sipa interet
21. Papoose
(
14/08/2007 22:41)
mijery an le resaka avenir tetsy ambony aho dia le hoe tsy hisy avenir sy blabla, fa angaha moa tsy le bandy sy sipa ihany no hampisy na tsia ny avenir-ny?ka noho izany mila mihetsika izy, mandray decisions alohan'ny hahatara izany!
le volan'zay ray manambola mantsy hisy foana mandram-pahatapiny fa enao zay mahatsapa hoe tsy hotafa ty no mila mba mailo!
le volan'zay ray manambola mantsy hisy foana mandram-pahatapiny fa enao zay mahatsapa hoe tsy hotafa ty no mila mba mailo!
22. soanja
(
15/08/2007 05:00)
jimteam:
Izao ilay izy.
Nisy sipa nampiresahako. Dia tsy nety niaraka tamiko izy fa hoe efa manambady. Mbola nifanerasera ihany anefa izahay. Izahay samy nahita fianarana. Mihoitra amin'ny fiainana ary samy tia hanangana zavatra mivaingana. Fa ny tsy itovizanay dia izy miodina be. Dia izao no olana. Tia ahy hono izy fa ny vadiny tsy mitovy tanjona aminy mihitsy. Manakarena hatry izay hono dia manje ny andro ho lava. Te handà aho nefa te hitazona ny fifandraisanay satria izy dia tena mahay tokoa.
Tsy azoko loatra ny resaka eto. Ka ianao ve tia sa tsy tia sa dia ny fahaizany ihany no tena mahasarika anao aminy sa ahoana?
Ny zavadehibe mantsy raha ny hevitro amin'ny fiarahana dia mila balance ny rehetra fa tsy hoe be vola izy de tiako na hoe tsara tarehy izy de tiako sns fa mifangaro aby na tsara na ny ratsy ao amin'ilay olona nefa mahatsiaro tia ihany. Raha ny maharatsy azy indrindra ka hitanao nefa mbola tia ianao dia io le fitiavana LEHIBE.
Satria ny fitiavana tsy misy hoe inona sy inona fa refa tia dia tia. TIA TSY ASIANA HOE NAHOANA hozy BODO mpihira.
Raha izay fahaizana tompoko no ifikirana amin'ity fiainana ity atao loharanom-piarahana dia mampatahotra ahy ny ho avy. Nefa asa aloha fa dia mahereza sy mahita izay tadiavina aby!
24. rakaroka
(
15/08/2007 06:54)
Heu...Delicat ihany ny resaka eto ka!
A plus forte reison aho mihevitra fa raisonnable aza ny "agence matrimoniale" mampifandray olona mitovy2 feeling ireny : rahateo ny "stat" mi-constate fa cela marche bien.
Ka ny fiarahana kosa anie mila "passage des ondes"
mitovy2 longueur d'ondes fa tsy lé "impasse" fahita mahazatra sady manahirana ny mi-résoudre ila impasse.
Izany ary izy we "impasse" koa :-P.
Ary marina ny voalazanareo wé zava-maroloha no mampandeha ny fitiavana:lol:

25. tynah
(
16/08/2007 21:11)
shhhhhhhhhh zavatra tsotra kely zany!!! amiko aloha, mitady zah ,d manangona,tsy hataoko fantany hoe efa manana anie zah fa raha hitako fa tena tiko sy tia ahy d zay zah vao miditra. Miantehatra am ol zany tsy d tsara lotra raha hoe interet no jerena fa zavatra miditra am kiloadoka d mivoka am ki lavadavaka koa avy eo.
26. Angolaina
(
17/08/2007 09:36)
Raha olona be sitrapo aloha dia tsy ho afaka hiaraka hiaina @ olona kelikely vola zany e! ary zany nefa no tena olana @ ity fitiavana misy interet ity(le interet financier no tiko lazaina eto) satria eo ilay hoe tsy te hisahirana nefa te hanambe ! hafa ihany amiko ny manana ny ampy nisasaran'ny tena toy izay ireny azo mora foana ireny sady misy nge ilay fitenintsika gasy oe "ny miditra @ makarakara mivoaka @ kiloadoaka" ka raha izany no itondrana ny fiainana dia ho very eo !
Miasà dia mba manana ny anao manokana ianao, ny fahaizana rahateo efa misy eo aminao, tsy hitako izay ianteherana @ an'ny hafa sady aza tia mihinana ny hatsemboan'ny sasany zany fa tsy mitondra soa izany. Avelao koa izy handravina izay olany miaraka @ vadiny fa tsy misy olana tsy voavahan'ny fifampidinihina sy ny fifanampiana eo @ fiainana ary izany no tena ilaina eo anivon'ny tokantrano.

27. bemabe
(
23/08/2007 14:29)
tena lasa be dia be ny resaka fitiavana sy ny fiainana @izao fotoana izao;zavatra morabe indrindra ireo no sady mahafinaritra fa tsy asarotina fotsiny.Mijery fitaratra ianao dia mametraha fanontaniana hoe ohatran'iza no tokony ho zakako na ara-tsara tarehy izany na ara-bola? fa raha manao ny tsy zakan'ny tsena tena mahatonga olana fotsiny
28. reve
(
24/08/2007 04:50)
oadray! de mahavarina tokoa ty fitiavana ity an!
fa zao oa e! fa maninona kay raha alohan'ny hidirana am fanambadina na ny lahy na ny vavy io de tokony samy efa mba samy manana bagage aloha vo miditra e! marina ary ekeko fa ilaina ny vola eto tsy misy resaka hoe ahoana ny mahantra na ny zanaka panana fa samy nomena chanche kely daholo ny olona nianatra ary raha tsy afaka nanohy fianarana lava aza nge afaka mikaroka sosy am fomba rehetra e!(fomba madio an)de am zay tsisy hoe za mila bandy be sosy hiantoka ny avenirako na hoe za mila madama misy sosy fa mampirevy. de TENA FITIAVANA TSY VOASAKAN'NY VOLA MIHINTSY !