Le singe imite l'homme
1. sitlo
(
26/06/2007 14:53)
"Et plus le singe imite l'homme, plus la différence se montre."
Alain dans Esquisses de l’homme (1927)
http://classiques.uqac.ca/classiques/Alain/esquisses_de_lhomme/esquisses_de_lhomme.pdf Alain ho an'izay tsy mahafantatra dia filozofy frantsay nalaza.
Citation mba tiako io. Fitenin'ilay mpampianatra tamin'ny kilasy famaranana ho an'izay maka tahaka fa tsy mijory ny maha-izy azy. Dia mba nalefako eto fa toa lasa lazaina fa izaho foana izay olona makamaka tahaka ahy rehetra.
:-*

novalian'i sympa ny 06/07/2007 12:33
5. sitlo
(
26/06/2007 20:24)
Na ny Baiboly na i Darwin dia samy nilaza fa ny singe no nisy aloha.
Fa kay any Chine be dia be ny karazana boky mitantara ny fiforonan'izao tontolo izao.
Fa raha ny science no jerena dia i Darwin no ironany bebe kokoa.
Raha atambatra moa izany araka ny hevitra kidaladala dia gidro izany i Adama sy Eva. Sady tamin'izany mbola tsy nahalala menatra.

8. xxx
(
26/06/2007 21:22)
sitlo:
Na ny Baiboly na i Darwin dia samy nilaza fa ny singe no nisy aloha.
...
Raha atambatra moa izany araka ny hevitra kidaladala dia gidro izany i Adama sy Eva. Sady tamin'izany mbola tsy nahalala menatra.
Tsy voatery mihitsy k. Mety oe : niova ho ol miandalana ilay gidro. Ka ny olona voalohany nipoitra avy tamin'ireo gidro ireo dia adama sy eva. izany hoe : efa tsy gidro tsony ry zareo
9. sympa
(
27/06/2007 11:59)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/Singe1301.gif[/IMG] :-D:-D
11. sitlo
(
27/06/2007 15:20)
dia nanomboka oviana ary no natao hoe olona fa tsy jako intsony
asa re, raha nijanona ho jako ny olona dia mbola ho maitso be ngamba ny tany. Dia tompondaka ny liona sy ny voromahery. La raison du plus fort nefa science sans conscience toa aleo ihany godro kle
ps: azoko tampoka ny tian'i pissoa notenenina :-D:-D, tena zazavavy :x, raha nanana kouakou aho efa nasiako pissoa teo am nos amis ont envoyé leurs photos. :?:-D

12. naughtyboy
(
27/06/2007 17:35)
atr@ nahaoul ny oul :-Dsariny sitlo v de azo ampitovina @io ambony io tsia novaliny:)
13. Fiffi
(
27/06/2007 17:59)
naughtyboy: fa tena nahita an'le reportage zay zah de hoe ny singe hono no voalohany de nivadika tsikelikely ?:roll:
14. naughtyboy
(
27/06/2007 18:29)
ie possibilite daoly zany ary tsy azo lavina tanteraka fa ny evolution physiologique ny oul de efa ela no nanomboka arynony nivoatra ny oul de tsy mijanona ho gijo tsony,biby samihafa zany reo ka tsy azo ampitovina tsony ra ny fahazaoko azy asa kalo:°)
16. tess
(
27/06/2007 18:48)
ny gidro hafa ny rajako hafa ny gorile hafa ka iza amreo n o niandoahn'i ra olombelona:°)
17. Stretch
(
27/06/2007 19:30)
ka ny ra olombelona ko misy karazany bobaka,
za mahita ol tena mbola ôtrany rajako mahintsy fa tena :{
ndrindra ry zareo le any australie reo,
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img511.imageshack.us/img511/6210/singebisousld6.jpg[/IMG][/URL]

18. sympa
(
27/06/2007 19:33)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/kneu_monster.gif[/IMG] :-D:-D
19. Stretch
(
27/06/2007 19:42)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/minisouris.gif[/IMG] vizak'eo elà ry sympa ,miozongozona tsy hita we aôna eo, avy aty fa ameko frômaka,
20. fasaly
(
27/06/2007 19:51)
sympa:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/kneu_monster.gif[/IMG] :-D:-D
:-D:-D:-D tena tsy ampy kalisioma io..;voan'ny bemangovitra:{