Chaînes

21. dadie ( 24/07/2007 12:38)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 23-07-2007 15:30:19
Lohateny : Re : Chaînes
ny ahy alo raha vao misy fandrahonana sy resaka hoe raha tsy zao de misy loza manjo de efa vonoko zay e! na ko le hoe ra tsy mandefa an'ity de mitovy am fandavana an'Andriamanitra d'efa ts mikonty amiko! Andriamanitra tsy manery fa avelany libre am fitiavantsika Azy Izy tsin...

ze tsy misy soratra anizany no omeko andry aki a hany an ,
22. boraingy ( 25/07/2007 08:30)
Te-hanampy kely aho. Misy fandemen-tsaina ao anatin'ny chaine matetika ka aoka mihitsy isika tsy ho azon'izany. Ny foto-pinoanao mihitsy no raviraveziny amin'ny hoe hisy fahasoavana ho azonao. Tsy mila vakiana hoy aho raha vao hafahafa toy izany ny resaka alefan'ny olona satria tsy hahita vavolombelona akory ianao na iray aza resahany ao fa zavatra hafa ny tetik'adin'ilay voalohany nandefa ny chaine. Raha fizarana tsy misy tambiny dia azo ekena ihany fa raha fanerena sy fandrahonana no ao dia misy ambadika politika ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065