i kelly keliko !
1. kiadi
(
26/07/2007 20:21)
http://www.dailymotion.com/miamchocobn/video/x22yni_nombril-qui-sourit_family
io njy zany refa mihira an! :-D:-D:-D de aiza mamz??
io njy zany refa mihira an! :-D:-D:-D de aiza mamz??
novalian'i SHOAN ny 22/08/2007 13:18
6. kelly13
(
27/07/2007 17:41)
kiadi>enao an, naninn no navôka ny film-tsika? :-D:-D
xxx1>tsy natao hampimé nge le izy fa natao hampitsiky e, sa tsy mampitsiky anao? totozy fa milay ny fiainana (souris, la vie est belle)
xxx1>tsy natao hampimé nge le izy fa natao hampitsiky e, sa tsy mampitsiky anao? totozy fa milay ny fiainana (souris, la vie est belle)
9. tslem
(
29/07/2007 06:57)
kelly13 >>>moramora ihany sao dia tapaka tanteraka eo ny tsinay fa tsisy amidy eny am solde an :-D:-D:-D
14. kelly13
(
30/07/2007 08:16)
tslem>hay tokou mou tsy amidy ny tsinay, ra zany d haka sôsisy e (tsinain'omby), hahahaha
booboo>mbola vao ny sombiny io hitanjy io an, hahaha
kiadi>hum, iza kou no mba oe sipako eto? mitady hidi-bingo nga zany? :°):°):°)
xxx>mivoa mou tao fa manjary mihevitra zvt afa i kiadi e :°)
booboo>mbola vao ny sombiny io hitanjy io an, hahaha
kiadi>hum, iza kou no mba oe sipako eto? mitady hidi-bingo nga zany? :°):°):°)
xxx>mivoa mou tao fa manjary mihevitra zvt afa i kiadi e :°)
