Miarahaba antsika rehetra indray.....

21. bilakarenjy ( 01/08/2007 20:04)


de ireny ny vonikazo ry Fiffi ho fiarahabana izao fahatongavana izao e!.
22. Fiffi ( 01/08/2007 20:06)
bilakarenjy: misaotra akia an ! :) :-*:-*:-*:-*:-*
23. sakaizakely ( 02/08/2007 13:45)
Bold texttongasoa Fiffiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

Faly be za


Inn no vaovao sy malaza ? ;-)
24. Fiffi ( 02/08/2007 14:13)
sakaizakely: :-*:-*:-* :) zao eto zao indray akia an !
25. Samoana ( 02/08/2007 14:52)
tena voninkazo mariazy mihintsy izany atolondry ho anay izany an:oops:^:^
26. sitlo ( 02/08/2007 14:55)
nahafinaritra ve ny vacances eh? :°)
27. mignone ( 02/08/2007 14:56)
ratsy andro ny vacances any i fiffi sa tsia ? :-*
28. Fiffi ( 02/08/2007 16:26)
mignone: :-*:-* heu...tsy de tena azo atao hoe tsara kalou an ! fa aleko lavitra tahaka an'io toy zay canicule aloha an !
be rivotra be , avy foana ny orana ...ho an'olona mipetraka tany faly ery zareo am zay tsy misy arrosage fa ny vacanciers njay......

sitlo: nahafinaritra akia an ! soahianyfa tsy nisy an'io saka be an'toi io tany raha tsy zany......:-D:-D:-D:-D
29. andry08 ( 02/08/2007 18:09)
sali! Aiza ny voan-dalana, ny fasika, ny rivotra ao anaty boaty, sns...?
tonga soa kanjo:D
30. Fiffi ( 04/08/2007 06:03)
andry08: heu....laniko daholo...:-D:-D :-*:-*:-*
31. andry08 ( 05/08/2007 18:14)
Tenda-kanina an!Tsss!
32. Fiffi ( 05/08/2007 18:28)
ka hoe mba nohentina taty le izy de tsy naharitra fa lany daholo...mbola niheritreritra hoe mbola tany am vac koh ! :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2512