:arrow:Sao dia mba misy mahalala kay le hiran'i groupe (l)CUPIDO:) (groupe tsy dia malaza zareo, avy ao ambohimanarina ao)Misy hiran dry zareo iray zay nande t@ radio dia tena tiko be mintsy fa saingy tsy haiko ny lohateniny fa misy an zao le izy
"Vitanao ny nandao, dia navelano irery teo aho....."
Dia eo @ refrain manao hoe
"Nefa izaho tiana anao :}
fa ianao no lasa nandao :cry:
oh oh
tsarovy akia ilay fitia (l)(l)
isika nankafia":-*
Sao mba misy olona avy ao ambohimanarina ao ka mba mahalala an'io tarika io kay? Raha tsy diso aho toa nisy nanao choriste niaraka t@ i titi mpihira an'ilay "mila anao ho namako aho, mila anao ho tiko sy tia ahy...." ry zareo reo:roll: . Saingy ilay tarika toa efa rava fa ny hiran dry zareo tsy maty ato am poko fa tena tiko be mintsy.
Misaotra eeeeeeee :):)