Chaînes

1. ari.malala ( 20/07/2007 12:04)
Fa hono hoa e! ireny chaînes ireny ve tena zany mitsn hoe ts maints misy menaces kely fona ary am farany ary e! tsy znay mantsy fa zao, mahazo anrenyf ona za de misy hoe alefaso ny copie an'iyt mail ity @ ol farafahakeliny 7 fa ranona ts nanao d maty ny zanany na nisy loza nihatra taminy, fa ranona nanao de nahazo tam lotterie... de misy koa ilay hoe izay manaiky ahy eo anatrehan'ny olona de hoekeko eo anatrehan'ny raiko, fa raha tsy manaiky aho dia holaviko, ka raha manaiky an'iJesoa marina de alefaso ny copie an'ity mail ity dans les heures qui suivent... fanga Andriamanitra manery be otran'zany? Amiko ny tsy fandefasana an'iny mail iny dia tsy midika velively fa mandà an'i Jesoa aho! tsy haiko alo e!
novalian'i boraingy ny 25/07/2007 08:30
2. bozyboleta ( 20/07/2007 12:26)
Za koa de mahazo an'reny fôna. Fa masosotra ahy mitsy io resaka menace @ farany io. Nisy anankiray azoko zay:

"Ny titre de hoe cette image est miraculeuse et sacrée. Sarin'i Masina Maria no teo avy eo nisy an'reto. Le Président de l'Argentine reçut cette image et l'appela un "courrier de plaisanterie", 8 jours plus tard sa fille décéda. Un homme reçut cette image et envoya immédiatement des copies.....Sa surprise fût d'être l'heureux gagnant de la loterie.
Alberto Martinez reçut cette image et la remit à sa secrétaire pour faire des copies mais ils oublièrent de les distribuer: elle perdit son travail et, lui perdit sa famille.
Cette image est miraculeuse et sacrée ; n'oubliez pas de la faire suivre dans les 13 jours au moins à 20 personnes."

Raha @ reny chain letter tsy resaka fivavahana reny tsy de maninn raha hanao menace izy fa atao hoe vazivazy iny, fa ny tena manafintohina de ty resaka masina de asiana an'zany koa!
Jesoa tsy mampanao an'zany na oviana na oviana. Fitiavana no tiany anarahana Azy fa tsy fanerena be sal@ zany.
3. diamondra27 ( 20/07/2007 12:45)
refa inoanao io de mety tonga fa refa tsy mino sy tsy mandraraha tanteraka tsy valable zany?

Ny finoana an'i Jesosy no zava-debe amiko

4. ari.malala ( 20/07/2007 13:19)
ka io resaka sarin'i Masina MAria io mintsy ry bozy no azoko teo, sorena mintsy aho! ary antony nanokafako an'ity sujet ty mintsy moa! fa mandreraka be ny maita anireny an! za alo tsy mino e! Andriamanitra tsy manao anzany fa avelany libre @ safidiny ny tsirairay...
5. bozyboleta ( 20/07/2007 13:47)
Ka zay le lazaiko hoe manafintohina hoa. Resaka masina no atao nefa asiana asan-devoly ôtran'io. Asan-devoly mitsy amiko zany misy fandrahonana zany.
De jereo le hoe Pdt ny Argentine sy Alberto izaiza moa tsy niraharaha de zao ny najo azy, fa naninn le olona lazaina fa nahazo loterie tsy notenenina ny anarany.
Za aloha tsy nirahara fa naveriko tany @ le nandefa de noteneniko izy hoe aza mandrebireby @ zavatra ôtran'reny fa mahatezitra. Tsy le sary masina akory no pb fa le soratra mitsy.
6. sakaizakely ( 20/07/2007 13:50)
ari.malala>

aza minomino foana fa zavatra tsahobe natao ho an'ny tsy manankatao ireny. Aiza koa no ifandraisan'ny fandikana an'iny imp-7 na imp 10 ka hampaninn ny inn ... Fandrebirebembahoaka ireny amiko fa raha za klou no mahazo an'ireny dia ameko paké le oul nandefa anazy 1°, sady tsy vakiko hatr@ farany no tsy forwarder-ko koa.

Mi saturer réseau @ tsy napany ireny sady fanelingelenana olona. Raha za klou, efa 10 taona mahery hatr@ izay nananako address mel zay tsy mba namaliako an'ireny ka raha marina ny fandrahonana am reny d'efa nitsipatsipaka nizara beloty daholo na za na ny manodidina ahy :-D:-D:-D

Manana lojika karteziana ihany dia tsy voarebireby am tsy misy dikany intsony akia ! Ny mahavoa antsika manko dia minomino foana ny ankabeazany fa tsy miezaka mamantatra ny tena antony akory. Lazaina hoe manaova an'zao de lasa tokoa

Zay akia fa tsy tin a ! de aza alefa aty amiko io chaîne ndry io fa tondé tapaho ajanony any :arrow: supprimer
7. miarina ( 20/07/2007 13:56)
nareo no te hino anireny koa
8. ari.malala ( 20/07/2007 14:41)
sakaizakely, za aky tsy miforwaarder a! za aza sorena ko! de hizara fahasorenana @ olona v! fa efa no supprimer ko k;)

miarina, d manin ra ts miavonavona b?:roll:
9. boraingy ( 20/07/2007 15:07)
Mila mitandrina isika amin'ny toe-javatra lazaina etoana. Efa maro na ireo Amerikana aza no tratran'ny fandrika izay lazain'ny olona hoe "Phishing". Izany dia fomba iray hahazoana adiresy mailaky ny olona maro be ka avy eo dia azo arahi-maso amin'ny alalan'ny fandefasana "fichier attache" ary avy eo dia azony atao ny maka ny renseignements rehetra momba anao hatramin'ny kaonty bankinao ka ahafahany mampiasa izany amin'ny fandoavany lasantsy ohatra.

Ny karazana hafatra alefa dia mety mifandraika amin'ny fitiavana na fivavahana ka ny chaine dia anisan'ny mahomby tokoa ahazoana adiresy betsaka. Ny tena tsara dia ny tsy manokatra akory izay hafatra fantatrao fa tsy nalefan'olona fantatrao. Raha nalefan'ny olona fantatrao izany ka hitanao fa chaine dia tsara raha vonoina ao amin'ny boatinao mihitsy mba tsy ahafahan'ireo hafa hitsikaroka ny mombamomba anao.

Aza mihevitra mihitsy hoe hisy zavatra hanjo anao izany. ny hafatra toy izany aza dia tokony tsy hovakiana akory fa tonga dia fafana avy hatrany hoy aho teo aloha.

Izay fa mahereza daholo dia aza mba badrahodra indrindra isika gasy.
10. Jessimi ( 20/07/2007 17:25)
Raha fivavahana ny ahy dia alefako fa esoriko ilay tapany misy fandrahonana.

Ity sao mahasoa momba ny "forward" na "transfert e-mail":

This came direct from a system administrator for a corporate system.
It is an excellent message that ABSOLUTELY applies to ALL of us who send e-mails.

Do you really know how to forward e-mails? 50% of us do; 50% DO NOT.

Do you wonder why you get viruses or junk mail? Do you hate it?
Every time you forward an e-mail there is information left over from the people who got the message before you, namely their e-mail addresses & names. As the messages get forwarded along, the list of addresses builds, and builds, and builds, and all it takes is for some poor sap to get a virus, and his or her computer can send that virus to every E-mail address that has come across his computer. Or, someone can take all of those addresses and sell them or send junk mail to them in the hopes that you will go to the site and he will make five cents for each hit. That's right, all of that inconvenience over a nickel! How do you stop it? Well, there are two easy steps:

1) When you forward an e-mail, DELETE all of the other addresses that appear in the body of the message (at the top). That's right, DELETE them. Highlight them and delete them, backspace them, cut them, whatever it is you know how to do. It only takes a second. You MUST click the "Forward" button first and then you will have full editing capabilities against the body and headers of the message. If you don't click on "Forward" first, you won't be able to edit the message at all.

2) Whenever you send an e-mail to more than one person, do NOT use the To: or Cc:columns for adding e-mail address. Always use the BCC:(blind
> carbon copy) column for listing the e-mail addresses. This is the way that people you send to only see their own e-mail address. If you don't see your BCC: option click on where it says To: and your address list will appear. Highlight the address and choose BCC: and that's it, it's that easy. When you send to BCC: your message will automatically say "Undisclosed Recipients in the "TO:" field of the people who receive it.

3) Remove any "FW:" in the subject line. You can re-name the subject if you wish or even fix spelling.

4) ALWAYS hit your Forward button from the ACTUAL e-mail you are reading... Ever get those e-mails that you have to open 10 pages/attachments to read the one page with the information on it? By Forwarding from the ACTUAL page you wish someone to view, you stop them from having to open many e-mails just to see what you sent.

Have you ever gotten an email that is a petition? It states a position and asks you to add your name and address and to forward it to 10 or 15 people or your entire address book. The email can be forwarded on
and on and can collect thousands of names and email addresses. A FACT: The completed petition is actually worth a couple of bucks to a professional spammer because of the wealth of valid names and email addresses contained therein. If you want to support the petition, send it as your own personal letter to the intended recipient. Your position may carry more weight as a personal letter than a laundry list of names and email address on a petition.

So please, in the future, let's stop the junk mail and the viruses.

Finally, let's send this to everyone we know. This is something that SHOULD be forwarded cuz maybe YOU know how to send emails, but I'll bet some people you know don't!!! You know, the ones that you have to open again and again to get to the actual letter???

For those of you on aol, you may have to highlight the e-mail, right click your mouse and click on copy, open a new email, and right click to paste it in without all the previous junk. It's worth it to protect your friends' addresses from viruses and spam.
11. dadie ( 20/07/2007 17:33)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 20-07-2007 16:41:37
Lohateny : Re : Chaînes


miarina, d manin ra ts miavonavona b

oatran'ny itako eto ny tarehandryry ari mijery am lé solomaso d ampidinina kely :lol:

za koa mahazo anireny akia a d alefako am ol ze ao am adiresiko lé izy dry anga bola tsy nahazo avy aty amiko? misy sary tsara kosany aki a ,andraso fa andefasako dry hany an bizzzzzzzz:-*
12. pissoa ( 20/07/2007 17:38)
fandemen-tsaina no fahitako an'ireny ... :-D:-D:-D
bon ... asa aloha fa raha ireny no ho arahina mety tsy mila mikandra be fa mi-forward mail matetika fotsiny d'efa poinsa hatramin'ny aveniran'ny zafiafy :oops:
13. booboo ( 20/07/2007 18:04)
hihihi hatr@ zafiafy mihitsy a ?
14. ikaretsaka ( 20/07/2007 21:41)
ny fahitako an'io dia ohatran'ny fivavahana sasany ilay miantso kil ireny ihany e:

1)mody asesiny daholo aloha ny fijoroana vavolombelona sy ny soa rehetra azo isana-karazany,

2)dia mandeha amin'izay ny diabolisation rehetra hoe raha tsy manao an'izao dia izao, raha manao an'izao dia izao...

3) dia eo amin'izay ianao ilay hino sa tsy hino... dia simba saina aminy eo, de enjehin'ny conscience eo.. misy amin'ireny olona voalaza ao ireny le lazainy fa president an'izao sy DG an'izao.. rehefa anontaniana sy tadiavina anefa dia , na tsy mi existe akory ilay olona, na tsy mahafantatra akory ny fisian'ilay chaine,
15. lanto ( 21/07/2007 06:14)
Ny ahy aloha vakiako ilay hafatra ampitampita, izay matetika manintona, fa raha vao tonga eo amin'ny ilay hoe manaova an'izao sy izao ... raha tsy izany dia hisy malheur... d ajanoko.
Raha fivavahana ny ahy dia alefako fa esoriko ilay tapany misy fandrahonana

Misy maha-te hizara marina izy ireny, esorina tokoa angamba ny fandrahonana sy izay hafatrafatra tsy mamely ao :-)
16. lanto ( 21/07/2007 06:17)
Ity aza ange mba tsy mandoa vola ianao mandray azy, fa taloha am poste misy an'le "lettre taxée" (izay moa ?) Matahotra ilay fandrahonana ny oul (na manantena miracle ?)de mandatsaka taratasy tsisy timbre, mahatofoka ny mpandray azy mihitsy !!!
17. pissoa ( 21/07/2007 08:01)
booboo > ka efa vraky be loatra koa :oops::-D:-D:-D
18. tywa68 ( 21/07/2007 08:14)
Ny ahy koa dia vakiako en diagonale satria misy vavaka ihany ilay izy mazàna, dia rhf eo @ilay menace dia supprimer-na @izay :lol:
19. xxx ( 21/07/2007 20:23)


Mitovy tsy misy valaka ami'itony le misy vavaka, saingy efa noesorin'ny zanak'i Paris10 moa ilay resaka hafahafa tao anatiny
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4669156a2722c

Mba jereo tsara ihany ny zavatra rehetra fa aza dia mitoky teny fatratra hoe vavaka ity dia roboka. Tsarovy fa misy ny ambodia mitafy odi-janak'ondry

Hanampy antsika amin'ny fandanjalanjana anie ny Fanahy Masina. Amen!
20. ari.malala ( 23/07/2007 13:30)
ny ahy alo raha vao misy fandrahonana sy resaka hoe raha tsy zao de misy loza manjo de efa vonoko zay e! na ko le hoe ra tsy mandefa an'ity de mitovy am fandavana an'Andriamanitra d'efa ts mikonty amiko! Andriamanitra tsy manery fa avelany libre am fitiavantsika Azy Izy tsin...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646