsy mety @ sipa sasany,io tonga d mijery hoe manana sa tsy manana,d rehefa tsy manana fric zany d efa tsy miditra!
6. kelly13 ( 10/08/2007 17:57)
miteny an'izany nareo fa nisy namako zay oa vaky hono ny lohany fa tsy hitany ze atao satria zao, miaraka @ bandy izay izy, d io bandy io miasa etc... nefa ono ny fiainandry zareo otran'ny tsy misy avenir zany, entre temps izy nahita bandy miasa @ sncf (bon parti ny filazany azy) d oe assuré ny avenir-ny ono miaraka @ io bandy faharoa io nefa tsy d tiny le faharoa mihoatra ilay 1°, ka inn hono no tokony hataony! inn mou no avaliko azy fa hoy aho mantsy azy oe "ndry no miasà d ndry no mitondra ny simca noire @ zay"
7. ikaretsaka ( 10/08/2007 18:18)
dia izay no tsy azoko.. amour aho amour e.. dia avenir aho avenir indray avy eo
8. Fiffi ( 10/08/2007 20:46)
misy mahita atao mintss ato an ! :roll:
9. kelly13 ( 10/08/2007 20:56)
nefa tokou nge ry zareo sarotra iany le oe "vivons d'amour et d'eau fraiche" e!

fiffi>:-D
10. Fiffi ( 10/08/2007 21:11)
:-D:-D:-D ka tena nahavariana anaha akia le dinika an !:-D:-D
11. rakaroka ( 10/08/2007 23:21)
Miala tsiny fomba firesaka aho: fa na ny vazaha manana ny ampy nametraka wé "on vit pas de l'amour et de l'eau fraiche". Ny marina dia "leo leo leo" ny fahantrana sy ny fijinjana ny vokatr'izany ny ankamaroan'ny toa ahy izao. Ka tsy lojika aza ve raha mitady "confort":roll::roll::?::wink:ary mazava BBbbe fa ara-matérialy no tsy ampy bbbe any am-tanàna , 'nefa miala tsiny fa "ilaina indrindra izany" pour vivre et souvent question d'équilibre mihitsy io. Dia MAHITSY Bbbbe mihitsy ny resako aminareo Bandy gasy hoe: "tiako aza raha tonga hatrany am-pototsofin'ny vadiko" ny hoe. Tsy hoe tsy ampy "dose am crack crack" no tsy hahatanana an-dramatoa ao an-tokantrano fa ny "souci-any" ary ny MARINA dia tsy "mahavelona ny ankohonany akory" na somary "irrésponsable" izay tsy ny lehilahy gasy rehetra fa ny tsy ho voatanisa @ rizareo.
Ny blem sarotra be lé manome toky sans avoir wé saiky tsy mitana ny pai-ny ny iray matetika ny vhv
tratra farany foana @ zaza. Donk aleo mi-assuré mialoha.
12. ikaretsaka ( 10/08/2007 23:23)
ny tsy voako dia ilay pendipendina ery teo.. avy eo .. pouce pouce fa ry ndray
13. rakaroka ( 11/08/2007 00:03)
Tssssss!!!!dia resaka tokoa no ataontsika eto an!
Dia ahoana indray ary ny resakareo raha tojo ny tahaka izao hoe: "inn koa aza no iarahana @ bandy tsy alehany sns toa ireny:roll::?:Dommage!...
tadidiko ilay "Cynthia de
"star académie farany izay" !
Dia satria ve hoe tiako izy?
Et s'il suffisait d'aimer!".
Hi!hi!hi dia :cry::cry::cry:ontsa anao aho ry fitiavana fa toa mila :-w:-w:-w "calcul ve? sa...
ny safidin'olon-tiana ankehitriny tsy ho tojo ny fitenenana hoe tafidi-kizo!
14. gasbernador ( 11/08/2007 10:02)
Dia ianao ve nefa tia azy?Ny zaza ve misy?Lanjalanjao zalahy,dia inona nefa no tanjona iombonanareo raha mandroso,efa mazavazava ve?Mila matanjaka ara-bola ianao vao afaka mirotsaka sao henjana,dia mila manao ohatry ny ankizy 16 ans mifankatia..."amoureux"...hatramin'ny farany hihihi...
15. mandrindra ( 11/08/2007 15:03)
ny vola sy nyf itiavana hoe eee???toa mifandray toa mifandaka, tsy dia hita loatra izay hifandraisany nefa toa miara midola eny ihany. tsy vitan'ny vola ny fitiavana, ary ny fitiavana tsy ampy vola koa nefa misy fetrany ihany
16. Jeankely ( 11/08/2007 15:33)
Sahala ny fiara vaovao sady ilay karazany manja ny fitiavana. Raha tsisy lasantsy tsy mandeha . Ny vola no lasantsy. Na kely aza ka mahay mitsitsy afaka miaina fa raha be hazakazaka etsy sy eroa tsy ampy lasantsy dia mipetraka ny fiara. Mitady lasantsy mora kokoa nohon'ny mahazo fiara. Ny fitiavana lafo ary sarotra azo.
17. Fiffi ( 11/08/2007 20:00)
ikaretsaka:

tadidiko indray andro izay sipa mpiara miasa dia nampidirina mba no presentena t@ bandy akama
dia ny fanontaniana napetrak'ilay sipa voalohany dia hoe "ila a du fric?"
loooz ty!
ountssss.....ho aiza hiany aza ity fitiavana ity ?


18. Jeankely ( 12/08/2007 04:30)
Tsisy mahadiso izany ry fiffi an. Fomba fiteny io. Raha fitiavana fotsiny ve tsy mba azon'ny ory na ianao katrakabe io aza.=))=))=))
19. mbaliana ( 13/08/2007 18:49)
ny fitiavana ndraindray tonga ho azy avy eo...na dia nijery interet aza le olona na lhl na vhv tamin'ny voalohany...
20. la ( 14/08/2007 15:17)
De aona zany ry reto ny mahantra? tsy mba ho tin'ny olona mintsy zany ny mahantra satria tssy miasy vola, tsy maharaka le etsy sy eroa?

Fa amiko de zao: marina fa tsy misy te hanandratsy, ary tsy misy tsy te ho tafita, fa ra resaka entiment tsy de ankinina be amin'ny resaka vola.
Misy anie manana ny finiavana rehetra itady vola fa tsy mahita hoe aiza no aleha e, fa ny fiainana ifanapina samy miezaka ze atafita, zay ngamba no matonga le we misipa aloha vo mivady; satria tafiditra amin'ny fizahantoetra ny hoe mazoto hifanampy aminao le olona sa tsia!! Zahay mahantra zany de malaelo fa tsy hisy hitia mintsy ra izany!!:cry:

Fa zao momba le hoe efa manambady na mitentina vola atrany antampodohany aza izy de aleo izy ho an'ny vadiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0815