Êtes-vous un assassin de la grâce ?
21. Mandefitra
(
02/08/2007 07:28)
Ka ny fiangonana rehetra anie, samy manana ny tanjany sy ny fahelemeny avokoa (hoy Prime zay, nihevina ngamba razoky :D). Ka tsy dia olana amiko raha iny versets heveriny ho manandanja no harangarangany, fa ny tsy mety angamba de ny fireharehana ho hany manana ny marina, satria Iray ihany no Marina.Sy ny fanenjehana ny hafa tsy mitovy firehana @ tena.
Io matetika no mahavoa le fingonana kely be dia be taty aoriana (tsy ataoko hoe sekta so ..), variana manenjika ny fiangonana zatsy na zaroa, ka difotra tanteraka le Hafatry ny Tompo, lasa izy no misongadina ao antin'ilay toriteny.Efa nolazaiko ndray mandeha ny hoe:
"Ilay mpitondra hafatra no misongadina fa tsy ilay Tena HAFATRA, ilay nahita ny Tompo sy niresaka Taminy no nahazo aleloia fa tsy ny Tompo"

22. ikaretsaka
(
02/08/2007 07:38)
iray ihany ny marina .. fa raha io ankitsipona io no atao dia ny atsy miteny hoe manda
dia ny atsy miteny hoe manaiky (io ilay lazain'i Fijo sy mpisoa ihany hoe baiboly 1 ihany nefa ahoana no samy manana fijery samihafa?)
dia samy manana ny versets hanamarinany ny tenany ! na ilay resaka sabata fotsiny ohatra!
izay no mahatonga azy mandeha par contexte, dia tsoahina tsikelikely... dia minoa ahy ianao fa rehefa aravonao izay contexte rehetra dia ireto no mivoitra
1)Tia sy mamindra fo amin'ny "olona" Andriamanitra
2)Naniraka "olona" foana izy hitondra izany hafatra izany ho antsika (Intermediaire)
Dia farany izy mihitsy no Nidina ary naka intermediaire t@ olona izy t@ izy nidina fa tsy nidina fotsiny t@ izao
Dia tsy vita hatreo fa mbola nampidiny ny fanahiny mba hahafahany maniraka olona

23. Mandefitra
(
02/08/2007 07:49)
1)Tia sy mamindra fo amin'ny "olona" Andriamanitra
Ny rehetra ngamba samy manaiky an'io
2)Naniraka "olona" foana izy hitondra izany hafatra izany ho antsika (Intermediaire)
Dia farany izy mihitsy no Nidina ary naka intermediaire t@ olona izy t@ izy nidina fa tsy nidina fotsiny t@ izao
Tsy azo lavina, vo mpianatra sekoly alahdy de efa nahay an'io koa. :D
Ka ilay intermediaire mo inn?tsy mpitondra hafatra ve?
Hoy Jaona mpanao Batisa hoe : Zaho tsy maintsy mietry, Jesosy tsy maintsy mitombo. Zany amiko no intermediaire mendrika ny alaintahaka, ho an'ny mpitondra ny hafatr Andriamanitra rehetra.
Dia tsy vita hatreo fa mbola nampidiny ny fanahiny mba hahafahany maniraka olona
Raha tsy diso za, ny nanirahiny ny Fanahy, de ny hampianatra ny olona ny sitrapon'Andriamanitra, hampatanjaka ny finoany, hahalalany fa zanak'Andriamanitra koa izy noho Jesosy efa nanolotra ny Tenany sy ny Rany ho fanavotany antsika ...

25. Fiffi
(
02/08/2007 14:16)
Rasiligaoma:ka ny olana hoa de io fotsiny no voalaza tao am le top chrétien.....
manahirana marina ity mandinika tsy misy contexte ity
26. xxx
(
02/08/2007 14:26)
Fanoharana tsotra ary : misy olona 1 miloloha entana handeha lavitra, dia mifanena @ taxi-brousse, dia miakatra nefa lolohaviny ao anaty taxi-brousse ilay entana
Io ilay hoe "assassin de la grâce" : efa omena anao ny fahasoavana mba tsy ho reraka, nefa satrinao ho babena ihany ny entanao na efa ao anaty taxi-brousse aza

27. xxx
(
02/08/2007 14:32)
.. na koa, efa omen'ny Tompo anao ny fahasoavana (famelan-keloka ohatra), dia ohatry ny tsy mino ianao fa tena marina ilay izy dia afangaronao ilay fomban-drazana fanaonao taloha ihany koa ==> vonoinao ilay fahasoavana
28. ari.malala
(
02/08/2007 14:47)
Fiffi, za koa taloha abonnée an'io topchretien io, ary imbetsaka mahazo hafatra tapany fts ilay tsimponina fts ohatran'io ka sahirana. Ankehitriny najanoko ny abonnement ko fa aleoko any @ www.homelie.com satria io d site catholique ary manazava tsara antsipirihany ny momba ny Tenin'Andriamanitra isanandro. (isaorako manokana an'i marozevo nanoro io site io alo e!:-*:-*) sady io site io ts hitsimpontsimpona sy hanao hafatra zary devinette toy izao...
29. ikaretsaka
(
02/08/2007 15:30)
raha mifamono ilay izy (Ilay ampy amin'izoa ny fahasoavana) sy ilay asa( hoe tsy hiasa intsony aho fa efa nahazo fahasoavana) dia izay no tsy mety
fa raha mifameno sy mifamelona.. tsy hitako hoe iza no olana.

30. boraingy
(
02/08/2007 16:12)
Mila Miverina amin'i Fahagola Isika mitady ny valiny
Hira: Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary

31. Fiffi
(
02/08/2007 16:36)
boraingy:azonao azavaina ve zany fahagola zany ?
Mila Miverina amin'i Fahagola Isika mitady ny valiny
ari.malala: heu.....misaotra akia tam le lien an ! :-*:-*:-*
34. ari.malala
(
03/08/2007 13:21)
Fiffi,t sy misy fisaorana aky a! mirary andry hanovo sy hahita any aim-panahy ilaindry ao anatiny aho