Anglisy.......ifampitadiavana ny mampianatra!
1. xxx
(
04/08/2007 19:37)
Hatramin'ny lalam-panorenana vaovao iny fa fa hoe angalisy anisan'ny langue ofisialy dia rotoroto, fianarana anglisy, tsy mahita mpampianatra tena mba e .........
novalian'i naughtyboy ny 10/09/2007 20:46
3. Herimiafina
(
04/08/2007 20:03)
Ny fampiasana azy andavan'andro ihany no tena mpampianatra milay, mba kaozy e! ;-):@
5. Herimiafina
(
05/08/2007 02:48)
xxx:
Hatramin'ny lalam-panorenana vaovao iny fa fa hoe angalisy anisan'ny langue ofisialy dia rotoroto, fianarana anglisy, tsy mahita mpampianatra tena mba e .........
Tonga de mangalà akama peace corp fa tonga ise de henjana be bakeo. :-D:@
6. Fiffi
(
05/08/2007 06:42)
simplex:f'ita hoa eh ! io kosa ve akia de tsy ho manja ? am -zay mahay teny maro koh !:)
miankina @ le ampianarina ihany io :)
manja sa tsy manja? :P:roll::°):@
7. ravakamalala
(
05/08/2007 10:03)
ny fika koa rehefa mijery dvd d ataovy en anglais, d asiana subtitle en anglais ihany!
am voalohany ianao, raha mbola tsy zatra, d mety tsy dia tena mahita tsirony am lé film fa mandeha ho azy foana io avy eo!
am voalohany ianao, raha mbola tsy zatra, d mety tsy dia tena mahita tsirony am lé film fa mandeha ho azy foana io avy eo!
8. lapino
(
05/08/2007 15:01)
ravakamalala:amin'ny teny anglisy ;-)
ny fika koa rehefa mijery dvd d ataovy en anglais, d asiana subtitle en anglais ihany!
simp > bogosy daholo :D
9. simplex
(
05/08/2007 15:17)
HM:fa ahoana marina aza no nianaran'zala ireny teny gasy e? :)
Tonga de mangalà akama peace corp fa tonga ise de henjana be bakeo.
lap> ny mpampianatra kou ve :P:roll:
10. xxx
(
05/08/2007 17:44)
....ry zareo a ! ilay mpampianatra any an-dakilasy mihitsy anie tsy mahita e, marina fa mety afaka mampianatra anglisy any ecole primaire daholo izay manana bac eny fa na bepc aza, fa ilay directive sy programa omen'ny fanjakana dia ilana fahalalana de base ihany...Indrindra fa ny any ambanivohitra.
11. ravakamalala
(
05/08/2007 19:52)
ny fika koa rehefa mijery dvd d ataovy amin ny teny anglisy, d asiana subtitle amin ny teny anglisy ihany!
am voalohany ianao, raha mbola tsy zatra, d mety tsy dia tena mahita tsirony am lé film fa mandeha ho azy foana io avy eo!
:°)
am voalohany ianao, raha mbola tsy zatra, d mety tsy dia tena mahita tsirony am lé film fa mandeha ho azy foana io avy eo!
:°)
12. Herimiafina
(
05/08/2007 20:07)
simplex momba ny peace corp volunteers:
fa ahoana marina aza no nianaran'zala ireny teny gasy e? :)
Efa-bolana (4) pratika variraraka tsy ankijanona, dia efa afaka mibadabada eny klou, dia bakeo maka mpampianatra malagasy hanampiana ny efa hay.
Sady tonga dia tenimparitra directa arakaraky ny toerana handehanan'ny tsirairay. :-D:^)
Ka noho izany raha hianatra angalisy dia directa pratika hatrany ampandriana. :-D:@
13. Fiffi
(
06/08/2007 19:27)
Herimiafina:dainnn.....de inn hono nolazaina ao ? :wink::-D:-D:-D
Ka noho izany raha hianatra angalisy dia directa pratika hatrany ampandriana. :-D:@
14. LazaDaddy
(
07/08/2007 00:24)
xxx> raha misy finiavana dia tsy ho sarotra izany. Asio teny anglisy daholo fotsiny ny atotan-taratasy ofisialy rehetra (fazahoan-dalana hamily fiara, kara-panondro, taratasin'ny fiarakodia, dokam-barotra, vaovao, toetr'andro, fampianarana ambaratonga ambony).
15. ikaretsaka
(
07/08/2007 02:28)
herimiafina.. izay indrindra manko.. dinio tokoa ange e
ry peace corps sy ny misionera ry zalahy mahay teny gasy nefa ireny tany vao nianatra sady 4 bolana monja dia mahay .. sady amin'Izay tenim-paritra an ! (Madagasikara aza tsy fantany akory ny fisiany raha tsy hoe efa voatendry ho any izy)
laisany efa firy taona dia nahafantatra angalisy sy amerikanina .. mbola eo @ "I love you" ihany
Miezaka ry zalahy an!

16. Fiffi
(
07/08/2007 05:43)
LazaDaddy:na ao an-trano ftsn aza de manipy teny etsy sy eroa.....
xxx> raha misy finiavana dia tsy ho sarotra izany. Asio teny anglisy daholo fotsiny ny atotan-taratasy ofisialy rehetra
17. simplex
(
07/08/2007 08:29)
ika:k tsy maintsy atomboka @ essentiel io rakoto a :)
aisany efa firy taona dia nahafantatra angalisy sy amerikanina .. mbola eo @ "I love you" ihany
Ary mba ahoana lesy ny teniratsy anglisy? :P:@
18. Fiffi
(
07/08/2007 09:23)
simplex:dainnn.....tsy aleo ve kalou le teny tsara no hianarana tsara zay vao....:wink: :-D:-D
Ary mba ahoana lesy ny teniratsy anglisy? :P:@
19. karinah
(
07/08/2007 16:13)
xxx:henjana koa izany ry xxx! fa mitombona koa aloha izany fa ny hianatra dol ny mahamaika, ary tena marobe ny sekoly momba izany, ny E.L.I(English Language Institute) ohatra iray (1); saika efa misy eraka ny Nosy anefa tsy manofana ny mpinatra ho tonga pampianatra ny ankamaroan'ireny* fa mampianatra olona hahay miteny dia izay.
Hatramin'ny lalam-panorenana vaovao iny fa fa hoe angalisy anisan'ny langue ofisialy dia rotoroto, fianarana anglisy, tsy mahita mpampianatra tena mba e .........
Tsara anefa ny fianarana teny Anglisy!..dommazy:? tsy misy te hampianatra fa te hianatra dol izany!:-D:-D:-D...:°)
20. karinah
(
07/08/2007 16:21)
simplex:Simplex: ny nampianatra anahako alou bôgôss be dol an, indrindra ilay rempaçant rhf tsy tona ilay tena mpampianatra, ouille ouille ouille!:-D
HM:fa ahoana marina aza no nianaran'zala ireny teny gasy e? :)
Tonga de mangalà akama peace corp fa tonga ise de henjana be bakeo.
lap> ny mpampianatra kou ve :P:roll: