Ny nana Politika potserina hivoaka (nanas)
1. kanota
(
04/08/2007 03:40)
Na iza faly na iza tsy faly tsy nitondra an'i Madagasikara nankaiza ny Mpanao politika hatramin'izay. Maloto ary faran'izay maloto. Avy nanimba ny firenena avy eo miseho miresaka fahantrana nefa mbola tia hiverina hanao ny toetra ratsiny. Izay mangalatra tian'ny vahoaka mihintsy ny maheno azy migadra. Tsy ny mpangalatra akoho ihany no gadraina fa samy any amponja rehefa manao ny tsy mety. Na mpitondra aza izy tsy maintsy mbola ho avy koa ny anjarany raha manao ny tsy mety izy. Ny vahoaka tsy miaro mpanao risoriso. Na resaka mirefarefa na resaka tsisy dikany ny nana politika tsy maintsy potserina hivoaka. Aoka ho fantatr'i nanas izany. Asehonay mihintsy ary samy manokatra internet tokoa. Mivonto Nanabe=))
novalian'i kanota ny 07/08/2007 02:12
2. tsoraka
(
04/08/2007 03:46)
Rehefa tsy mahatanty dia miala tokoa ary any amin'ny sehatra hafa mamokovoko. Tezitra POISSON MORT izao any amin'ny resaka Clos Mahajanga no manazava=))=))=)). Ny vahoaka hatoro ahay hanadihady fa tsy taritiny any amin'ny lavaka mifototra aminy ihany. N'inoninona hitaritan'ny mpanao politika ny vahoaka dia tokony ahalala izy fa hitondra soa na hifototra aminy izay hatao. Ankoatr'izay mihevitra ny olona mpanarandrenirano sahalan'i Tezitra POISSON MORT
3. Jeankely
(
04/08/2007 07:22)
Marina izany. Nana otrika tsy maintsy potserina ary esorina hatramin'ny fakany. Io ilay toetra nampianarin'ny mpanao politika mahay izay nitondra an'i Madagasikara tao amin'ny IPPTE avy izy indray no mody mitanisa fahantrana.
4. tezitra
(
04/08/2007 13:23)
jeune homme, oui pour ton sujet sur le nana et ta remède, ,mais une question fondamentale et primordiale avant tout débat, car tu brûle les etapes là!:
-qui est ce NANA? ça ne porrait pas être du ronono(TIKO?) peut-etre?
seuls les poissons morts suivent le courant
-qui est ce NANA? ça ne porrait pas être du ronono(TIKO?) peut-etre?
seuls les poissons morts suivent le courant
7. nanas
(
04/08/2007 23:07)
Inona aloha no idiran ny pseudo-ko amin ity sujet anao ity fa tena tsy azoko, tsy zakanao angaha ny filazako ny marina mikasika ny fisainan ny olona mirefarefa @ tany? Misy oa dia mahana @ tsy anotaniana. Tsy hiadiana hevitra koa zany fa mazava. Mampalahelo le fisainana.
8. Herimiafina
(
05/08/2007 02:30)
Anjekaky oo :{:{
Raikitsa ny rombo fa aleo klou haka seza tsara, de pop corn de ekimô. :^):@
Raikitsa ny rombo fa aleo klou haka seza tsara, de pop corn de ekimô. :^):@
9. nanas
(
05/08/2007 17:56)
Herimiafina: Inona koa no iadiavako amin izay resaka forum, ry le kanota sy ny tariny no efa zatra ataon ny olona rojksoooo miady aman olona dia aleo izy hivovo hoatran ny fanaony eo fa rehefa reraka ny manaratsy sy miady ve tsy hangina. Raha tsy efa romotra be tsy misy fanafana intsony angaha ka zay izy vao mety tsy hangina intsony eto. Ny mampalahelo ilay serasera.org fotsiny lasa tsy siten ny olona matotra sy mahalala-fomba hoatran ny nahitako azy taloha intsony, ny sasany noheveriko ho matotra aza toa lasa mampivarahontsana koa.
10. kanota
(
06/08/2007 10:29)
Ho an'i Tezitra raha tia hinono nana izy dia mahereza fa tsy sakananay. Fa ny fantatray dia anisany tsara ny PRODUIT TIKO na faly ianao na tsy. Na hiafina aza ny havanao mitelina sy mihinana an'io. Ho an'i NANAS indray na mirefarefa na tsy matotra dia izay no ahavony. Izay indrindra no tena nampiomehy ny vahiny satria samy mihevitra ho avo sy mahay daholo ny Mpanao politika Malagasy hatr'izay ka izao no vokany. Tsy mila mpanao politika ny vahoaka. Asa azonareo izany na tsia?
11. nanas
(
06/08/2007 14:48)
atomboy aminao minananana io aloha ny fampiharana fa tsy mila politika ny vahoaka fa tsy eto no mitabataba manampahaizana e! politika e! fitondrana e! sy manaratsy ny hafa eto, ary mba dinio zay zavatra tenenina amin ny sisa fa ianao ihany no manala-baraka ny tenanao, mitatra izay mankany @ ny zavatra/olona tohananareo. Farany aza mitaona ny hafa hiady aman olona eto fa samia manaja ny pragma-ny dia vita.
12. kanota
(
07/08/2007 02:12)
Izahay tsy manohana n'iza n'iza fa ny marina no lazainay. Ny mahantra atoronay fa tsy mila mangataka fa rehefa mikokotra tafavoaka. Ny mpanana tsy miady aminy izahay nefa koa tsy mila mangataka aminy fa afaka mianatra sy manitatra hatreo amin'izay faratakatray izahay. Atoronay ny mahantara mihintsy fa na mahantra aza eo amin'ny resa-bola tsy midika fa mahantra ara-tsaina. Tsy hekenay mihintsy atao fitaovana ny fahantranay. Mampiakatra ny sain'ny mahantra ihitatatra no ataonay fa tsy ny mampitomany azy na ny hitarika azy ho mpanaradrenirano. Izahay olona tsy TIKO fa ny marina dia mihinana Produit TIKO ary mitelina sy makafia ka sarotra ny handainga=))=)).
