fandinihana
1. LazaDaddy
(
03/08/2007 02:47)
Raha itodihana ny roa (2) taona lasa, mankaiza i Madagasikara? Inona avy ny fiovana nisy?
2005 -> 2007
2005 -> 2007
novalian'i mandrindra ny 05/08/2007 11:28
2. Fiffi
(
03/08/2007 05:16)
mankaiza ahoana aloha zany ? bdb kosa aloha ny fiovana nisy eh ! zany hoe: heu.....aleo angamba ny namana any an-toerana no hilaza azy ? ny antsika aty ivelany manko manaraka vao2 ftsn fa tsy mahita maso......
3. ikaretsaka
(
03/08/2007 08:24)
ny niova mba hitako? nisy ny maty dia nisy ny velona..
ireo mademoiselle misy lasa madama.
ny ankamaroan'ny ankizy seconde t@ 2005 lasa afaka baka 2007
ny isan'ny volofotsiko nitombo!
inona koa re e?
fiovana aby izany!
ireo mademoiselle misy lasa madama.
ny ankamaroan'ny ankizy seconde t@ 2005 lasa afaka baka 2007
ny isan'ny volofotsiko nitombo!
inona koa re e?
fiovana aby izany!
4. rhina
(
03/08/2007 10:17)
niova kosa e ny karetsaka zao lasa gadana d rehefa kelkely mety mbola iova afa
5. xxx
(
03/08/2007 11:09)
bdb ny fiovana, fa aseseo dia milamina hoe amin'ny lafiny inona ohatra? malalaka be loatra ilay fanontaniana!
6. Samoana
(
03/08/2007 12:01)
Tao anatin'ny 2 taona de nitohy ny fisarahany milimetatra maromaro @ faritra atsimon'i afrika:wink:
7. xxx
(
03/08/2007 12:31)
Niova kosa aloha e!fa misy faritra tena mba mahazo tombiny be tokoa e @ fitondran\'i Ravalo ,fa ny eny aminay @ faritra commune Ampanefy sy Soavina ,frt Atsimondrano iny ,dia angamba mbola tsy nandalovan\'ireny manam-pahefana sy filoham-pirenena ireny,fa rehefa fahavaratra iny ny lalana dia an-dohalika foana ny fotaka,any ny palais ny vovoka sy fotaka e!mba rahoviana ihany ary e!
8. xxx
(
03/08/2007 12:35)
raha ny lalana no resahina dia niova : betsaka ny lalana vaovao vita
raha ny fiainam-bahoaka indray dia niova koa : miha sahirana andro aman'alina ny olona (fara faharatsiny ireo olona fantatro)
raha ny fiainam-bahoaka indray dia niova koa : miha sahirana andro aman'alina ny olona (fara faharatsiny ireo olona fantatro)
9. ikaretsaka
(
03/08/2007 16:12)
rhina:
niova kosa e ny karetsaka zao lasa gadana d rehefa kelkely mety mbola iova afa
aleo aho karetsaka ihany ka.. rehefa tianareo ovina ho gadana ny hidintranonareo dia mba ovay toerana ho any @ douchem-bevavy aho!
10. ainga
(
03/08/2007 22:09)
ao izany ikaretsaka vao hifanena @ lakilen'ny fahafinaretana:P:P:P^^^^^^^^^^^^
11. Fiffi
(
04/08/2007 12:57)
ikaretsaka:aninn any ndry Ika ? :-D:-D
aleo aho karetsaka ihany ka.. rehefa tianareo ovina ho gadana ny hidintranonareo dia mba ovay toerana ho any @ douchem-bevavy aho!
12. celica
(
04/08/2007 20:10)
tsy nandinika tsara nga nareo teo.be ny vita de izao no amehezana azy
ny lalana bdb vita atao vary
ny sekoly voatsangana sy hopitaly vita atao laoka
ny vidin dasantsy miakatra isan'andro atao salady
ny fahoriantsika gasy ankehitriny no desera
ny lalana bdb vita atao vary
ny sekoly voatsangana sy hopitaly vita atao laoka
ny vidin dasantsy miakatra isan'andro atao salady
ny fahoriantsika gasy ankehitriny no desera
14. Herimiafina
(
04/08/2007 20:17)
LazaDaddy:
Raha itodihana ny roa (2) taona lasa, mankaiza i Madagasikara? Inona avy ny fiovana nisy?
2005 -> 2007
I Madagasikara tsy nihetsika fa ao amin'ny "oseana karàna" ihany.
Ny fiovana dia lasa niha-antitra roa taona zah dia tsy dia tia toaka be firy intsony toy ny taloha. :^):@
15. Fiffi
(
04/08/2007 20:22)
non fa raha tena jerena kosa aloha de bdb ny zavatra niova an ! arak'ireny voalazan'gazety ireny....heu...na izany aza de tsy maintsy misy ny tsy mankasitraka sy sahy milaza foana hoe tsy nisy zavatra vita sns....ohatra ry tezitra na bazylou .....:roll:
16. Herimiafina
(
04/08/2007 20:25)
Zah koa klou mahatsikaritra fa lasa be mpanao Nike air be ao Dago ao izao klé. :@
18. mandrindra
(
05/08/2007 11:28)
ny niova, ravalomanana2 izao fa tsy ravalomanana1 intsony, niova ny praiministra lehiben'ny governemasaka. efa map izao no fenitra arahina fa tsy ireo anarana vraky be nifandimby taloha intsony, na dia sahala ihany aza ny tao antin'ny rehetra.
