Antitra Kely !

21. vale ( 04/07/2007 00:40)
:oops::oops::oops::-D:-D:wink:
22. ikaretsaka ( 04/07/2007 15:01)
ko na winter na summer angaha dia tsy afaha mandeha lavitra sy manao bisikleta?
23. pissoa ( 04/07/2007 16:41)
afaka tsara mihitsy ka ! fa le tenin'i Ika hoe summer fa tairo no noteneniko hoe tsy summer ka :oops:
24. nathie86 ( 05/07/2007 06:59)
asiana ranona votabia ko tô mety kty, matoria tsara iany sô d marary eo ee,:)
25. booboo ( 07/07/2007 18:54)
Pissoa > mety efa niverina tanora zay enao ao ê ? hihihihi. Izay vao tadidiko fa persil ampiasaina. Potipotihena dia ilay izy boledaboleda maranondranoka iny no apetapetaka eraka ny tava. Aza mihaza voalavo alina loatra tsony @ manaraka :°)
26. pissoa ( 10/07/2007 18:31)
:b:-D:-D:-D:-D:-D

misaotra e ! efa tsy hita be tsony kloo e ! :-D
27. dailynews ( 12/07/2007 19:59)

OK, thanks amin'ilay hevitra. raha vetivety no hampiasana produit chimique de tsy maninona fa sao mila hoe atao foana koooo :{:{:{

ny produit simika aky tsy maninona raha ireny produit tsara ireny no ampiasaindry a. ampiasao ny neutrogena, na l'oreal, na nivea visage sns..ilay misy anti rides fa tsara be ireny. izy kosa aloha tokony hampiasaina foana e. raha tena te hijanona tanora endrika indry dia tokony hampiasa ireny foana fa sady miaro amin ny masoandro izay antony voalohany mampamora antitra indry. izy ireny no manala ny rides izay efa misy sns...izaho dia tena mahita mihitsy ny vokany aloha e. ny tarehy aky natao hokarakaraina isanandro an ankoatra n ny zavatra hafa sasany...adidin ny vehivavy mandrakizay ny fahitako an io. mazotoa!!!!







© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068