Antitra Kely !

1. pissoa ( 01/07/2007 09:47)
Misy fomba fanalana ilay mikentrona amin'ny andrina ireny ve ? Ilay karazany ranonampango sy voamadilo ... fa tsy dia mampiasa zavatra simika be loatra !

Antitra kely ny andriko fa nila fiaretan-tory kely tato ho ato 8O
novalian'i dailynews ny 12/07/2007 19:59
2. tess ( 01/07/2007 11:34)
bôsista be angaha de miketrona refa mibosy! tandremo io an! somary atao massage isan'andro ampiarahina amin'ny izay zavatra apetaka eo fa i pissoa tsy tia produit chimik anefa menaka anti ride ireny mahafaka azy ;...:?
3. marylou ( 01/07/2007 12:10)
pissoa: lifting atao ankia a, assuré tsara @ iny!:-D:-D...fa ny bibilava ko anie hoe ho andry zareo mpihinana anazy ireny maha-tanora céllulle be ;^^^^^^ beeeeeeeeuuuuuuuuuuurrk.....!:°)
4. xxx ( 01/07/2007 12:23)
marylou:

pissoa: lifting atao ankia a, assuré tsara @ iny!:-D:-D...fa ny bibilava ko anie hoe ho andry zareo mpihinana anazy ireny maha-tanora céllulle be ;^^^^^^ beeeeeeeeuuuuuuuuuuurrk.....!:°)
rakarinah indray ity marylou ity!kapoka iray ny fomba fiteny sy fanoratana!
manaova cure kely @ concombre pissoa a!iny no apetka eo @ misy ride 15minitra isan'andro e!


5. vale ( 01/07/2007 12:28)
misy de mararay saina @ resaka PS :^):^):^)ato!:-D:-D
6. pissoa ( 01/07/2007 17:07)
misaotra namaly ooo !

tess : aty aza zao mbola vacs kou hibosy haninona njay :-D:-D:-D
OK, thanks amin'ilay hevitra. raha vetivety no hampiasana produit chimique de tsy maninona fa sao mila hoe atao foana koooo :{:{:{

marylou : efa nandramako io fa tsy nandaitra :°):-D

xxx : OK, misaotra ! ampiarahina amin'ny tenin'i tess zany io :wink:
7. vale ( 01/07/2007 22:47)
pissoa: ny pépin-na résin koa toa mahafaka ride, dia tantely konkoa! dia aza miaharin-tory be tsony! lol
8. cutie ( 01/07/2007 22:55)
dia aza miaharin-tory be tsony! lol

tena marina io:lol:
9. vale ( 01/07/2007 23:18)
:°):-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. pissoa ( 02/07/2007 00:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. cutie ( 02/07/2007 00:19)
jereo fa mbola tsy matory foana :-D
sa moa efa maraina :-D
12. pissoa ( 02/07/2007 00:35)
:-D:-D:-D

refa tapitra ny vacances dia matory aloha njay zah :-D:-D:-D
13. cutie ( 02/07/2007 00:47)
vacances koa manala an'le ketrona :-D
14. pissoa ( 02/07/2007 02:02)
hi hi hi ! :oops::-D
15. pitoussy ( 02/07/2007 07:59)
nahita ity post ity zah d lasa haingana koa alou nijery fitaratra nandinika so d efa mi pli-pli kou le handrina:-D:-D:-D

ary le argile verte manala ketrona mou sa manadio tarehy :oops:
16. vale ( 02/07/2007 14:29)
cutie: ahan!:wink::-D:-D:-D:-D:-D

pissoa::-P de aza matory mihintsy mandram-pavita ny vacs ho haingana!:lol::-D:-D:-D:-D
17. pissoa ( 02/07/2007 16:58)
pitou : mampime njy =))=))=))
tsy haiko le resaka argileverte an :oops:

vale : tsy mila masika eo ^^:-D:-D:-D
18. ikaretsaka ( 03/07/2007 13:18)
dia aza adino kao ny mikotrana e... summer fa tairo ny dia tongotra lavitra sy/na ny bisikleta!
19. vale ( 03/07/2007 17:35)
woaaaaay, tsisy masika izany ankia eo pissoa a, mampiketrona ireny, sa njy te hiketrona be !:lol::-D:-D:-D:-D:wink:
20. pissoa ( 03/07/2007 23:21)
Ika : Poika ! aty aminay aza Winter be manadala zao koa :-D Ni-snow mihitsy dia faly ery za fa zay za vao nahita an'zany :oops::-D:-D:-D (nefa kely sady 1 andro fotsiny :cry::cry::cry:)

Vale, ito zany :-D:-D:-D
pissoa: de aza matory mihintsy mandram-pavita ny vacs ho haingana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477