number 1
1. kidkid
(
18/07/2007 15:17)
Mba misy manana ilay number one an`i 18.2 ve?
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
répondu par cutie le 24/07/2007 19:36
2. cutie
(
18/07/2007 19:31)
Efa betsaka loatra no mitady an'io hira io
ka manin moa raha tsy samy mampiditra eto ze tonony hay avy de avy eo atambatra :lol:
ka manin moa raha tsy samy mampiditra eto ze tonony hay avy de avy eo atambatra :lol:
6. cutie
(
18/07/2007 23:19)
misy mamapime ahyz ay
Cherie a , aiza enao
mibosy aho
Mibosy aiza
Aty @ namako
Lhl sa vavy
Lh :-D
......................
poupou a , aza manao an'io enao
ny hasarotam-piaronao mba lanjalanjao ka
Cherie a , aiza enao
mibosy aho
Mibosy aiza
Aty @ namako
Lhl sa vavy
Lh :-D
......................
poupou a , aza manao an'io enao
ny hasarotam-piaronao mba lanjalanjao ka
13. cutie
(
20/07/2007 20:08)
Mpandefa : mercia [ Valio ] 20-07-2007 16:12:02
Lohateny : Re : number 1
miangoty loatra le sipa ka!!!
diso tafahoatra:-D
18. mercia
(
22/07/2007 10:03)
ary tsy mba misy clip nga hono iny hira iny e!!! mba tiko ho hita mintry iny jô miangoty iny:roll:8O , ary sao de mba le miangoty @ ny.. hihihi 8)8) hôtsan'iza mintsy ary ity sipa miangoty ty ee
20. mercia
(
24/07/2007 14:27)
Cutie (l)(l)(l) Merci be mintsy t@ ilay hiran'i Iary le Modia amizay(l)(l)(l)
MERCI (l)(l Cutie(l)(l):-*:D
MERCI (l)(l Cutie(l)(l):-*:D
