fa in no nahazo andra-bôfy?????
5. sasa
(
20/07/2007 04:47)
kiiiiiiii zazakely mbola falifaly tsara iny tonga d vodaka be.:-D:-D:-D:-D
7. mamzelkely
(
20/07/2007 05:39)
fasaly misy karazany bdb ny adalan'io rabofy io amin'io zazakely io :-D:-D
9. Stretch
(
20/07/2007 08:18)
tondé lany ekipa nationala rigby io rafotsy io ra manao selektiô , tondé maty pezy iny ra essai :°) 3 po1
11. vale
(
20/07/2007 12:13)
eny ouà ry mabloo! tena efa "nivadik'ondana" mihintsy: tsssss:{:{:{:{:{:{
13. mamzelkely
(
20/07/2007 12:49)
:-D:-D ie i bofin junhino marina io hihihi tenabdb mits ny adalan reo misy mepita ny arabe nefa mandalo ny bus :-D:-D
14. vale
(
20/07/2007 13:27)
lolllllll:-D:-D:-D mamzelkely, fa na d izany kosa aza ve?..try rariny mintsy mintsy!:(
15. Samoana
(
20/07/2007 14:27)
efa hatry ny omaly io zaza io no naterin'i fasaly teo @ parc teo toa mbola dakadakan-drabôfy foana hatr@ izao ?:twisted:
17. ari.malala
(
20/07/2007 14:36)
:-D:-D:-D:-D aiza io parc io hakàko ilay zaza sy handaroako an'io rabofy io fa tssssss:twisted:
18. Samoana
(
20/07/2007 14:51)
hampodio hafatory any @ maison de repos any @ izay rabôfy adala io fasaly sô darofanay sy ry ari. eo a:-w!
19. fasaly
(
20/07/2007 16:46)
:-D:-D:-D:-atao aôn fa nidy nivoka natanjaka ny bpofy sasany dia ny zazakely no hanaparana ny aina....:?
