preservatif feminin

1. diamondra27 ( 05/07/2007 12:26)
hitako any @ gazety any ho any fa hoe: lancé any dago io preservatif feminin io?

ny tao an-tsaiko avy hatrany de ozy za we: tsy rariny kosa
satria nahoana?
asa na efa nahita io daholo isika na tsia?
Asa na fatantsika rehetra ihany koa fa ni-lancéna taty europe izy io t@ taona 99 tany ho any na talohan'izay , de ny valiny nomen'ny olona de we: tsy agréable fa otran'ny mitsofoka anaty sac poubelle le filahiana hono, izay no sensation an'ny lhl ao anatiny; de rehefa mampiditra azy ihany koa anatin'ny fivaviana dia mila fotoana elaela kely ary manapaka ilay feeling de mihemotra le halavan'ny filahiana...

de zao indray zany refa tsy tian'ny eropeana ilay izy de alefa any afrika...


ahoana ny hevitrareo @io.
Ho henoreo eny ihany moa ny havalin'ny gasy refa misy mampiasa io e! satria amiko na mainty na fotsy na mavo mitovy daholo ary raha manana izany sensation zany ny fotsy mety hanana izany koa le mainty.

novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:09
2. diamondra27 ( 05/07/2007 12:29)
Mode d’emploi

Pour placer le préservatif féminin, il faut être dans une position confortable (assise, couchée ou debout avec un pied posé sur une chaise). En sortant le préservatif, évitez de le déchirer avec les ongles ou des bagues. Pressez ensuite l’anneau intérieur entre le pouce et l’index et insérez le dans le vagin le plus loin possible. Placez ensuite l’index à l’intérieur du préservatif, afin de pousser l’anneau intérieur jusqu’au fond. L’anneau externe doit rester en dehors du vagin. Le préservatif est en place. Lors du rapport, il faut juste vérifier que le pénis entre bien dans le préservatif. Pour le retirer, tournez l’anneau extérieur afin de le fermer (pour empêcher le sperme de couler). Il suffit alors de tirer doucement pour enlever le préservatif.

Contraception - Le préservatif féminin - suite

[-- Les liens sponsorisés de Doctissimo --]
Club-Assureur - Assurance et Mutuelle Santé
Comparez gratuitement les offres des assureurs et des mutuelles pour votre santé.


nalaina tao @ doctissimo
3. diamondra27 ( 05/07/2007 12:31)
ho an'izay mbola tsy nahita de

http://images.google.fr/images?q=preservatif%20feminin&ie=UTF-8&oe=UTF-8&client=firefox-a&rls=org.mozilla:fr:official&um=1&sa=N&tab=wi
4. tsiafoi1 ( 05/07/2007 13:02)
Ho ahy manokana zany de tena tsy tia mampiasa préservatif mihitsy, na ho an'ny lahy io na ho vavy, le naturel ihany no misy sensation tsara. Mampihena ny fifankatiavana ny fampiasana ireny ka manjary mampijangajanga ny andaniny sy ny ankilany, satria tsy mahazo fahafaham-po tsara fa misy elanelana. En plus koa ty fampidirana azy mbola tantara lava koa. Oups!!!
Tsy miady le izy fa rehefa tsy mahita marché any europe rizareo producteur tokony avadiny baloom le izy, fa iny misy marché bebe kokoa. Mino aho anefa fa efa nanao études de marché tsara rizareo vao namokatra anio, ary mety handeha ihany aty amin'ny tany mahantra satria maro an'isa ny vehivavy ary betsaka ny tsy an'asa.
5. booboo ( 05/07/2007 13:11)
Raha ny safidin'ny vhv iraika hampiasa io ve no fantany fa mety aminy sy tiany kokoa, tsy hitako hoe inona no hirarahiny an'zay "confort" n'i mr zizi any ... :°)

Na izany na tsy izany aza, efa maro ny karazana meth. contraceptives any M/car fa tsy io fotsiny. Ny fampahafantarana ary fanabeazana no mila hamafisina sy ahely kokoa fotsiny dia misafidy zay tiany sy mety @ toe-batany fotsiny ny tsirairay avy teo...
6. kally ( 05/07/2007 19:28)
Ka mbola tsy misy fifanerena io fa raha hoe terena daholo ny vhv hanao an'io dia marina. Avelao izay te-hampiasa hampiasa, izay tsy te-hampiasa aleo amin'izao.Rehefa tsy laitra akisoka rangahy raha maba manisa andro ramatoa dia aleo mba hisatroka ramatoa e!
7. ravakamalala ( 05/07/2007 21:05)
zao fotsiny fantaro rankizy a!
"tout acte sexuel qui exclut la reproduction est un pêché"
io fananantsika io dia natao hamokarana fa tsy natao anaovana zavatra hafa mihitsy.
Ka mamokara dia mamenoa ny tany fa aza mandany andro amin izay preservatif izany!
8. cutie ( 05/07/2007 21:37)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 05-07-2007 23:05:58
Lohateny : Re : preservatif feminin
zao fotsiny fantaro rankizy a!
"tout acte sexuel qui exclut la reproduction est un pêché"
io fananantsika io dia natao hamokarana fa tsy natao anaovana zavatra hafa mihitsy.
Ka mamokara dia mamenoa ny tany fa aza mandany andro amin izay preservatif izany

:-D:-D:-D:-D:-D
9. Papoose ( 05/07/2007 22:41)
fa zvt klown mba henoko t@ le izy dia hoe ilaina asiana lubrificant ihany hoe sao de maisatra dia hoy hono le en plus infirmiere hoe, mety daholo na dia diloilo coco aza!=))=)) satria angamba zany zay no zvt mora hita nefa malamalama tsara!:°)
10. diamondra27 ( 06/07/2007 09:47)
ravakamalala: wééé, merci maman :wink:
fa zao nge e! le preservatif miaro @ aretina koa

de ahoana ny famelomana ny zaza be de be? Firy ny tanjona : 7 lahy sy 7 vavy ve?

papoose: quoi?8O
=))=)) grave be koa zany infirmière zany klé
vaseline nometimety kokoa hoe: mantsy le infirmière raha hitanaoizy. Hoditr'akondro koa aza ange malama we de maninona tsy ahosotra aminy.
Sa zay le we BIO de mety mahasalama? tssssss

mbola misy tsy ampy aza io fampidirana azy io fa ny nampianarina anay t@ formation fa tsy teny @ sisiny :oops::oops:de we: atao forme 8 le izy raha atsofoka
11. diamondra27 ( 06/07/2007 09:49)
papoose: zay le mbola tsy afako @ gasy
tsy maintsy mitady solution sy midebra refa tsy misy ny lubrifiant

tandremo ihany ry zareo ny zavatra asesika any anaty any fa sarobidy ange io e!
12. ikaretsaka ( 07/07/2007 15:05)
kiiiiiii de amofona coco be foana izany isaky ny avy mananona ka handeha hi pipi!
dein!
13. diamondra27 ( 07/07/2007 16:10)
ika: tsy aleo ve vanille?
14. Papoose ( 09/07/2007 04:50)
ka lafolafo kokoa ny vaseline, ny vanilla moa dia tsy lazaina tsony! ny hoditr'akondro ndray tsy malamalama aharitra ao anatin'ilay kapoty!sady le izy koa ny tambawax no tena atao cibles ne e!dia atao daholo zay ampiasainy azy ko miaraka @ fomba sy fitaovana tsotra dia tsotra, ary mora vidy!
ika, mamofona coconut butter lotion fotsiny fa tsy maninona zany!:-P
15. diamondra27 ( 09/07/2007 12:43)
papoose: misôtra akia a!
zay ndrindra wa no tena mampalahelo @azy ty: le madinika foana no voadona
16. xxx ( 09/08/2007 15:24)
aleo iany ianareo sipa tia manann manana an'io ao ampôsy sao tsy manana tampoka ilay ranamana
17. miraymel ( 26/11/2007 04:34)
ny préservatif féminin atsofoka any amin'ny gynéco amin'ny voalohany satria mila fahazarana, :-$, zay ihany no mba fandraisana anjarakeliko, hihi
18. mibalika ( 15/03/2009 13:09)
miarahaba ny rehetra,
ny zavatra tiako ambara aminareo rehetra ireo,efa nahita olona voan'ny sida ve ianareo?izaho mahita isan'andro satria izany no asako,ny preserv.fem.d natao indrindra ho an'ny vhv afrikana zay tsy te ho voa sy ireo izay te hiaro ny tenany na fotsy izy na mavo na mena ,tsy mila asiana huile de coco izany fa efa lubrifier ohatran'ny preserv lehilahy,marina fa am 1°sarotsarotra ny mampiditra azy fa toy ny zavatra rehetra ihany,na ny andehilahy aza misy tsy mahay mametaka izany ny sasany!!!tsara ny miray fa tsara be kokoa raha mitandrina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6381