number 1

1. kidkid ( 18/07/2007 15:17)
Mba misy manana ilay number one an`i 18.2 ve?
Misaotra mialoha
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
2. cutie ( 18/07/2007 19:31)
Efa betsaka loatra no mitady an'io hira io
ka manin moa raha tsy samy mampiditra eto ze tonony hay avy de avy eo atambatra :lol:
3. pissoa ( 18/07/2007 23:07)
hevitra mety ... ito ny contribution-ko :

u'r my number 1

sa tsy io zany ? :oops::-D
4. cutie ( 18/07/2007 23:17)
ianao le number 1
zay le izy fa tsy io :-D
5. pissoa ( 18/07/2007 23:18)
oops :oops::oops::oops::-D
6. cutie ( 18/07/2007 23:19)
misy mamapime ahyz ay

Cherie a , aiza enao
mibosy aho
Mibosy aiza
Aty @ namako
Lhl sa vavy
Lh :-D
......................
poupou a , aza manao an'io enao
ny hasarotam-piaronao mba lanjalanjao ka

7. xxx ( 19/07/2007 10:29)
milay be le fiangotin' le jô amin'io vazo io!!
hmhh
8. cutie ( 19/07/2007 15:21)
mandreraka be koa :-D
9. xxx ( 20/07/2007 11:09)
tsy mandreraka zany !!!mahafatifaty e!
10. mercia ( 20/07/2007 14:12)
miangoty loatra le sipa ka!!!8)
11. cutie ( 20/07/2007 15:38)
mercia
hita wa :-D
12. mercia ( 20/07/2007 18:10)
:lol::lol:
13. cutie ( 20/07/2007 20:08)
Mpandefa : mercia [ Valio ] 20-07-2007 16:12:02
Lohateny : Re : number 1
miangoty loatra le sipa ka!!!

diso tafahoatra:-D
14. mabloo ( 21/07/2007 14:27)
nareo kosa e! mba misantimaka kosa izy e!
15. cutie ( 21/07/2007 14:46)
:-D:-D:-D:-D
tsy naturel le santimaka koa:-D
16. mercia ( 21/07/2007 15:35)
cutie: hita wa, amboamboarina be mintriny :oops:
17. cutie ( 21/07/2007 17:58)
za alou tsy mahavita mamboatra ohtran'reny e :-D
18. mercia ( 22/07/2007 10:03)
ary tsy mba misy clip nga hono iny hira iny e!!! mba tiko ho hita mintry iny jô miangoty iny:roll:8O , ary sao de mba le miangoty @ ny.. hihihi 8)8) hôtsan'iza mintsy ary ity sipa miangoty ty ee
19. cutie ( 22/07/2007 18:57)
eny wa
za koa mba efa nieritreritra ohtran'zay :-D
tsy mahita clip:cry:
20. mercia ( 24/07/2007 14:27)
Cutie (l)(l)(l) Merci be mintsy t@ ilay hiran'i Iary le Modia amizay(l)(l)(l)
MERCI (l)(l Cutie(l)(l):-*:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084