Êtes-vous un assassin de la grâce ?

1. Fiffi ( 01/08/2007 10:23)

Miala tsiny fa tena tsy vitako ny nandika azy am teny gasy an !

Ah la grâce ! Quel beau sujet n’est-ce pas ? Cependant, combien de croyants ont voulu l’assassiner ? En lisant les Évangiles nous voyons Jésus communiquer la grâce. Pourtant était-il contre la loi ? Absolument pas. La chose qui mettait Jésus en colère était les traditions et principes humains qui étouffaient la loi et la grâce de Dieu. C’est pourquoi le Seigneur a dit : "Vous abandonnez le commandement de Dieu, et vous observez la tradition des hommes […]. Annulant ainsi la parole de Dieu par votre tradition, que vous avez établie" (Marc 7.7-13).


de ny mahalasa heritreritra anaha de ity:
"Vous abandonnez le commandement de Dieu, et vous observez la tradition des hommes […]. Annulant ainsi la parole de Dieu par votre tradition, que vous avez établie"
2. xxx ( 01/08/2007 10:43)
roa izany isika izao no lasa eritreritra
3. fahamarinana ( 01/08/2007 10:58)
telo mihintsy aza e isika no lasa eritreritra.Iza no afaka manome fanampina fanazavàna?
4. mandrindra ( 01/08/2007 11:08)
ajanony ny fomba amampanaonareo, aza mieritreritra amin'ny mahaolombelona anareo intsony fa ny tenin'andriamanitra irery ihany no henoy
5. vale ( 01/08/2007 11:44)
hihi, amen!:lol:
6. Fiffi ( 01/08/2007 12:38)
le hoe "assassin de la grâce" no.....:-w:-w:-w
7. tywa68 ( 01/08/2007 13:29)
fiffi : tena tsara averina vakiana h@ andininy 1 ny ch. 7 fa tsy asorina ao @ilay contexte zany hoe :
io efa voalazan'i mandrindra io ny tena hafatra tsara tazomina.:-*
8. mandrindra ( 01/08/2007 13:47)
fiffi, azo adika koa io hoe la grâce assassine les traditions et les principes humains
9. ikaretsaka ( 01/08/2007 14:37)
Mitovy hevitra amin'i tywa: ilay famakiana ilay chapitre 7 fa manjary mivoana ilay contexte:
Io ilay ankitsimpona fiffi dia izay tiana ihany no tsimponina a raha vao tsimponina dia ...
Lasa mifanipaka @ ny an'i Paoly ao @ 2Tess 2:15-17 indray
2Th2.15 Ainsi donc, frères, tenez bon et gardez fermement les traditions que nous vous avons enseignées, de vive voix ou par lettre.
2Th2.16 Que notre Seigneur Jésus Christ lui-même et Dieu notre Père, qui nous a aimés et nous a donné, par grâce, une consolation éternelle et une bonne espérance,
2Th2.17 vous consolent et vous affermissent dans tout ce que vous faites et tout ce que vous dites pour le bien.


ilay fitsarana hoe iza no marina... no tsy haiko!
mbola eo am-pandinihina aho izao
10. Fiffi ( 01/08/2007 18:05)
ikaretsaka , tywa68: heu....ka io hiany no azoko tao am le top chrétien fa aleo zany kalou vakiko ny suite-ny le izy...
"mandrindra":
fiffi, azo adika koa io hoe la grâce assassine les traditions et les principes humains
heu.....de ho possible ve akia io ?
11. fijo ( 01/08/2007 20:48)
ka ny eto an tany aloha no misy ny tena dia izay eto no arahana fa izay tsy hita anyve hamakiana lo.
12. piste ( 02/08/2007 00:00)
Diniho ary araho tsara ny contexte nilazan`i Jesoa an`io sao handika vilana eo.
Tsy traditio fomban-drazana mihitsy aloha no tiany lazainy eto.
13. ikaretsaka ( 02/08/2007 00:38)
izay no nilazako azy hoe vakio ny chapitre iray manontolo...
gravy ange io ankitsimpona io e
14. Rasiligaoma ( 02/08/2007 04:40)
manahirana marina ity mandinika tsy misy contexte ity
15. niryna ( 02/08/2007 05:17)
Fanoharana ny olona mpiantsara-velantsihy io izay milaza manaraka an'i Kristy kanefa fampianarana nataon'ny olona no arahany.Toy ny fariseo mampianatra kanefa tsy manao an'iny fampianarana iny.
16. Rasiligaoma ( 02/08/2007 05:30)
dia izay ataovy:
fa mba tiako zaraina ity:
mba hitako tamin'ny calendrier teto androany
"Preach the Good News at all times -- only If necessary, use words." -- Saint Francis of Assisi.
17. Mandefitra ( 02/08/2007 05:31)
Mampieritreritra tokoa, fa indraindra tsy tena ny sitrapon'Andriamanitra sy ny didiny no arahina fa ny fampianarana azo ... na azo lazaina hoe ny dogma ao @ fiangonana misy ny tena ... raha maka ohatra @ zao vanin'andro hiainantsika izao
18. Rasiligaoma ( 02/08/2007 05:38)
f'Hita hoa
ny tena mampieritreritra ihany koa ilay nosoratan'ilay olona izay hoe:
"Raha toa ka izay tianao ihany no alainao ao amin'ny Tenin'Andriamanitra, fa izay tsy tianao dia arianao, Tsy ny tenin'Andriamanitra intsony no inoanao amin'izay fotoana izay fa ny tenanao"
19. Mandefitra ( 02/08/2007 06:05)
afaka manome ohatra ve Rasiligaoma?sao mba mahasoa ny havana
20. ikaretsaka ( 02/08/2007 06:40)
Fanamarihana kely an'io voalazan'i Rasiligaona io.
I Md Augustin no niteny an'io aloha ho an'izay liana.

Ny fahitako an'io dia betsaka amin'ireny mpivavaka, indrindra ireo miteny hoe evanjelika (azafady an.. ny hitako no lazaiko) ireny no mivoy ny teoriany dia izay mahafalifaly azy ihany no alainy sy atao tsianjery tsara... dia ny tsy de vovoany loatra de afenimpenina any. . .
ohatra hoe le versets tapahana ireny fa eo @ ilay interessant ihany no apoitra... dia matetika lasa mivoana mihitsy ilay contexte sy hevitra ampitain'ilay hafatra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4357