miasa hatrany hoe?Mais franchement, qui ne fé pas son boulot

1. tezitra ( 04/07/2007 15:21)
(Mpandika teny Her: raha matahotra dika diso dia ataovy teny gasy)

Mazava ho azy, fanontaniana tsara fipetraka:

1)Rainilita izay mifoha amin'ny 4 maraina any Andoharanofotsy, mandeha antongotra mankany Ambohimangakely, toerana lehibe indrindra fikarakarana saribao, izany hoe mihoatra ny 50km, mba hikarakara saribao hazo (sa arin-kazo?) , dia mijanona any 1 na 2 herinandro, tsy miasa ve izy?

2)Sy Baozoma, izay mipetraka ao Ambalankisoa, mifoha amin'ny 3 ora marainamba hikarakara kafe sy makasaoka, hamidy amin'ny tsena lehibe indrindra ao Ankirihiry, sy tsy mahita mihitsy (jamba?), ny zanany (ah azoko), satria ny tolakandro dia lasa mivarotra kobaravina vao mafana, ary ny hariva dia lasa mikil (tratra Baozoma :lol:) eny ampasimazava sy tsaralalana (oups double indice) sy Pigale, dika Tamatave, akaikin'ny seranantsambo lehibe mangana daholo na sandry , na ny loha... mampalahelo lazaina, tsy manao na inona na inona?

3)et Relahiandroy, (... lanaka ny mpandika teny)

(Ataovy teny gasy dia tsy voadika vilana...)

MIHINANA SOA TSA HO KENDA; NY VOLA RAHA TSA HO LANY [/b][/u]

Nahitsin'i hery
novalian'i kanota ny 06/07/2007 09:23
2. rush ( 04/07/2007 16:26)
tezitra:

(... lanaka ny mpandika teny)
teto aho vao tena mba tapaka ny tsinaiko ahahahahahahahaha manahirana olona ianareo ratezitra a!


3. kanota ( 05/07/2007 01:53)
Mbola velona angaha i Tezitra Tsak tsak zato arivo? Tsy mahay teny Malagasy sa ahoana. Efa nanazava daholo ny namana fa miasa ary miezaka ny tsirairay. Ny sasany moa dia ny mametraka hoditr'akondro ary ny manimba ny vita sy mandany andro amin'ny tsikera no ataony. Raha tsy mahay teny Malagasy ianao fa mipetraka andafy dia aza adino fa tsy ny modely andafy no azo atao copie aty Madagasikara satria tsy mitovy ny lalana nolalovana. Sao manao sahala ilay vetsoko manohatra an'ny Filohan'i PORTUGAL sy ny Filoha Malagasy. Ny vorona andanitra ve no asiana sira. Na izany na tsy izany TSAK TSAK ZATO ARIVO, AREMA TSY ILAINA INTSONY.
4. nathie86 ( 05/07/2007 06:45)
tezitra misy ny tsy miasa ka oayy d bdb ny tsy manao ny asnay ara-dalana, dia io ôtran'ny oe atsipy ny teny any ampon'ny mahalala eh.
5. kanota ( 05/07/2007 09:36)
Tezitra tsak tsak zato aribo any ampasana. Arema mila mandraitra vavan'AMBOA.
6. xxx ( 05/07/2007 12:29)
mapmé beuh!=))=))=))tezera fôna fôna an!
7. xxx ( 05/07/2007 12:52)
E!e!e!:-D:-D:-D tena mampihomehy mihintsy ity tezitra ity.
Nareo ve rehefa eny an-dalana tsy tafintohina fône. Raha ny Arema no tian'i tezitra dia hajaina ny hevitrao fa ny toe-tsaina fotsiny no ovana kely dia mba manantena lafiny tsara foana fa tsy izay miainga rehetra dia ny lafiny ratsy foana no hita. :-D:-D:-D reraka ve ny mpandika e! Koa naninona koa raha nolazaina teo koa ny asan-dry ketaka, bozy, rasoa, ravao, rainivoanjo, sns .... maninona raha atao le Ctrl+c dia avy eo Ctrl+v e!
8. nathie86 ( 05/07/2007 13:50)
io lay oe tezera fa aza manota:-D:-D:-D:-D:-D
9. kanota ( 06/07/2007 01:36)
Maninona ianareo no manao ity xxx ity fa mifanohitra ilay hevitra ka manahirana. Indraindray xxx AREMA indraindray xxx vahoaka tsotra. Ary mety xxx TIM. Raha tsy mahay miteny Malagasy dia isaky ny hiresaka aminay izany dia haka mpadika teny ve tsy loza. Tsy aleonay avy hatrany dia vazaha sady mahay no manana traikefa. Tezitra solon'anarana Malagasy tsy mahay teny Malagasy. Tsak tsak zato aribo any ampasana ary ny AREMA zairo ny moltra fa tsy ilain'ny Malagasy.
10. nathie86 ( 06/07/2007 06:50)
kanota mila fanazavana za ra mety:)
11. Jeankely ( 06/07/2007 07:01)
Za koa mila fanazavana aminao ry nathie86 ooooo
12. nathie86 ( 06/07/2007 07:07)
fanazavana inona mo zany oooooo:)
13. Jeankely ( 06/07/2007 07:19)
Amin'ilay tary ooo
14. kanota ( 06/07/2007 09:23)
Tezitra tena ary miasa izahay vao afaka mihinana. Mianatra vao afa-panadinana fa tsy notolorana fotsiny. Mitady koa izahay vao mahita fa tsy mangataka izany. Raha misy mangataka taminareo dia tsy ny Malagasy rehetra no mpangataka fa izay sendra ny tsy nety. zanak'Arema vavanamboa. Tena aloha ry tezitra an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1098