ndao hanokatra fiseraserana eny @ volana ??

1. sechat ( 17/07/2007 12:54)
mmmhh mety ho tsara ve ?
novalian'i niryna ny 20/07/2007 03:23
2. cutie ( 17/07/2007 13:42)
an3:-D
3. ari.malala ( 17/07/2007 13:48)
eny am volana? :-D:-D
4. pissoa ( 17/07/2007 21:20)
:-D:-D:-D:-D:-D

ze voadaka eny dia mitontona ety amy tany !
5. tslem ( 18/07/2007 07:13)
hafakely ndray zany eitreritr'i sechat zany, lasa lavitra be :-D
dia aôna aza ny fomba atao am zany fa zah koa te hiserasera eny :-w ohatry ny hilay an=D=D=D
6. mandrindra ( 18/07/2007 09:40)
ny eritreritra no efa lasa eny fa alefaso amin'izay izay tokony hanaraka
7. princesseN ( 18/07/2007 15:46)
milay be zany koa!ndao atao eh!:):):)
8. ianao ( 19/07/2007 04:01)
volana zilet mety ho tsra
9. mandrindra ( 19/07/2007 06:41)
:-D:-D:-D
10. princesseN ( 19/07/2007 13:03)
efa tonga teny zà fa tsy hitako tany nareo!de oaina be fotsiny zà!:x:x
11. sechat ( 19/07/2007 13:17)
Niezaka ihany za ny hiainga fa mavesatra be le vatana tsy mba ôtran'ilay eritreritra :lol:

12. sitlo ( 19/07/2007 13:23)
ny vatana ve no mavesatra sa le tany? :°)
13. niryna ( 20/07/2007 03:23)
sechat:

mmmhh mety ho tsara ve ?

Eto aza ny tena manetsetra koa:roll::D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094