Miarahaba antsika rehetra indray.....

1. Fiffi ( 01/08/2007 09:55)
antsika rehetra tsy misy ankanavaka njay zah an ! :) :-*:-*:-*


novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 18:28
2. sasa ( 01/08/2007 10:35)
tonga soa indray i Fiffi :-*:-*:-*:-*
3. princesseN ( 01/08/2007 10:45)
:-*:-*salut fy njy fiffi ah!ina ny vao2 zay ela zay:?:
4. vale ( 01/08/2007 10:57)
Arahbaina Tongasoa i Fiffi.
5. tywa68 ( 01/08/2007 11:00)
bjr fiffi : tongasoa e tantarao anay @izay ary hoe taiza sns... na asiana sary mihitsy e :-D
6. mamzelkely ( 01/08/2007 11:12)
tongasoa injay fiffi de mba tatarao alou ny vacance nafinaritra ve :D:-*:-*:-*
7. ari.malala ( 01/08/2007 11:44)
tonga soa Fiffi a! bon serasera ndray e!
8. lancia ( 01/08/2007 11:56)
tongasoa e, vaovao nentina?:-*:-*:-*
9. kelly13 ( 01/08/2007 12:09)
re tongasoa njy fiffi, efa lasa tary ambadika tary ny ferabako, lollll
10. Fiffi ( 01/08/2007 12:30)
"sasa":
tonga soa indray i Fiffi:-*:-*:-*
sasa: misaotra akia an ! :):-*:-*:-*
"princesseN":
:-*:-*salut fy njy fiffi ah!ina ny vao2 zay ela zay:?:
salut akia njy an ! ny vao2 ve ? heu......zao tafaverina soamantsara eto zao de faly mahita anareo eto njay kah ! :):-*:-*:-*
"tywa68":
bjr fiffi : tongasoa e tantarao anay @izay ary hoe taiza sns... na asiana sary mihitsy e:-D
tywa68: heu....ny sary aloha ....hummm....ho hita eo akia am manaraka an ! :):-*:-*
"mamz":
tongasoa injay fiffi de mba tatarao alou ny vacance nafinaritra ve :D:-*:-*:-*
mamz: hummm.....nahafinaritra akia na de tsy de nafana loatra aza ny andro an ! fa aleko lavitra klou tahak'zao toy zay canicule an ! :-*:-*:-*:-*
"ari.malala":
tonga soa Fiffi a! bon serasera ndray e!
heu....miaraka am-njy koh an ! :):-*:-*:-*:-*
"lancia":
tongasoa e, vaovao nentina?
heu.....zao faly mahita anareo rehetra eto zao indray akia an ! :):-*:-*
"kelly13":
re tongasoa njy fiffi, efa lasa tary ambadika tary ny ferabako, lollll
kelly: hummm......vao tonga zah de diso varavarana sahady njy an ! :-D:-D:-D noraisinjy ho iza njay zah zao ? :-D:-D:-D:-D :-*:-*:-*:-*:-*:-*
11. kelly13 ( 01/08/2007 13:06)
fiffi>non ka, nisy hevitra 1 zay (tsy tadidiko le lohahevitra) d hitako tao njy d niarahaba anjy za mdrrr, kay tato no tokony ho izy hihihi
12. tywa68 ( 01/08/2007 13:12)
fiffi : tsy hifanerena anie ilay sary fa zay mampiseho dia faly izahay mijery e (na dia tanana mitàna voninkazo aza :wink:) Jereo anie izao ny an'i kelly fa ny kibony no nasehoany ao hoe mihira :-D:-D
13. Fiffi ( 01/08/2007 14:02)
kelly: zay fa hitako le izy an ! ao am fahasalamana :-D:-D:-D :-*:-*

tywa68: heu....ho hita eo akia am manaraka an ! :):-*:-*:-*:-*
14. najah ( 01/08/2007 14:33)
tonga soa Fiffi :-*:-*:-*:-*:-*
15. wooda ( 01/08/2007 15:41)
bizz

Avia handihy ra izany Fiffi...............


najah> =))=))=))
16. ianao ( 01/08/2007 15:41)
Tonga ihany aho,
Na dia fotsiny aza hoe
hahita anao aho dia handeha
tonga ihany aho

Michael moa sa Eric tahina
17. fasaly ( 01/08/2007 15:53)
tongasoa indray aky fiffi de hivanitika eto ndray zany:-*
18. Fiffi ( 01/08/2007 17:21)
wooda: :-$:-$ :-D:-D:-D:-D raikitra zany fa handihy isika an ! :) :*:-*:-*

fasaly: humm......nefa toa tsy hitako mi-:-D:-D akory aza ndry koh ! :-D:-D:-D:-D :-*:-*:-*
19. wooda ( 01/08/2007 18:47)
8) efa ataoko paré le bex zany! :wink:
20. Fiffi ( 01/08/2007 19:20)
wooda: hummm......tandremo so de lany irery ao aza an ! :wink: :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.448