carte producteur

1. bazylou ( 28/06/2007 01:39)
izany indray no fika vaovao hitsikilovan'ilay 8 ny mahita asa sy ny tsy mahita, .... ary nytsyhahita ma,drakizay!! hatao solon'ny ANPE hono e!! resakettra.....:-D:-D:-D:@:@:@
novalian'i rahiratra ny 30/06/2007 01:36
2. tsoraka ( 28/06/2007 02:10)
Tsy tokony asiana angaha sa sahala ny any anaty ala samy manao izay ataony ny any andafy hitoeranao. Tsy fantatra ianao na karazan'olona avy any anaty rano na avy andanitra, na mpanao inona na mpanao inona? Izay mivoaka aty aminay dia ianao no be resaka ve? Raha tsy mety io dia ny teknisianina isantokony no tsy mahavoa satria avy amindry zalahy ny hevitra fa tsy misy izany hoe atidohan'olona iray izany no aharaka ity singan-javatra izay mipoitra ity.
3. ranitse ( 28/06/2007 10:08)
Izaho mba ampidiro amin'ny carte very seza=)) any bazy an
4. bazylou ( 28/06/2007 22:46)
ireto dia faly anaovann'y olonaizao fatina karatra hetotra rehetra izao!!, dai faly ery , nefa mba mahita alavitrave ianareo ????:°):°) FA efa tsy ampy angaha ny kara-panondro?? maninonano mamorona izao taitain-javatra rehetra izao??
5. sitlo ( 29/06/2007 00:07)
Tsotra kely ny valiny. Rehefa tsy hay ny antony dia akombony aloha ny vava. Dia manaova fanadihadiana vao miteny.
6. ranitse ( 29/06/2007 01:53)
Mahay be io fa efa harosonay President io ato ato. Na izany aza mila mijery ny karatra very seza vao tafiditra akama an
7. tsoraka ( 29/06/2007 02:35)
Mba ampidiro ahazo carte very seza koa i Tezitra tsak tsak zato arivo
8. bazylou ( 29/06/2007 23:46)
Tsy takatry sitlo and co io e,,!!:: ary maninona raha asiana karatra koa ny akanjo anaovana, ny kiraro anaovanao, ny tele jerenao ao an trano....
MAZOTOA MANOMPO EE:-D:-D:-D
9. rahiratra ( 30/06/2007 01:36)
Karatra mpanompo AREMA koa misy dia ampiana Karatra very seza. Ataonay President Bazylou rehefa voahangona ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1471