Anglisy.......ifampitadiavana ny mampianatra!

21. karinah ( 07/08/2007 16:23)
Simplex: ny nampianatra anahako alou bôgôss be dol an, indrindra ilay rempaçant rhf tsy tona ilay tena mpampianatra, ouille ouille ouille! averinako fa tsy mety ny quote-ko^^
22. ikaretsaka ( 07/08/2007 17:50)
simplex:

Ary mba ahoana lesy ny teniratsy anglisy? :P:@

Mihainoa RAP na Eminem tsy sensuré

ny ahy aloha raha vao teny vahiny dia ny teny ratsy no haiko voaloha tokoa e.
za izao mianatra teny arabo dia ny teniratsy rehetra no haiko voalohany


23. Fiffi ( 08/08/2007 06:10)
Ika: nga teny ratsy ny ao ?
24. ikaretsaka ( 09/08/2007 19:00)
misy teniratsy ao
25. Fiffi ( 09/08/2007 19:09)
heu...zany an . tsy hitako...
26. ikaretsaka ( 10/08/2007 05:56)
sao le version misy censure no henoin'i fiffi?
27. Fiffi ( 10/08/2007 07:25)
zay mintss angamba....
28. ikaretsaka ( 10/08/2007 13:48)
fa lainga lainga aloha fa tsara ny mianatra teny hafa, ary tsy hanenenana
29. Papoose ( 14/08/2007 21:49)
ikaretsaka "i love you" ary ee!
manao pratika za iooo!!
de mba tsipazo teny hafa @zay ary fa tsy mba efa nety v iny?

fa tena marina daholo zay notenenin'le olona mahay teny anglizy reo fa le finiavana no tsy de ampy loatsy!
sady mino aho fa raha mianatra @ peace corps reny tsa mandoa vola fa raha vao le eny anelakelan-trano de mdangana ny afera!
sady ny tsara indrindra le mianatra @ le tompon-teny fa tsy mpampianatra gasy satria vitsy de vitsy reny mpampianatra ireny no manana prononciation marina. Ka raha hianatra ka hianatra diso de voa double ohatran'ny akohovavy, sady lany sosy no diso fiteny.
sa wat do yall sink?:lol:=))
30. LazaDaddy ( 17/08/2007 04:05)
Papoose> let zhem sink deeply. French is zheu best, except zheu french carrrrrs
31. Papoose ( 23/08/2007 23:09)
well, sinkin to long is not goud ein!i dont sink freunch iz zeu best!especially zeu pepoul
32. pissoa ( 25/08/2007 16:28)
:-D:-D:-D

za koa mitady mpampianatra !
33. tenagasy ( 25/08/2007 16:58)
Nenah 'ndray mpianatra gasy vavy bikàna sady manjamanja maromaro tsy mahay miteny afa-tsy le hoe:
"Haaay!"
"Ao ary io?"(l) an?
"oay le (well)",
"ein de io?"
"saosao!!":oops:
"OK"
"Io ary aho e!"
"Alaovy io"
Nooo! Yeeessss:-*
Nooo! Ysssssss :*
Ireny nenah no tadiaviko.
Ataoko mahay miteny irery tsy mahatsiaro akory hoe miteny nefa miteny daholo!
Miteny tsy ankijery io an!
Mikoraràna izany moa? (Kouraman)
Réziltats assirés!
Oh Yessss!
Mbô mahay mamp'mé ve 'za?:^)
34. xxx ( 25/08/2007 17:21)
you are impothibôl
35. naughtyboy ( 10/09/2007 20:46)
=))=))tsy ratsy njay zany fa za kalo tsy ijery fotsiny le manjamanja fa aleoko aza le te ianatra reny
no ampina ra mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008