Mifalia fa Malagasy

1. lamie ( 26/06/2007 05:42)
Miarahaba antsika Malagasy eran-tany tratry ny asaramanitra!:-*:-*:-*:-*:-*
2. Fiffi ( 26/06/2007 06:07)
lamie: misaotra anao de torak'zany koh :):-*:-*:-*:-*

de ozy Njakatiana koh hoe: Mifalia fa Malagasy..

Mifalia fa malagasy e!antsika roa lay e!
Mifalia fa malagasy e!antsika leroa
Miravoa fa gasy e!Antsika lahaby e!
mifalia fa gasy e!Zalahy

Miravoa fa malagasy e!atsiah
miravoa fa malagasy e!anao rakia e!!
Mifalia fa gasy e!
anao jako o!
Mifalia fa gasy e!lie e!

Lava raha hitanantara ny ratsy sy ny tsara fa io i Gasikara
ny anaranao tsy miova fa io no efa lova
K'ataovy soa
Misy anefa ambadika any reo zay tsy mba manantany
tsy anao anefa izany
Ino koa raha ilainao

manana ianao oia
Gasikara ny anao oia
Malagasy ny anaranao
Io nomenjanahary anao
Enao malagasy ianao oia
D inono koa?
Iza no havandreo a
Ary aiza ny fiavin-dretsy atsiah
3. dongadonga ( 26/06/2007 06:15)
mampitsinjatsinjaka be le hira an ,hii hiii hiiii=D=D
4. Fiffi ( 26/06/2007 06:20)
dongadonga: ka ilaina io androany koh ! :)
5. dongadonga ( 26/06/2007 06:46)
sady mandeha @ radio aty @nay izy izao ,tena mientanetana daholo izahay aty=D=D=D=D
6. Bita ( 26/06/2007 07:16)
Misaotr'e!

Gasikara!, ggasikara dia mba ho aiza'e? (2)
Tanana misy antsika izy(2)
Feno trano mangamanga .........

Samy tratrin'ny asaramanitr'e. Ho ela velona anie Dago sy ny ao aminaso
7. dongadonga ( 26/06/2007 08:10)
manja be ny fety an,asa raha manitra ny anareo?
8. kelly13 ( 26/06/2007 08:48)
dongadonga>andefaso pitsopitsony re fa aty tsy nisy fofona a! :°)
9. Stretch ( 26/06/2007 09:00)
:-D
asaramanitra nefa maimbo tsipôpôka:°)
dômazy mintsy le henakisoa sy gisa manitra ao ambilany be ao.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG]
10. kelly13 ( 26/06/2007 10:06)
alefaso ry stretch fa tsy olana na maimbo tsipôpôka aza le henakisoa sy gisa e :°) reventsika mlay fôna
11. rush ( 26/06/2007 11:12)
misaotra lamie aaaa! dia miarahaba antsika Malagasy eran-tany tratry ny asaramanitra daholo e!
12. marylou ( 26/06/2007 11:37)
rush::-*:-*:-*:-* antsik arehetra, taranaka malagasy aby aby , de bon'app aby :-*
13. mandrindra ( 26/06/2007 14:59)
ataovy ho rehareha ny maha malagasy
14. andry08 ( 26/06/2007 16:53)
arendrinaôôôô!
aredrinaôôô!:D
15. lamie ( 26/06/2007 19:02)
tsaroakao ny hiran'ny ankizy manao hoe:
arendrina taratasy o! may!may!may!
16. Fiffi ( 26/06/2007 20:23)
mampi-:-D:-D:-D:-D anaha daholo zany an ! inn re ny anaha eh ? :roll:
17. Stretch ( 26/06/2007 20:25)
kelly13:
alefaso ry stretch fa tsy olana na maimbo tsipôpôka aza le henakisoa sy gisa e reventsika mlay fôna

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/larmes-aux-yeux-524.gif[/IMG]
nirehatsa ny arendriko de may ny tananako nefa novidina lafo be mintry le izy, nitsipitihany afomanga ny tongitso de sady tsy afaka mitondra an le henakisoa any a zany no sady tsy afaka mandé,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/cri-hurle-895.gif[/IMG]

18. kelly13 ( 26/06/2007 20:27)
zany d tsy te hizara fotsiny :°)
19. Fiffi ( 26/06/2007 20:30)
fety be zao any dago any an !
20. Stretch ( 26/06/2007 20:34)
nahazo mailaka avy any a fa tsy de tena mafana hono hoy ny havana fa mangatsitsika fa kikina ny olona,
ny mpivarotra tsipôpôka azany hono nahia kely fa tsy betsaka toy ny mazatra , dômazy

indrisy fa sôsisy :-D raha nisy sôsisy azany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2