Lundi sa mardi sa zoma sa inona ny SABBAT ?
1. xxx
(
20/07/2007 13:55)
Sabotsy sa Alahady sa inona ny Sabata ao @ didy 10 ?
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
1-Ataovy toa an'i Jesoa manao hoe : Voasoratra hoe
2-Fa tsy ny an'ny Fariseo : Araka ny fombandrazana sy fomba ao ampiangonana
3-Na ny an'ny Mpanoradalàna ka hanoratra lalàna vaovao ankoatra an'izay ao anaty BAIBOLY.
:D(l)(l)(l)

novalian'i isambo ny 08/01/2008 17:09
3. pissoa
(
20/07/2007 17:41)
xxx:
Sabotsy sa Alahady sa inona ny Sabata ao @ didy 10 ?
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
1-Ataovy toa an'i Jesoa manao hoe : Voasoratra hoe
2-Fa tsy ny an'ny Fariseo : Araka ny fombandrazana sy fomba ao ampiangonana
3-Na ny an'ny Mpanoradalàna ka hanoratra lalàna vaovao ankoatra an'izay ao anaty BAIBOLY.
:D(l)(l)(l)
vao manomboka ny resaka dia efa asiana censure be ny valiny ! Matahotra ady hevitra nga toi :wink:
toy ny hoe rehefa tsy miteny ianareo hoe alarobia dia aza miteny ! izany ve no toe-tsaina entina miady hevitra tsy aleo manao tract aparitaka fotsiny ... tsy azo valiana :-D:-D:-D
4. dadie
(
20/07/2007 17:48)
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
za koa aki pissoa tsy sahy mamaly ny hevitro fa so tsy mety eo lol.... fa aleo oan'ny ze mahay mamaly ihihih
TSIKY D AMPY:lol:
5. cutie
(
20/07/2007 21:33)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-07-2007 15:55:03
Lohateny : Lundi sa mardi sa zoma sa inona ny SABBAT ?
Sabotsy sa Alahady sa inona ny Sabata ao @ didy 10 ?
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
1-Ataovy toa an'i Jesoa manao hoe : Voasoratra hoe
2-Fa tsy ny an'ny Fariseo : Araka ny fombandrazana sy fomba ao ampiangonana
3-Na ny an'ny Mpanoradalàna ka hanoratra lalàna vaovao ankoatra an'izay ao anaty BAIBOLY.
Sabotsy
6. ikaretsaka
(
20/07/2007 23:20)
Zoma hariva manomboka miletika masoandro, ka hatramin'ny alahady miletika masoandro!
izay samy faly daholo! ary samy voasoratra daholo io an! na anaty baiboly na torah na ampiasana na any anaty koran na boky jiosy na bokim-pandraisan-karama na bokin'ny tsy mino!
eo amin'io manko ny ankamaroany olona dia sady tsy miasa no samy lasa manompo izay andriamanitra rehetra tiany hotompoina , arak'izay voasoratra! sy tiany hatao amin'ilay asa fanompoana!

7. tywa68
(
21/07/2007 07:34)
xxx : fa maninona hoa no tonga dia ferana hoe "aoka ny hevitr'i jesoa ..." Samy mamaky an'ilay baiboly anie ary samy manana ny fandraisany azy e !
Ny sabata amiko dia andro 1 atolotra ho an'Atra, mianto dhl ny asa fanao isan'andro, ka na sabotsy na alahady, dia ilay fialàna @ fitadiavana no tena idée principale, ary fanolorana izany fotoana izany hisaorana sy hideràna Azy.
Ika : tonga d teneno hoe week-end ho haingana e :-D

9. xxx
(
21/07/2007 16:22)
xxx:
Sabotsy sa Alahady sa inona ny Sabata ao @ didy 10 ?
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
1-Ataovy toa an'i Jesoa manao hoe : Voasoratra hoe
2-Fa tsy ny an'ny Fariseo : Araka ny fombandrazana sy fomba ao ampiangonana
3-Na ny an'ny Mpanoradalàna ka hanoratra lalàna vaovao ankoatra an'izay ao anaty BAIBOLY.
:D(l)(l)(l)
azafady aloha fa tsy haiko loatra le manoratra azy fa feony io. Ny teny gasy mikasika ny anaran'ny andro dia mitovy amin'ny teny arabo angamba zay; ohatra
alatsinainy=el tinin
atalata=el talat
alarobia=el rbie
alakamisy=el kamis
zoma=el dzoma
asabotsy=esbet (mitovitovy faneno @ shabat)
alahady=elhad
10. bosista
(
21/07/2007 18:53)
ny sabata dia andro fahafito amin'ny herinandro, manomboka amin'ny zoma hariva milentika masoandro ka hatramin'ny sabotsy mitsofotrandro!
As- sabt ou al- sabt(arabie)
shabbat( juifs)
al ahad= midika hoe andro voalohany
al ithnayn= andro faharoa
ath-tholatha'i andro fahatelo
al arbia= andro fahefatra
al khamis=andro fahadimy
al jom'a=zoma
as- sabt=sabotsy
As- sabt ou al- sabt(arabie)
shabbat( juifs)
al ahad= midika hoe andro voalohany
al ithnayn= andro faharoa
ath-tholatha'i andro fahatelo
al arbia= andro fahefatra
al khamis=andro fahadimy
al jom'a=zoma
as- sabt=sabotsy
11. ordinera
(
21/07/2007 19:13)
zavatra tsy asiana adihevitra io fa sabotsy no sabata
fa azavao ny tianao hitongavana?
fa azavao ny tianao hitongavana?
13. ordinera
(
22/07/2007 11:36)
:?::?:fanazavana misimisy kokoa arak'izay tadiavina niainan'i JESO-KRISTY TOMPO:
ny alakamisy hariva mialohan'ny paka (alakamisy masina @ katolika)dia niara-nihinana tamin'ny mpianany IZY ,NY ALIN'IO NO NIVOAKA IZY NANKANY AMIN'NY GETSEMANE ka nosamborina ny zoma apres midi nofantsihina Izy ka maty teo ambony hazofijaliana avy eo nesorina haingana ny antony:SATRIA RAHA VAO MILENTIKA NY MASOANDRO DIA MIDIKA FA HO TRATRAN'NY SABATA IZY DE NESORINA HAINGANA SATRIA NY JUIFS DIA TSY MIASA SABATA, TENA TSY MANAO N'INN N'INN MIHINTSY ,DIA NESORINA HAINGANA IZY TEO AMBONY HAZO FIJALIANA,vakio ny soratra masina ,avy eo nalevina ..ny sabotsy mbola tao am-pasana Izy , fa ny alahady maraina andro voalohan'ny amin'ny herin'andro nitsangana tamin'ny maty IZY ,andro nankalazana ny paka!
ka tsy tokony hisy fanontaniana we larobia sa zoma na andro in ny sabata fa SABOTSY!
fa ny nahatonga ny kristianina hivavaka alahady iny indray dia tantara lehibe iny mety misy ho tafintohina eto dia aleo zaho mangina,satria araka ny lohahevitra ary` we maro ny sasany tafintohina misavoaramboara raha vao resaka finoana no atao eto satria izy tsy nandalina, fa lay hevitra hoe izay andro week no sabata , tsy mety kosa izany aoka isika hanaraka ny baiboly fa tsy baiboly no hampanarahina antsika, ary io no tena blem betsaka eto, ary izy io dia misy na antokom-pinoana inn no misy azy,resaka finoana io dia zavatra tsy moramora ary maro ny martiora vokatr'izany,
ary raha resaka sabata ity no resahina ,marina fa sabotsy izy io,fa ny fanontaniana apetrako de izao:
TENA TANATIN'NY FITO ANDRO MARINA VE NO NANAMBOARAN'A/TRA IZAO TONTOLO IZAO, FOMBA AHOANA NY FANISAHAN'ANDRO TAMIN'IZANY NEFA NY MASOANDRO TATY AORIANA VAO NAORINA, TAHAK'IZANY NY ANDRO SY ALINA, NY VOLANA SNS...? INONA NO ATAO HOE IRAY ANDRO?
FAHAROA DE NIALA SASATRA MARINA VE A/TRA? INONA NO NANDRERAKA AZY TAO? NEFA TENY NO NANAMBOARAN'ANDRIAMNITRA IZAO TONTOLO IZAO : DIA ILAY TENY HOE: MISIA DIA MISY NA AOAKA HISY....FA TSY AMIN'NY ALALAN'NY MATIERS NATAMBATAMBATRA HOTRAN'NY ANTSIKA REHEFA MANAO TRANO NA FIARAKODIA, KA ILAY MITENY HOE AOKA HISY NY MAZAVA NA AOKA HISY BIBY ISAN-KARAZANY..SNS IZANY VE DIA MANDRERAKA NA MAHASASATRA AN/ANDRIMANITRA?????:?:
VALIO HO ANAREO IZAY MBOLA TSY RETIRETY!

14. ordinera
(
23/07/2007 09:49)
Tsy haiko ny tian'ny tompon'ity lohahaevitra ity hitongavana fa toa nangina ry zalahy!!!!!!!!!!! aiza zao ry mpanamasina ny andro alahady?? hipoaka manko izao ny sarombilany!!!
zany anie no efa nolazaiko hoe misy olana goavana ny finoana izay tonga amin-tsika ankehitriny!

16. ordinera
(
23/07/2007 17:38)
tsy aiza ny olana? niala ny sitrapon'ANDRIAMNITRA NY VAHOAKA KRISTIANINA ANKEHITRINY! tsy ny sabata va no notian'Andriamnitra ka naninona no navadika ho alahady:?:ary nahoana io didy io no nohamaivanina:?: sa izay no atao hoe: hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra!!!:?:
ary hitako toa nangina daholo ny vontompinoana rehetra! tratran'ny marina!toa sina tsy nahateny daoly! aiza zao ry katolika tsy sekta ireny???????? zah tsy hotran'ny vavolombel niala katolika de nankany amin'ny tsy fantatra! ny ahy ny baiboly no misy olana ary misy antony matoa tsy navela ho vakian'ny sarababembahoaka afa -tsy ny pretra iany taloha , sauf tamin'ny fotoanan'ny MD Luther king! zah ange mahafantatra ny tsiambara-telon'ny finoana e!

17. niryna
(
24/07/2007 05:00)
ikaretsaka:
Zoma hariva manomboka miletika masoandro, ka hatramin'ny alahady miletika masoandro!
izay samy faly daholo! ary samy voasoratra daholo io an! na anaty baiboly na torah na ampiasana na any anaty koran na boky jiosy na bokim-pandraisan-karama na bokin'ny tsy mino!
eo amin'io manko ny ankamaroany olona dia sady tsy miasa no samy lasa manompo izay andriamanitra rehetra tiany hotompoina , arak'izay voasoratra! sy tiany hatao amin'ilay asa fanompoana!
=))=))
18. niryna
(
25/07/2007 05:24)
ordinera:
zavatra tsy asiana adihevitra io fa sabotsy no sabata
fa azavao ny tianao hitongavana?
Marina izany,tsy ny andro no tena manankery fa ny fotoana izay hialan-tsasatra.
Bosista sy xxx a> raha ny resaka hoe manaja ny sabata no tianareo ahatongavana dia afaka manaja izany daholo isika rehetra
Ny fanontaniana fotsiny dia hoe moa ve ny sabbat dia ahavonjy antsika?
19. niryna
(
25/07/2007 05:29)
Inona moa no atao hoe sabbat?
Andro izay natao ho an'ny olona (not for God) mba hialany sasatra(day of rest)
Ho an'ny Jiosy dia Asabotsy ny sabata,ary Alahady ny andro voalohany.Ny fariseo sy ny mpanora-dalana no niady lava tamin'I Jesosy mikasika an'io andro io.Ka izany no nahatonga Azy hiteny hoe mpiantsaravelatsihy.
Jereo ao anaty tantara masina fa nandeha niotsy voakanzo izy izay fa tsy tadidiko tsara ny mpianatr'i Jesosy dia tezitra ireo fariseo ary nilaza Azy.Tsy manaja ny andro sabata hoy ry zareo ny mpianatrao.Nanasitra olona koa Jesosy tamin'ny andro sabata ary nolazain-dry zareo fa mandika lalana

20. niryna
(
25/07/2007 05:37)
Nioty voankazo izy izay na niasa andro sabata ny mpianatr'i Jesosy ary Izy nanasitra marary ka tezitra ny fariseo fa mandika lalana hono,tsy manaja ny andro sabata.
Nanao fanoharana maro Jesosy ary nilaza ireo fariseo koa izy fa mpiantsaravelantsihy ry zareo.(Toy ireny filaza hoe miangona Alahady mangalatra akoho Alatsinainy)no fomba anazavako azy.:roll:
Raha misy manana ondry zato ianareo hoy Izy ka very ny iray moa tsy hitady ilay iray very va ianareo?(...na rahoviana izany na andro sabata na andro tsotra.)Raha manana ariary folo ity mahantra ka very ny ariary moa tsy hikaroka ilay vola ariary koa izy?
Ny dikany,tsy misy na iray aza isika ahatandrina ny didy(the law)ary izany no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany mba hamonjy antsika.
Ny sabata izany dia andro fialantsasatra
(day of rest):arrow:miasa enina andro isika,dia ny andro fahafito no hialana sasatra(fantatr'Atra ny tokony ho vitan-tsika,matoa koa Izy nanao ny mazava sy ny maizina hatoriana.